ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋
Mafinaritra koa mahereza amin'ny asan'i Tompo é🙏
C'est si beau ❤️❤️❤️
mankasitra an'tarika antsan'i kristy.Que Dieu nous bénisse.amen
Professionnel be!! mankasitraka ee
Mankahery hatrany ny tarika Antsan'i Kristy, zay efa nankafizinay hatrin'ny ela, Jesosy homba anareo hatrany, mijoroa fon e
Tiako loatra dia jereko foana ity backstage Antsa an'i Kristy ity (y) :)
tohano mafy aho !! mampitomany ahy isakin'ny maheno azy
Hatraty
Tiako be i Narindra an,,,Mahay mihira loatra enao
Mahafinaritra ilay fandaharana fa ny mpanentana tokony mandamina kely ny fomba fanentanany e! ohatra ny mibaikobaiko be zany le firesaka no sady tsy milamina mihitsy ilay fanontaniana! sinon mlay e!
Tsy dia tsara frequence zany ilay son,tsara raha amélioréna kely ilay frequence fa henoina amin'ny casque ilay izy dia tsy mateza henoina.Merci
Azo atao ve ny mba maka hira halefa amin chaine youtube évangélique e ? asa fitoriana filazantsara no atao ?
Haleloia!
mahafinaritra foana fa tohiza aza miemotra intsony
Mirary soa e! Tena tsara be
Tsara raha asiana firindràny ny fanontaniana apetraka, ho an'ny mpanolotra io
Mankasitraka anareo e!
Antonio mandrosoa ilafy tiko bé ny hiranareo mankasitraka e!
Mankasitra an le fandaharan fa le Cameraman kos e, le Présentation an le Musicien tsy mis hitan'ilay Camera, zay mba niandr an ilay fisehoany.
Tena fisaorana mitafotafo no atolotra ho anareo namorona ity fandaharana ity, mankasitraka fona
Loza be kosa nanaovanareo le when you believe eh. Dsl fa tena simba tanteraka
otran tsara kosa ny fahenoko azy nefa
Tiko loatra