2024 eto Paris fa hakipy kely ny maso,otran’ilay mbola niara nipetraka @ ry Dada sy ry Mama tao Isoraka ary tena nihezaka nihira mafy ery rehefa mande @ radio io hira io❤❤❤souvenir du bon vieux temps❤
Christelle Fandalovana ny ento an-tany zao hita maso izao ho potika sy foana fa izao sy ndry efa niaraka sambatra Merci pour la petite infinité que tu me permets de vivre chaque jour
Pour la personne la plus importante de ma vie❤️ j ai décidé de mettre un commentaire sur cette chanson pour que tu te souviens de nous deux quand tu passes ici. 🥺❤️ Je suis vraiment heureuse de t avoir connu, d être ton grand amour ❤️ et que même si la vie en a décidé autrement on sait tous les deux la profondeur de notre amour. Je veux juste que tu saches que je t aimais je t aime et je t aimerais toujours jusqu'à ma fin.❤️ Je t aime très fort et que oui Izaho s'y anao foana tsmis atakaloko❤️ écoute et remémore ❤️ Là où tu es prends soin de toi et de ta famille Tu te reconnaîtra ❤️❤️❤️ N oublie jamais que c toi mon âme sœur
This song reminds me a lot of my first love , I missed her so much even if I am already married to another, I would like to see her (because my life is a real nightmare)
So if your life is in nightmare which means you need to do a self reflection because it might be your wife is not your destiny but you marry her cause you love her.
Mbola hafa ihany ny anilanao Feno fitia tena mafana akia Sarotra amiko ny hanadino anao Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana Ny alina mangina, ilay sarinao ataoko an-doha fandriana Hampihaona ny eritreritra Tsy andriko ny maraina ahitana anao Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao N’aiza n’aiza, mba rahoviana? Ianao irery ihany no antsoiko hoe:\"Tiana\" Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona Tena sambatra aho nomen’Andriamanitra anao F’ianao mahatoky ahy, izaho tsy hanary anao Sady ny antsika mitsaika milamina ihany Fandalovana ety, atao matsiro ny fiainana an-tany Ka na ho avy ary ny farany, Izao hita maso izao potika sy foana zaho sy Ianao efa niara-tsambatra Fa na iza hitabataba, izaho sy ianao noho izaho sy ianao Valaka eo izy Fa na iza himenomenona, ireo mpanaratsy no hanenina Very eo izy
2024, Tena mahatsiaro ny fahazazana mihitsy mihaino itony
💔☹️🥺
Pour toi Fitia 😢❤ Même si on est plus ensemble
A mon Amour de 2020 😅❤ j'espère que t'es heureux là où tu es maintenant
💗💗💗💗💗
Nansandratra niana
2024
Clip
Ho an'ilay vady malalako 😘🥰😍
2024 update : mihira mafy be ato an-dakozia ❤️
2024 miandry @matv isakin’ny alarobia ariva
mitamberina ny faha adolantsento rehetra. mankasitraka Kiady
2024 eto Paris fa hakipy kely ny maso,otran’ilay mbola niara nipetraka @ ry Dada sy ry Mama tao Isoraka ary tena nihezaka nihira mafy ery rehefa mande @ radio io hira io❤❤❤souvenir du bon vieux temps❤
ça me rappelle mon adolescence
2024 🥰🥰
Février 2024 ❤
2024 🥰🥰
❤
Christelle Fandalovana ny ento an-tany zao hita maso izao ho potika sy foana fa izao sy ndry efa niaraka sambatra Merci pour la petite infinité que tu me permets de vivre chaque jour
❤❤❤
Ça date cette chanson 😅
Pour finir en beauté la st valentin 🥰🥰🥰 merci 🙏
2023 et j’écoute encore ❤ ça me rappelle mon adolescence, les premières frissons … merci pour cette belle chanson remplie de souvenir.
❤❤
❤❤❤
Même en 2024 ça reste classique
La nostalgie Atsiarovako olona ray zay .............
Pour la personne la plus importante de ma vie❤️ j ai décidé de mettre un commentaire sur cette chanson pour que tu te souviens de nous deux quand tu passes ici. 🥺❤️ Je suis vraiment heureuse de t avoir connu, d être ton grand amour ❤️ et que même si la vie en a décidé autrement on sait tous les deux la profondeur de notre amour. Je veux juste que tu saches que je t aimais je t aime et je t aimerais toujours jusqu'à ma fin.❤️ Je t aime très fort et que oui Izaho s'y anao foana tsmis atakaloko❤️ écoute et remémore ❤️ Là où tu es prends soin de toi et de ta famille Tu te reconnaîtra ❤️❤️❤️ N oublie jamais que c toi mon âme sœur
Tena mampanembona loatra izy ity.
nostalgie b 😍🥰
tiako loatra rangah ty hira tia raha nisy olontiana ah de ty no natolotro azy kkkk 2022 tsy lefy laza ny hakantony e
Tsy adino … juin 2022
💓
❤️
2022 mbola ato
Fevrier 2022 😋😋
👍
Tsara♥️♥️
Tsy mifanary n'y mpifankatia 😃🎤😘
Tsara e. Mankasitraka 😘🎤
Anaty bus andeha hody avy any ampianarana, bouchon eo Ambohijatovo avy any Mahamasina.. Nostalgie
Tononkalon'io hira io no hikotiko sipa kely fa mazaka foana 🤣🤣🤣😅😅😘😘👊👊
Sarotra n'y manadino. :-(
Mbola hafa ihany 2021
Manja❤️❤️❤️
Tena MBA tiako ity hira ity an 😀
❤️❤️❤️
coucou rova ;-)
Je kiff trop 😜😜
😍💯
This song reminds me a lot of my first love , I missed her so much even if I am already married to another, I would like to see her (because my life is a real nightmare)
So if your life is in nightmare which means you need to do a self reflection because it might be your wife is not your destiny but you marry her cause you love her.
Tsala bé
tiako be. tsara e
Mbola hafa ihany ny anilanao Feno fitia tena mafana akia Sarotra amiko ny hanadino anao Na dia lavitra aza indraindray ny elanelana Ny alina mangina, ilay sarinao ataoko an-doha fandriana Hampihaona ny eritreritra Tsy andriko ny maraina ahitana anao Hitantarako indray ilay nofintsika ho iray Hikalo ao am-poko ao ilay fitia efa voatokana ho anao N’aiza n’aiza, mba rahoviana? Ianao irery ihany no antsoiko hoe:\"Tiana\" Fa izao tontolo izao zava-poana raha tsy eo ianao Ny andro ratsy anilanao anjary lohataona Tena sambatra aho nomen’Andriamanitra anao F’ianao mahatoky ahy, izaho tsy hanary anao Sady ny antsika mitsaika milamina ihany Fandalovana ety, atao matsiro ny fiainana an-tany Ka na ho avy ary ny farany, Izao hita maso izao potika sy foana zaho sy Ianao efa niara-tsambatra Fa na iza hitabataba, izaho sy ianao noho izaho sy ianao Valaka eo izy Fa na iza himenomenona, ireo mpanaratsy no hanenina Very eo izy
Saotra eh
February 2020