Iza no manam-pahendrena? 22 Octobre 2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 10

  • @jiomajio4730
    @jiomajio4730 ปีที่แล้ว

    Amen! Misaotra anao JESOSY mampiasa olona manampita hafatra mamy zainy anao JESOSY mbola hampitombo fahasoavanao aminazy

  • @mioralalaina24
    @mioralalaina24 7 ปีที่แล้ว +1

    Fiadanana daholo ny ao @Miomana
    Isaorana ny Tompo fa tena hoe marina @teniNy Izy toy ny sabatra maranitra toko mandratsana izay rehetra tsinamboleny ao anatin'ny olona izy nofodiny Amennn
    Makasitraka Zoky Misa à! 🙇

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Amen jesosy mankasitraka zk misa

  • @kuwaitmercifamampaheryahow1037
    @kuwaitmercifamampaheryahow1037 6 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra indrindra tompoko, Tena Mila fantatra ny fahendrena ary hilaina @ fiainana isanandro

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 3 ปีที่แล้ว

    Natao ho ahy ny teny , misaotra Jesosy

  • @patriciaratovondrahona8382
    @patriciaratovondrahona8382 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be. Saingy mbola misy raiamandreny aty ampita manafay sy mikapoka ny zanany ka. Manana liberté ny raiamandreny aminy zay fomba tiany itaizany n'y zanany... 🤔

  • @clickcell8212
    @clickcell8212 6 ปีที่แล้ว

    Amen!!

    • @gunnerjonah7183
      @gunnerjonah7183 3 ปีที่แล้ว

      i know it is kinda off topic but do anyone know of a good website to watch new tv shows online?

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 6 ปีที่แล้ว

    Amen ny Tompo amindra fo

  • @sarindratatianak5862
    @sarindratatianak5862 6 ปีที่แล้ว

    Amen misaotra jesosy