Pour la personne la plus importante de ma vie❤️ j ai décidé de mettre un commentaire sur cette chanson pour que tu te souviens de nous deux quand tu passes ici. 🥺❤️ Je suis vraiment heureuse de t avoir connu, d être ton grand amour ❤️ et que même si la vie en a décidé autrement on sait tous les deux la profondeur de notre amour. Je veux juste que tu saches que je t aimais je t aime et je t aimerais toujours jusqu'à ma fin.❤️ Je t aime très fort et que oui Izaho s'y anao foana tsmis atakaloko❤️ écoute et remémore ❤️ Là où tu es prends soin de toi et de ta famille Tu te reconnaîtra ❤️❤️❤️ N oublie jamais que c toi mon âme sœur
2024 eto Paris fa hakipy kely ny maso,otran’ilay mbola niara nipetraka @ ry Dada sy ry Mama tao Isoraka ary tena nihezaka nihira mafy ery rehefa mande @ radio io hira io❤❤❤souvenir du bon vieux temps❤
Christelle Fandalovana ny ento an-tany zao hita maso izao ho potika sy foana fa izao sy ndry efa niaraka sambatra Merci pour la petite infinité que tu me permets de vivre chaque jour
This song reminds me a lot of my first love , I missed her so much even if I am already married to another, I would like to see her (because my life is a real nightmare)
So if your life is in nightmare which means you need to do a self reflection because it might be your wife is not your destiny but you marry her cause you love her.
Mbola hafa ihany ny anilanao Feno fitia tena mafana akia Sarotra amiko ny hanadino anao Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana Ny alina mangina, ilay sarinao ataoko an-doha fandriana Hampihaona ny eritreritra Tsy andriko ny maraina ahitana anao Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao N’aiza n’aiza, mba rahoviana? Ianao irery ihany no antsoiko hoe:\"Tiana\" Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona Tena sambatra aho nomen’Andriamanitra anao F’ianao mahatoky ahy, izaho tsy hanary anao Sady ny antsika mitsaika milamina ihany Fandalovana ety, atao matsiro ny fiainana an-tany Ka na ho avy ary ny farany, Izao hita maso izao potika sy foana zaho sy Ianao efa niara-tsambatra Fa na iza hitabataba, izaho sy ianao noho izaho sy ianao Valaka eo izy Fa na iza himenomenona, ireo mpanaratsy no hanenina Very eo izy
Vao haingana mihitsy aho vao tena nihaino ity hira ity sy nahafantatra an'i Kiady! Fa tsy ilay hira loatra fa ilay feo sy fihirany azy mihitsy no mahafinaritra be ahy!!! Sarotra be ny manaraka an'ilay izy nefa mahafinaritra ilay hasarotan'ny fiovaovan'ilay feo. Ohatran'ny mihinana chocolat noir!!! Mampanontany tena hoe inona daholo ary izany notes mahafinaritra be dia be mipoaka ao ambavako izany!!!
2023 et j’écoute encore ❤ ça me rappelle mon adolescence, les premières frissons … merci pour cette belle chanson remplie de souvenir.
❤❤
❤❤❤
Même en 2024 ça reste classique
Pour la personne la plus importante de ma vie❤️ j ai décidé de mettre un commentaire sur cette chanson pour que tu te souviens de nous deux quand tu passes ici. 🥺❤️ Je suis vraiment heureuse de t avoir connu, d être ton grand amour ❤️ et que même si la vie en a décidé autrement on sait tous les deux la profondeur de notre amour. Je veux juste que tu saches que je t aimais je t aime et je t aimerais toujours jusqu'à ma fin.❤️ Je t aime très fort et que oui Izaho s'y anao foana tsmis atakaloko❤️ écoute et remémore ❤️
Là où tu es prends soin de toi et de ta famille
Tu te reconnaîtra ❤️❤️❤️
N oublie jamais que c toi mon âme sœur
2024 eto Paris fa hakipy kely ny maso,otran’ilay mbola niara nipetraka @ ry Dada sy ry Mama tao Isoraka ary tena nihezaka nihira mafy ery rehefa mande @ radio io hira io❤❤❤souvenir du bon vieux temps❤
Christelle
Fandalovana ny ento an-tany
zao hita maso izao ho potika sy foana
fa izao sy ndry efa niaraka sambatra
Merci pour la petite infinité que tu me permets de vivre chaque jour
Anaty bus andeha hody avy any ampianarana, bouchon eo Ambohijatovo avy any Mahamasina.. Nostalgie
2024, Tena mahatsiaro ny fahazazana mihitsy mihaino itony
This song reminds me a lot of my first love , I missed her so much even if I am already married to another, I would like to see her (because my life is a real nightmare)
So if your life is in nightmare which means you need to do a self reflection because it might be your wife is not your destiny but you marry her cause you love her.
Mbola hafa ihany ny anilanao
Feno fitia tena mafana akia
Sarotra amiko ny hanadino anao
Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana
Ny alina mangina, ilay sarinao ataoko an-doha fandriana
Hampihaona ny eritreritra
Tsy andriko ny maraina ahitana anao
Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray
Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao
N’aiza n’aiza, mba rahoviana?
Ianao irery ihany no antsoiko hoe:\"Tiana\"
Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao
Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona
Tena sambatra aho nomen’Andriamanitra anao
F’ianao mahatoky ahy, izaho tsy hanary anao
Sady ny antsika mitsaika milamina ihany
Fandalovana ety, atao matsiro ny fiainana an-tany
Ka na ho avy ary ny farany,
Izao hita maso izao potika sy foana
zaho sy Ianao efa niara-tsambatra
Fa na iza hitabataba, izaho sy ianao noho izaho sy ianao
Valaka eo izy
Fa na iza himenomenona, ireo mpanaratsy no hanenina
Very eo izy
Saotra eh
La nostalgie
Atsiarovako olona ray zay .............
Na efa ela ary de mbola tiko foana. Za mbola kely no naheno an'ito hira ito, ary mbola tiko foana hatramin'izao!!!
A mon Amour de 2020 😅❤ j'espère que t'es heureux là où tu es maintenant
Tsy mifanary n'y mpifankatia 😃🎤😘
Tsara e. Mankasitraka 😘🎤
Pour finir en beauté la st valentin 🥰🥰🥰 merci 🙏
Février 2024 ❤
nostalgie b 😍🥰
mitamberina ny faha adolantsento rehetra.
mankasitraka Kiady
Tononkalon'io hira io no hikotiko sipa kely fa mazaka foana 🤣🤣🤣😅😅😘😘👊👊
Ho an'ilay vady malalako 😘🥰😍
Je kiff trop 😜😜
tiako loatra rangah ty hira tia raha nisy olontiana ah de ty no natolotro azy kkkk 2022 tsy lefy laza ny hakantony e
Pour toi Fitia 😢❤
Même si on est plus ensemble
2024 update : mihira mafy be ato an-dakozia ❤️
Ça date cette chanson 😅
ça me rappelle mon adolescence
Mbola hafa ihany 2021
February 2020
Nansandratra niana
Sarotra n'y manadino. :-(
Tiako be ty .
Tsy adino hatramin'izao.
Tsara fona
Mba hampifanaraho an'ilay "j'aime" ry reto ilay commentaire, fa ohatran'ny Omby Mijery Flôra fotsiny ireo mi-j'aime reo rehefa tsy mametraka izay zavatra tsapany @ ilay hira akory.
💔☹️🥺
Fevrier 2022 😋😋
👍
Tsy adino … juin 2022
💗💗💗💗💗
2024 🥰🥰
tsara fona io hira io ka
2024
Rehefa lavitra ny olotiana dia tena manina mafy mihaino ty hira ty
Vao haingana mihitsy aho vao tena nihaino ity hira ity sy nahafantatra an'i Kiady! Fa tsy ilay hira loatra fa ilay feo sy fihirany azy mihitsy no mahafinaritra be ahy!!! Sarotra be ny manaraka an'ilay izy nefa mahafinaritra ilay hasarotan'ny fiovaovan'ilay feo. Ohatran'ny mihinana chocolat noir!!! Mampanontany tena hoe inona daholo ary izany notes mahafinaritra be dia be mipoaka ao ambavako izany!!!
ouverture mariagenay! tiko loatra
Tena mampanembona loatra izy ity.
2022 mbola ato
Manja❤️❤️❤️
Tena MBA tiako ity hira ity an 😀
💓
❤️
Tsara♥️♥️
❤
😍💯
j adooooore
De quel pays êtes vous?!?
Belgique ….
T'est sûre de ça!?! Et quel cartier tu vie?
coucou rova ;-)
Clip
tiako be
Tiko lotra
❤️❤️❤️
tsara be ee
Tsala bé
tiako be. tsara e
2024 miandry @matv isakin’ny alarobia ariva
2024 🥰🥰
❤❤❤