Ho Aiza Moa Aho- NY AFAKA ANKADIKELY ILAFY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @milinarazanakoto6652
    @milinarazanakoto6652 9 ปีที่แล้ว +2

    Jesosy ô ho aiza moa aho, hianao no mpamonjiko, diovy ny foko, mamindra fo amiko fa mitady anao aho, matoky sy manantena anao Tompo malala

  • @emilsonrakotondranivo2814
    @emilsonrakotondranivo2814 9 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho Anao Jesosy o!!..Deraina mandrakariva ny Anaranao Mahery...Alleluia Amen

  • @samonmofo7632
    @samonmofo7632 5 ปีที่แล้ว

    EO AMINAO NO MISY NY MAHATSARA AHY ARY AO AMINAO NO MISY NY TSARA 👏👏💖💖 AMEN

  • @isabellerazakasendra6695
    @isabellerazakasendra6695 9 ปีที่แล้ว

    ho aiza tokoa moa izahay Jesosy o! ao Aminao ireny ihany no misy ny fiainana ry be famindrampo o

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 6 ปีที่แล้ว

    vonto ny foko mihaino ity hira ary latsaka ny ranomasoko!merci nahalalako ity hira tsy hitako izay ho aleha raha tsy eo akaikinao JESOSY ô!!!amen!!!!!

  • @joharyfanomezantsoarandimb8068
    @joharyfanomezantsoarandimb8068 5 ปีที่แล้ว

    Mahereza ry Afaka amin' ny fitoriana ny Filazantsara. Vontosy Filazantsara ity Nosintsika ity! Mivavaka ho anareo!

  • @joellieravaoharisoa778
    @joellieravaoharisoa778 5 ปีที่แล้ว

    Hanandrana hafa tsy fantatra izay mbola hanjo... F'Ianao no tiako ka fikiriko mafy dia mafy dia mafy tokoa... ❤

  • @lovaamdriatoavina5072
    @lovaamdriatoavina5072 6 ปีที่แล้ว

    tena tsara n tompo fikiriko mafy ts ial ato amiko iz mandrak izay amen

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena1087 9 ปีที่แล้ว

    Tompo ô ! Mamindrà fo amiko fa mpanota aho .Diovy aho Jesosy ô ! AMEN

  • @mamiejenny996
    @mamiejenny996 3 ปีที่แล้ว

    Aleloia 😇 😇 😇 😇

  • @hanitriniainapatricyaflori7406
    @hanitriniainapatricyaflori7406 9 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e latsaka ny ranomasoko miheno ny hiranareo rehetra

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    Amen!!! Amen!!!Amen!!!Amen!!!Amen!!!Amen!!!Amen!!!

  • @rakotoarimananahubert8194
    @rakotoarimananahubert8194 9 ปีที่แล้ว

    Tena fikiriko mafy de mafy tokoa Jesosy, Loharanon ny Fahasoavana manome fiainana anay mianakavy hatreto am fandalovana ka hatrany am Fiainana mandrakizay.Isaorana ny mpamoronkira,ny mpihira fa indrindra JESOSY. oli METM Besarety.

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraky indrindra anareo fa tena tafapita ny hafatra ankira e!

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina1914 8 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA E!AMEN,AMEN!AMEN

  • @oilivonjisoanambininjanaha1348
    @oilivonjisoanambininjanaha1348 6 ปีที่แล้ว

    Manakasitraka , Ao Aminy irery ihany tkou no mahatsara sy mahafa-po antsika

  • @rasoloherimalalamariemiche9925
    @rasoloherimalalamariemiche9925 5 ปีที่แล้ว

    Hoaiza toko mo zahay tompo o

  • @razanapahatelomamitiajaona6899
    @razanapahatelomamitiajaona6899 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be tompoko ilay hira... Tena mampahery e.... Misaotra betsaka e

  • @narydonismartial6457
    @narydonismartial6457 7 ปีที่แล้ว

    Tsara ny hira fiderana. si possible de mba omeo ahy ny solfa lay hira hoe miala satana iny azafady mba ho amianaroko ny ankiziko.

  • @mandaramahefanimanana914
    @mandaramahefanimanana914 8 ปีที่แล้ว

    tena mahafinaritra e,tsara ny idera ny tompo

  • @menjatokyrabefaritra8836
    @menjatokyrabefaritra8836 9 ปีที่แล้ว

    tsara indrindra ianao Jesoa ka tomoera mandrakariva aty am-ponay ahafahanay mitsaaoka anao eo amin'ny fiananay manontolo na faly na ory

  • @tsinjoambinintsoa9116
    @tsinjoambinintsoa9116 7 ปีที่แล้ว

    fikiro mafy ny Tompo, tsy misy tahaka Azy e!

  • @holyrakotomanana3135
    @holyrakotomanana3135 10 ปีที่แล้ว

    makasitraka e tsara loatra

  • @manasehudson419
    @manasehudson419 6 ปีที่แล้ว

    Tena tsara