ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝕄𝕀ℍ𝔼𝕍𝔼ℝ𝔸 𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 (ℂ𝕝𝕚𝕡 𝕆𝕗𝕗𝕚𝕔𝕚𝕖𝕝)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
- Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
▶️ HADINONY IANAO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℍ𝔸𝔻𝕀ℕ𝕆ℕ𝕐 𝕀...
▶️ 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝔸ℍ𝕀𝔸ℕ𝔸𝕆 (...
▶️ MANDRIA AMPIADANANA : • ZO RYAN - MANDRIA AMPI...
▶️ NATOKAKO : • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - ℕ𝔸𝕋𝕆𝕂𝔸𝕂𝕆 ( ℂ...
▶️ SATRIA TIAKO IANAO : • ZO RYAN - SATRIA TIAKO...
▶️ FITIA INDRAMINA / • ℤ𝕆 ℝ𝕐𝔸ℕ - 𝔽𝕀𝕋𝕀𝔸 𝕀ℕ𝔻ℝ𝔸𝕄...
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan Ofisialy :
web.facebook.c...
Parole : MIHEVERA IANAO
Hadinoy ihany koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangaina irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F’efa nafindra toerana vaovao
Natolony ho an’olon-kafa indray
Refrain:
Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin’zay tiany
Toneo ny fo fa tsy izy irery no afaka hitia anao
Ka halaviro ny famoizam-po ny anjaranao tsy ho very
Ireo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao
Aza miaiky hoe tena resy ianao
Fa tsy izy irery ihany no azo antenaina
Ka ny hambom-ponao indray no ataovy fantany
Dia handresy ianao rehefa any indray andro any
ZO RYAN
Page facebook : Zo Ryan Ofisialy
/ zo-ryan-ofisialy-10702...
Parole : MIHEVERA IANAO
Hadinoy ihany koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangaina irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F’efa nafindra toerana vaovao
Natolony ho an’olon-kafa indray
Refrain:
Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin’zay tiany
Toneo ny fo fa tsy izy irery no afaka hitia anao
Ka halaviro ny famoizam-po ny anjaranao tsy ho very
Ireo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao
Aza miaiky hoe tena resy ianao
Fa tsy izy irery ihany no azo antenaina
Ka ny hambom-ponao indray no ataovy fantany
Dia handresy ianao rehefa any indray andro any
ZO RYAN
Zaza
Mankasitraka hatrany ireo nankafy satria ny fitiavanareo no mbola manosika ahy hanohy hatrany hizara ireo hira sy mozika ataoko ,AM-PITIAVANA BE Mankasitraka e 🙏,
Efa 2024 tsika Mbola mihaino an'ity hira Ty za e❤,tsara bé le hira❤
Misaotra mankasitraka e🙏
2024 iza Mbola AO oh?
Misaotra mankasitraka e
on est 2022 mais j'écoute encore cette chanson avec plein d'émotions
🙏
Mankasitraka amle hira tena tsara be enganie samy ho ela velona de ianao hitombo talenta sy laza .
Misaotra mankasitraka ô
Mbola tsara fona ee. Ao tsara fona zokibe
Misaotra mankasitraka e
Merci e...hira nanamarika ny fahazazanay❤️
🙏
Anisany hira malagasy tiako indrindra 🥰❤❤❤
🙏
Milay letsy e tohizo hatrany simple fa tena mandona gros bisou
🙏
❣❣❤aujourd'hui j'ecoute toujours j'aime beaucoup😍😍et hadinony ianao🥰🥰
🙏
2022, tena tsy adinoko fa nanamarika ana manokana ity hira ty, mankasitraka Zo Ryan
Misaotra sy mankasitraka ee🙏
Tiko be ity hiranao ity makasitraka nizara !❤❤
Misaotra e !
Merci bcp zo ryan tsara lotra le toninkira
mankasitraka e🙏
Tiako foana efa hatramzay ity hira ity ♥️♥️♥️♥️
Misaotra ô! 🙏
Tiako loatra ❤️❤️❤️ty hira ty ry Zo Rayan🙏🙏🇲🇬🇲🇬2021 makafy foana🙏♥️
misaotra betsaka ô! 🙏🙏
2023 qui écoute encore cette bonne chanson ❤
merci 🙏
Asa hoe firy taona nisian ity hira ity fa raha ny fahatadiavako azy mbola adolatsento aho tamin izany no nihira nidradradra azy ity 🙂, izao aho ity hiditra ny 40 taona mbola mivazavaza ihany mihira rehefa maheno azy. Tsara e!!!
misaotra mankasitraka e!🙏
Tena tsara loatra❤
2024 ❤
2024 mbola mankafy foana.
misaotra mankasitraka e!🙏
Tena misaotra betsaka fa dia tena tsara loatra, tonon-kira tena tsara loatra
Mankasitraka anao koa e🙏, efa ❤ HADINONY IANAO ❤ indray izao satria efa Fiainam-baovao 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
2021 vous êtes toujours là ❤️❤️
Oui je suis toujours là parce que j'aime la musique 🙏
Ça m'avait aidé à surmonté ma rupture avec mon ex cette magnifique chanson de Mr Zo Ryan merci infiniment 🎧👌🎵
😊 Merci
2022 fa mbola mihaino foana, mankasitraka e nostalgique be ty vazo ty
hatsiarovana zavatra maro
Misaotra e👊
Ity hira ity d tena mampatsiaro tamn mbol kelikely. Le atao hirahira miaraka amn namana anaty cahier de chant
Mankasitraka Ö🙏🙏
❤❤❤
🙏
Tsara ❤
J'adore toujours
Merci
mbola milay fona
mankassitraka e
Tena zany no hoe milay bee merci rangaa
Ntsooeee😢😢
Iainakooo. 😢😢😢😢😢😢
Mankasitraka e 🙏, efa ❤HADINONY IANAO ❤ indray izao no tohin'ny Tantara
09/2024 ❤
tena milay
Merci 😊
🥺♥️
😊