Ny amin'ny fahoriana sy fampaherezana : JOBA / Toriteny : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ก.ย. 2024
  • taona 2020

ความคิดเห็น • 7

  • @ravaofaralalaozoeechristop6417
    @ravaofaralalaozoeechristop6417 5 วันที่ผ่านมา

    Amen🙏🙏

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 5 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
    Andriamanitra ô ! Tsy hiala Aminao aho mandrampialan'ny fofon'aiko ary tena mbola matoky Anao hatrany aho ; mino aho fa Ianao irery ihany no mahalala izay mahasoa ahy ; eo an-tananao Andriamanitra ny amiko manontolo , manantena aho fa Ianao no hanome izay tsara indrindra ho ahy ✝️🛐🙏 amen amen amen .

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 10 หลายเดือนก่อน

    Andriamanitra o tsy hiala aminao hatr@fahafatesana aho 🙏🏻🤲🤲mba mamela heloko Andriamanitra ooo Panota hany ahotsy mendrika mba hiantrao Fo fa Panota e

  • @lhfa1468
    @lhfa1468 ปีที่แล้ว +2

    Isaorana ny Tompo @ hafatra, ary misaotra betsaka an’i Pastera iany koa.
    Voninahitra ho an’ Andriamanitra irery ihany 🙏🙏

  • @genevieverandriamananjara2096
    @genevieverandriamananjara2096 ปีที่แล้ว

    Misaotra Pasteur
    Fa manpandroso sy mampahery ny Torinteny .
    Hiainako manomboka anio ny hafatra nomenao Pasteur.
    Za mino An'Andriamanitra ary matoky AZY h@ Fahafatesana.
    Eo an-tànana Andriamanitra ny FIAINANTSIKA .
    IZY NO MIFEHY NY ZAVATRA REHETRA

  • @genevieverandriamananjara2096
    @genevieverandriamananjara2096 ปีที่แล้ว

    Mijoro sy matoky h@ Fahafatesana