Araka ny fangatahan'ny maro dia indro apetrakay eto amin'ny TH-cam ny Version 'ny hira "O! RY FIRENEKO" tanterahin'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA. Manentana anao hividy ny DVD Edition 2015 izay misy io hira io sy 9 hafa ho fanatevenana ny Asa fitoriana sy ho Voninahitr'Andriamanitra.
Finaritra. Misaotra amin'ilay fanontaniana. Ny hira noforonon' Ingahy NDRATOSON Georges ( izy ilay manao solomaso mainty mitarika ny hira ao amin'io clip io) dia afaka ataon'izay Antoko Mpihira te hanao azy (ny Mpitory nanao an'io, ny Ampifitia, ny Anjomara Anosivavaka, ...), fa ny "version" no mampiavaka ny tsirairay. Raha lazaina amin'ny fomba hafa izany dia hoe tsy an'NY TSANTAN'IMAHAMASINA akory ny hira O! ry fireneko fa io "version"-n'ilay hira io (ny "arrangement", ny fomba fihira) no an'azy ary mipetraka any amin'ny OMDA . Izay no mahatonga ilay Clip raha mijery ny "titre" isika dia misy ao hoe "version Ny Tsantan'Imahamasina". Dia ny Antoko Mpihira hafa izany na tarika dia an'azy tsirairay avy koa ny "version"-ny. Mirary soa indrindra
Tena tsara kosa ny nanaovanareo anle hira e. Mankasitraka. Voninahitra ho an'Andriamanitra.
Ho tahian'Andriamanitra Tompo ny Maro hatrany anie i Madagasikara sy ny Malagasy rehetra erantany!
Araka ny fangatahan'ny maro dia indro apetrakay eto amin'ny TH-cam ny Version 'ny hira "O! RY FIRENEKO" tanterahin'ny Antoko Mpihira NY TSANTAN'IMAHAMASINA.
Manentana anao hividy ny DVD Edition 2015 izay misy io hira io sy 9 hafa ho fanatevenana ny Asa fitoriana sy ho Voninahitr'Andriamanitra.
Tompo malala ô! henoy ny vavakay, tahio ny tanindrazanay. Amen!
Firenena mafy loha, firenena be marenina!
Rahoviana ianao vao hamaly?
Enga anie ianao tsy hanenina!
Enga anie ianao hijaly
Hahandry anao anie Jesoa!
ny mpitondra antsika no be marenina
@@ndimbyman5726tena marina lzany
mirary an'i Mr Ndratoson mivady hanhavita be hatrany amin'ny asa ! tena nahavita be ary mbola hahvita be! mahareza Tonton !
mila fanohanana izy mivady
o ry fireneko misy feo miatso mba renao ve zany antso2 zany misy feo mitady anao ry mpivahiny ?
tena ao tsara ny feo, repartition, piano, complimenti ragazzi ndrindra hoani maestro. bravooooo
mankasitraka. Ny dera ho an'ny TOMPO
Aza hadino fa mr ndratoson io mi battre mésure io
bjr!managataka instrumental ity hira ty azafady tompoko
Aiza isika Malagasy fa misy Feo miantso!
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏😂
tsara be ilay hira,mampalahelo ny tanindrazan tsika
salama o, afaka mba atao eto ve na omena ny solfa azafady? Misaotra mialoha.
Tsara be. Mankasitraka anareo!
Misy hira tena mitovy @io ny feony.iza maka tahaka.?
Finaritra. Misaotra amin'ilay fanontaniana. Ny hira noforonon' Ingahy NDRATOSON Georges ( izy ilay manao solomaso mainty mitarika ny hira ao amin'io clip io) dia afaka ataon'izay Antoko Mpihira te hanao azy (ny Mpitory nanao an'io, ny Ampifitia, ny Anjomara Anosivavaka, ...), fa ny "version" no mampiavaka ny tsirairay. Raha lazaina amin'ny fomba hafa izany dia hoe tsy an'NY TSANTAN'IMAHAMASINA akory ny hira O! ry fireneko fa io "version"-n'ilay hira io (ny "arrangement", ny fomba fihira) no an'azy ary mipetraka any amin'ny OMDA . Izay no mahatonga ilay Clip raha mijery ny "titre" isika dia misy ao hoe "version Ny Tsantan'Imahamasina". Dia ny Antoko Mpihira hafa izany na tarika dia an'azy tsirairay avy koa ny "version"-ny. Mirary soa indrindra
tsara be le hira fa misaotra e
Tena tsara lé hira fa tohizo
makasitraka e ! tena tsara
TSARA BE Mints fa mankasitraka eee
mankasitraka. Ny dera ho an'ny TOMPO
Tsara be misaotra anareo.
mankasitraka. Ny dera ho an'ny TOMPO
O ry fireneko
misaotra e
TSARA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
"fa IZAHO no homba anao hatrany"
Mahafinaritra