Njakatiana - avelao aho hitia

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 54

  • @mox2tana
    @mox2tana 6 ปีที่แล้ว +8

    Raha vao nahita anao Toa tsy nisy intsony teo ’zao tontolo izao Babo avy hatrany Tsy te-hahalala izay miandry F’aleo aho, aleo aloha aho hitia Ianao toa niahiahy Aza asesikao izay momba ahy Fa fantaro kely aloha ’ty fo adala tokoa K’aleo aho, aleo aloha aho hitia ... anao. Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho Aza dia matahotra loatra izay hoavy Fa ny ahy, hajaina daholo Alamina avokoa, fa izao aloha: Avelao aho hitia anao Dia mba ho tony ny ao anatiko ao N’inona n’inona ’zay mbola eritreritrao Avelao aho aloha hitia anao! Ianao toa niahiahy Aza asesikao izay momba ahy ... Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho Aza manahy, hajaina daholo Alamina avokoa, fa izao aloha: Avelao aho hitia anao ...

  • @vanessajob5995
    @vanessajob5995 7 ปีที่แล้ว +7

    Waouh! qd un homme est vraiment amoureux, ça fait des effets!!!! Mafnartr! Bravo et Merci Njakatiana!

  • @scsmallnews8060
    @scsmallnews8060 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be le izy, aiza mba misy mpihira otranio. Amzao

  • @leoteka701
    @leoteka701 7 ปีที่แล้ว +9

    zay v rangah vo nisy nandefav teto ty le!! aty @taona 2017!!!! mety eee!!! reveko ooo!! merci an le napiditra lo fa mampanembona mintsy ty

  • @YvannahOnesmos
    @YvannahOnesmos 5 หลายเดือนก่อน +17

    2024 toujours là

  • @hiarisoarabetafika8770
    @hiarisoarabetafika8770 2 ปีที่แล้ว

    Hiainana androany. Fa izao aloha....avelao aho hitia anao🥰🥰🥰. Misaotra Njakatiana.

  • @nessley3062
    @nessley3062 5 ปีที่แล้ว +1

    Raha avelanao aho d ho tony ny ao anatiko ❤️❤️❤️... Misaotra fa tena kanto eh.

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 ปีที่แล้ว

    Tsamin'izay natapaiko hoe miaina izaho ary atsamin'ny souvenirs ako lavitra ndrindra dia efa nieno an'ity zoky be ty izaho nefa efa plus de 20ans za aty andafy ( tany à larouna dia France 16ans zay dia 30ans zao ) ka nefa dia tena makafy tsisy otsizany. Misotra any Njakatiana sy ireo artistes miaraka génération any rehetra tay ny Green Kiaka Rebika Bodo Poopy Zay reo artistes génération années90 eh💢💥💯💘

  • @mariemagda6389
    @mariemagda6389 2 ปีที่แล้ว +1

    wouaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa tena tiako !!!!!!! avelao aho hitia anao!!!!!!!!!!!!!!

  • @fleuriarahantarisoanote9342
    @fleuriarahantarisoanote9342 7 ปีที่แล้ว +1

    Avelao aho hitia anao 💋❤ mampanembona be mitsy. Mercieeeh.

  • @fidyrazanakoto8331
    @fidyrazanakoto8331 ปีที่แล้ว

    Tiakobe ny hiran' i Njakatiana, mankasitraka

  • @RAHERIMANDIMBYNjaraniaina
    @RAHERIMANDIMBYNjaraniaina 26 วันที่ผ่านมา

    Tsara ny tena hira Malagasy 😢

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako :-) Mankasitraka 🙋‍♀️

  • @miarinaraharisoarakotondra9105
    @miarinaraharisoarakotondra9105 2 ปีที่แล้ว

    tena afampo ny pankafy fa tsara b daholo ny hiranao
    😻

  • @rakotonirinarisoaclarissel456
    @rakotonirinarisoaclarissel456 ปีที่แล้ว

    Avelao aho hitia anao ❤

  • @rafaramalalaniainaholy2733
    @rafaramalalaniainaholy2733 6 หลายเดือนก่อน

    Aleo aloha aho hitia anao...

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 4 หลายเดือนก่อน

      Laisse-moi t'aimer🤪🤪🤪

  • @luciennelalaoarisoa8355
    @luciennelalaoarisoa8355 5 ปีที่แล้ว

    Merci njakatiana

  • @michellaquillara5773
    @michellaquillara5773 2 ปีที่แล้ว +1

    avelao aho hitia anao, kanto loatra 👍👍

  • @hanitraryan7210
    @hanitraryan7210 7 ปีที่แล้ว

    Avelao aho hitia anao marina!

  • @mariealicenomenjanahary2360
    @mariealicenomenjanahary2360 5 ปีที่แล้ว +1

    Avelay aho itianao💋💋❤❤❤❤

  • @princyrakotoarimanana9248
    @princyrakotoarimanana9248 3 ปีที่แล้ว

    Avalao aho hitia anao 💔😢

  • @YoYo-ei6ue
    @YoYo-ei6ue 4 ปีที่แล้ว

    Nostalgie 😥😥

  • @georgiarosine6085
    @georgiarosine6085 3 ปีที่แล้ว

    Mafinaritr yeu 😍😍

  • @nomenaannecy9789
    @nomenaannecy9789 7 ปีที่แล้ว +1

    Tsara bé ity hira ity (y)

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 ปีที่แล้ว

    Zany ka vazo
    🥰🥰💕💕

  • @voaharyranaivojaona7894
    @voaharyranaivojaona7894 7 ปีที่แล้ว

    Avelao aho hitia anaooo
    Mhmed 💔💘💓

  • @dadouraza9278
    @dadouraza9278 3 ปีที่แล้ว +1

    Manja be le hira,ny tonony,tsara lotra e

  • @bryamsherrie3283
    @bryamsherrie3283 3 ปีที่แล้ว

    Juillet 2021

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 7 ปีที่แล้ว +2

    Firy taona re za tamnio nalaza

  • @scsmallnews8060
    @scsmallnews8060 2 ปีที่แล้ว +1

    Mars 2022

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 5 ปีที่แล้ว

    Ny fitiavana Tsy adino anefa mety maty

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 4 ปีที่แล้ว

    Mahay mihits ka

  • @clarisserajaonarisoa2989
    @clarisserajaonarisoa2989 7 ปีที่แล้ว +3

    hummmmm

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 6 หลายเดือนก่อน

    31ans za presque 20 France zay lebe tao à la réunion za nefa le souvenirs t@fazazanao tao à fago sy le vacances rehetra tany midranona zaholy ato ando tsy nana occasion niarahana t@gasy mintsy za ra tsy hoe connaissance fotsiny vo aingaina kely zay dia malahelo za satsy le gasy niova be, niova be lotsy tsy gasy t@io fotoana io tsony ary @zavatra enoko dia tsisy gasy manana mentalité t@io fotoana io tsony fa @zao fotoana zao KA MAPALAELO BE HOE FA DIA NANINONA NEFA NY TOETSANA GASY MALAZA ERA TANY ( NY TANY IZAY NANDEANAKO REHETRA ) KA KELY SISA REFA IRESAK@NA GASY NY OLONA DIA HOE: OTSINY OLONA REHETRA IANY HOE MISAROGAIGY ZANY😮😮😢.
    DIA ZAY EH, ZAY NY FANDEANY FA FALY ZA MBA HOE NALALA AN'IO FOTOANA IO.

  • @soavadiahoteltulear7395
    @soavadiahoteltulear7395 7 ปีที่แล้ว

    marina re izany avelao aloha hitia !!!!!!!!

  • @dinanandrianinaRakotoarimanana
    @dinanandrianinaRakotoarimanana 2 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra

  • @ikonekta-nx6qn
    @ikonekta-nx6qn 8 หลายเดือนก่อน

    2024 trop music

  • @grat-cesarrasolofoniaina3995
    @grat-cesarrasolofoniaina3995 6 ปีที่แล้ว

    Zany no tena hira kanto

  • @roopannirmal6624
    @roopannirmal6624 4 ปีที่แล้ว +1

    😍😍😍

  • @jadynekena
    @jadynekena 6 ปีที่แล้ว +1

    ❤❤❤❤

  • @rufinrazaka5601
    @rufinrazaka5601 7 ปีที่แล้ว

    avelao. e aza rarana izy e

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 4 ปีที่แล้ว

    ♥️♥️

  • @gaelleran7334
    @gaelleran7334 6 ปีที่แล้ว +1

    Laisse moi t'aimer😁

  • @razanadrazanamethode4723
    @razanadrazanamethode4723 5 หลายเดือนก่อน

    2024

  • @FinaritraRamihajasoa-o9f
    @FinaritraRamihajasoa-o9f หลายเดือนก่อน

    Dononzn

  • @williammamonjisoarazafindralam
    @williammamonjisoarazafindralam ปีที่แล้ว

    Haiy k h

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 3 ปีที่แล้ว +15

    Raha vao nahita anao Toa tsy nisy intsony teo ’zao tontolo izao Babo avy hatrany Tsy te-hahalala izay miandry F’aleo aho, aleo aloha aho hitia Ianao toa niahiahy Aza asesikao izay momba ahy Fa fantaro kely aloha ’ty fo adala tokoa K’aleo aho, aleo aloha aho hitia ... anao. Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho Aza dia matahotra loatra izay hoavy Fa ny ahy, hajaina daholo Alamina avokoa, fa izao aloha: Avelao aho hitia anao Dia mba ho tony ny ao anatiko ao N’inona n’inona ’zay mbola eritreritrao Avelao aho aloha hitia anao! Ianao toa niahiahy Aza asesikao izay momba ahy ... Izaho anie tsy taitra fotsiny amin’izao Fa tena tia anao aho matoa sahy mitalaho Aza manahy, hajaina daholo Alamina avokoa, fa izao aloha: Avelao aho hitia anao ...

  • @herivolaalphanicole1558
    @herivolaalphanicole1558 5 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤