Nanie sy Lalie- Feo roa

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • a/c Fanja Andriamanantena
    • IRAIMBILANJA-Tao an-ts...
    • FITIA RAKOTOMAVO-Diavo...
    • TOVO J'HAY- Live FB-Hi...

ความคิดเห็น • 35

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 2 ปีที่แล้ว +17

    Ho inon-tsika moa ny andro izay mandalo
    Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo
    Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
    Ho ankifizintsika ka tsy hisy fitsaharana
    Ho inon-tsika moa ny ampitso raha mivazo
    Raha ho maina dieny izay ireto voninkazo
    Izay notiavintsika ka lasa namololona
    Tsara kolokolo ka tsiriritin'olona
    Fa ny ianao no amiko, izaho no aminao
    Isika no miaraka, mozika tsotra izao
    Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka
    Na tsiky na tomany no miraraka
    Ho inon-tsika moa ny andon'ny maraina
    Raha mitampify hatrany ny kalo izay hiraina
    Fa ianao no amiko, izaho no aminao
    Isika no miaraka, mozika tsotra izao
    Fa ianao no amiko, izaho no aminao
    Isika no miaraka, mozika tsotra izao
    Fa tonony sy feo, tsy mahay misaraka
    Mahavelon'aina ny hira izay hiraina
    Fa ianao no amiko, izaho no aminao
    Fa tonony sy feo, mampiray ny fo

  • @irinadiamondra
    @irinadiamondra 4 หลายเดือนก่อน +4

    Repose en paix Lalie 🥺

  • @randriamalalarisonrijaniri5737
    @randriamalalarisonrijaniri5737 4 หลายเดือนก่อน +3

    Ato amponay foana, mankasitraka tamin'ny kanto napetrakao, repose en paix

  • @GerardMirado
    @GerardMirado 4 หลายเดือนก่อน +2

    Repose en paix Lalie , ta voix ne sera jamais oubliée

  • @sedinirinaandriamalala4315
    @sedinirinaandriamalala4315 หลายเดือนก่อน

    Hira iray isan'ny tena nahafantarako an'i Lalie ito hira ito, mandria ampiadanana Lalie,

  • @elsarlh6299
    @elsarlh6299 4 หลายเดือนก่อน +1

    Ty hira ty no ao antsaiko raha vao hoe Lalie💔💔 Repose en paix 🖤🖤

  • @marysue1146
    @marysue1146 4 หลายเดือนก่อน +3

    mandria am-piadanana Lalie. Ataovy manakoako any ho any ny feonao malefaka sy kanto. Ny aty ahatsiaro anao hatrany rehefa miventso ireo hira mamy navelanao. Ho hitanao any anie raha nisy fiadanana tsy hitanao tety.

  • @nikkafitiaanjaniaina9769
    @nikkafitiaanjaniaina9769 4 หลายเดือนก่อน +1

    Repose en Paix Lalie 🕊 ❤😢😢

  • @dalhyprincia917
    @dalhyprincia917 ปีที่แล้ว +3

    Pure art 🖼

  • @FanjaRaminoson
    @FanjaRaminoson หลายเดือนก่อน

    Thank You all 🙏🙏wonderfull 💕
    FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE 💫🗼
    I love You my lovely husband Frédéric Voize ❤

  • @hobyrandriamampianina4513
    @hobyrandriamampianina4513 7 หลายเดือนก่อน +1

    Hafa fona ❤❤❤

  • @StephaniaClarie
    @StephaniaClarie 4 หลายเดือนก่อน +1

    Rest in peace Lali 💔

  • @RabenjaLorie
    @RabenjaLorie 4 หลายเดือนก่อน +1

    RIP🥺

  • @emidyn
    @emidyn 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsy nisy namboarina fa ny tena izy ,,,miaiky aho e ! Feo faharoa manja be

  • @mahasoloandriamalala6034
    @mahasoloandriamalala6034 4 หลายเดือนก่อน +1

    Rip lalie

    • @Miteny-ep9xz
      @Miteny-ep9xz 4 หลายเดือนก่อน

      😢😢😢😢Bon voyage Chère

  • @toolr4512
    @toolr4512 4 หลายเดือนก่อน +1

    ❤❤❤

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 4 หลายเดือนก่อน +1

    💐❤🕊

  • @andonykantorakotoniaina8810
    @andonykantorakotoniaina8810 ปีที่แล้ว +3

    Haii ve otrzao ny clip-ny ty hira ity ehh... tena androany 22 avril 2023 za vo nijery😃😂

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 4 หลายเดือนก่อน

    Tiako B, Rip Lalie🙏🙏

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Mifanaraka tsara ireo feo roa. Mahafinaritra. Mikipy maso Dia mihaino mozika. Fahasambarana... Mankasitraka 🙋‍♀️

  • @daniellerasoafara8143
    @daniellerasoafara8143 ปีที่แล้ว +1

    Kanto 😍🤗

  • @marcjhonramananarivo6698
    @marcjhonramananarivo6698 4 หลายเดือนก่อน +1

    😢

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 4 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤

  • @araravelo2350
    @araravelo2350 ปีที่แล้ว +1

  • @randrimarianah6587
    @randrimarianah6587 ปีที่แล้ว +1

    🥰

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo7320 4 หลายเดือนก่อน +1

    mandria am-piadanana e!

  • @user-tw4bg7ht3f
    @user-tw4bg7ht3f 7 หลายเดือนก่อน +1

    KANTO LOTRA

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Kanto loatra! :-)

  • @fanjamalalaniainaseheno8134
    @fanjamalalaniainaseheno8134 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be le clip.. mapiseho firaisakin´ireo mpihira.

  • @ilyyxoxo3733
    @ilyyxoxo3733 5 หลายเดือนก่อน +1

    Kanto loatra
    \

  • @floridaworkikang6006
    @floridaworkikang6006 ปีที่แล้ว +1

    Mampanembon2 ny lasa

  • @ramarosontantelyhasiniaina2045
    @ramarosontantelyhasiniaina2045 ปีที่แล้ว +1

    Kanto e

  • @marionAllen2006
    @marionAllen2006 4 หลายเดือนก่อน +5

    Repose en paix Lalie😔

  • @MiranaJ501
    @MiranaJ501 4 หลายเดือนก่อน +1

    Repose en paix Lalie 😔