Antsan'i Kristy - tohano mafy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.ย. 2008
  • Antsan'i Kristy - tohano mafy
    D'autres videos comme celle-ci sur www.hajamour.tk
  • เพลง

ความคิดเห็น • 163

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว +4

    Tohano Mafy aho Jesosy Ô mba tsy hiova Lalana,Eny fa na dia ho mafy aza ny Fitsapana izay atrehako, AMEN 🙏🙏🙏🙏

  • @fitiarandriantsimaniry4362
    @fitiarandriantsimaniry4362 5 ปีที่แล้ว +10

    Tazanao fa diso lalana aho Nefa ianao tonga hanitsy ahy Hitanao nihosom-potaka aho Kanefa tompo ô ! nodiovinao Tsapanao fa nilavo lefona aho Nefa ianao no tonga hampitraka ahy Hainao fa tena very aho Kanefa tompo ô ! noraofinao Tsapanao ny fahatezerako Nefa ianao tonga hampifaly ahy Hainao fa saika maty aho Kanefa tompo ô ! novelominao Isaorako ny RAY sy ZANAKA Mbamin’ny FANAHY MASINA Jesoa tsy tonga hiantso ny marina Fa hanova ny mpanota hibebaka Refrain : Tohano mafy aho Mba tsy hiova lalana Ny finoana izay ananako Mba tsy voasemban-drahona Mandrakizay Na mafy ny fitsapana Mihatra amiko Ny aina izay sisa ananako No aza esorina amiko Mandrakizay Chœur : Ny finoana izay hananao Ny aina izay sisa ato amiko No aza esorina mandrakizay

  • @rolandrakotondramanana6854
    @rolandrakotondramanana6854 10 ปีที่แล้ว +3

    Despite many challenges, God, my CREATOR, is still right beside to lift up my spirit so far. I am so grateful to you my Lord. This powerful song reminds me my early experience as a christian.

  • @miaryralainarivo5721
    @miaryralainarivo5721 3 ปีที่แล้ว +2

    Tompo o
    Tohany mafy aho mba tsy hiova lalana
    Ny finona izay ananako
    mba tsy ho vosemba ndrahona mandrakizay...
    Amen

  • @tseerezy
    @tseerezy 5 ปีที่แล้ว +3

    Merci tatie Lucette pour avoir écrit et composé cette magnifique chanson. #thebestsongintheworld 🙏

  • @kami55junior
    @kami55junior 12 ปีที่แล้ว +5

    Tohano mafy aho mba tsy hiova lalana Tompo o! :)
    I love so much Jesus Christ

  • @mimiandrianarisoa9001
    @mimiandrianarisoa9001 10 ปีที่แล้ว +2

    Merci SEIGNEUR meme dans les epreuve difficile tu etais toujour la pour nous aide et protegé et je remercie infiniment du fond du coeur

    • @gaio2417
      @gaio2417 5 ปีที่แล้ว

      Merci

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 9 ปีที่แล้ว +1

    Iainako daholo izany rehetra izany ankehitriny, apetrako Aminao izaho sy ny momba ahy rehetra ry ny olon-tiako sy ny zanako;fenoy fitiavana izahay rehetra ireo ary meteza hanjaka aminay sy ny tokantranonay.Mafy tokoa ny fitsapana lalovanay amin'izao fotoana izao,nefa tohano mafy aho mba tsy hiova lalana,tsy hanary ny finoako,fa hatoky sy hino ary hanantena Anao sy ny FAMONJENAO hatrany.Misaotra Jesoa o.Amen

  • @irenevanessa8961
    @irenevanessa8961 9 ปีที่แล้ว +7

    Tohano mafy aho.. mba tsi hiiva lalana... ianw izay sisa ananako... tsiazu esorina madrakizay.hoan'Adriamanitra irery iany voninahitra.. makasitraka t@n le hira tompoku💖💘💘

  • @odonierajaonarison1522
    @odonierajaonarison1522 6 ปีที่แล้ว +3

    Jesosy ts tong hiantso ny marn.hanuva ny panota hibebak...😍 Mankasitrk Antsan'ny Kristy ah!

  • @arleneamoga5076
    @arleneamoga5076 5 ปีที่แล้ว +1

    Tompo o! Tohoano Mafy aho fa mila anao NY fianako Amen

  • @AndoOlive
    @AndoOlive 13 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Ray noho ny fitiavanao - Andriamanitra tia anay tokoa Ianao ka nanoloranao an'i Jesosy Christ ahatanteraka ny famonjena anay satria Andriamanitra tsy mandainga Ianao - ary matoky fa n'inona ninona miatra aminay dia matoky fa eo foana Ianao, eo foana ny tananao mahery mamonjy ary ny Fanahy Masina izay miasa aty anatinay Misaotra Ray Masina tsara indrindra mendrika Anao ny dera laza ary voninahitra Alleluia !!

  • @nobelplus4711
    @nobelplus4711 6 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho mba tsy hova lalana matoky anao madrakariva aho topoo amen

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho TOMPO mba ahay ifikitra aminao na inona sendra izay mihatra Amiko
    Misaotra tompo ô Amen

  • @anjararatsimanosika7835
    @anjararatsimanosika7835 4 ปีที่แล้ว +4

    Tsara foana ity hira ity ary mbola fihainoko foana ! mankasitraka . Voninahitra ho an'i Jesosy.

  • @danielrakotosaona1118
    @danielrakotosaona1118 3 ปีที่แล้ว +2

    Tompo o,na inona na inona fitsapana ataonao amiko,de tano mafy aho tsy hiala aminao

  • @livaniainarazanadrakotoari6061
    @livaniainarazanadrakotoari6061 6 ปีที่แล้ว +9

    Tompo o tohano mafy aho mba tsy oketraka sy mba tsy ihovako lalana

  • @marietteralimanana194
    @marietteralimanana194 11 ปีที่แล้ว +2

    hitako fa lalana hanitsiany ahy iny lalana nitondrany ahy iny misaotra tompo o amen

  • @oliviaandriamaromalalatian8114
    @oliviaandriamaromalalatian8114 11 ปีที่แล้ว +1

    Na mafy ny fitsampana mihantra amiko! IANAO izay sisa ananako Tompo o! no aza esorin`amiko mandrakizay, amin`anaranao JESOSY o! Amen.

  • @sendralid
    @sendralid 5 ปีที่แล้ว +1

    Mila Anao aho Tompo ! Tohano mafy aho ! Tsy misy miafina Aminao ny fiainako ... Vonjeo aho

  • @laylasatry
    @laylasatry 8 ปีที่แล้ว +2

    Ny finoana izay ananako, dia ny izay sisa ato amiko, aza esorina mandrakizay re Jesosy a!

  • @sriksrok5602
    @sriksrok5602 12 ปีที่แล้ว +3

    mila fanampiana avy aminao koa ao Jesoa o! mila anao fona aho, anamafy ni finoako anao, sarotra ny miaina ety mila anao ao Jesoa o!je veux rester avec toi pour toujours

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 6 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy izay Jesosy mba tsy ho tia fahotana, mba hazoto hamaky baiboly fa tsy ho variana @ TH-cam, mba hanana faharetana @ fitsapana Amen

  • @lailalaila97
    @lailalaila97 6 ปีที่แล้ว +1

    Na mafy ny fitsapana miantra amiko ,enao zay sisa ananako koa aza esorina amiko mandrakizay🙏🙏🙏

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 6 ปีที่แล้ว

    Tompo ô , marary loatra aho amin'izao fotoana izao noho ireo sedra sy hasomparana mihatra amin'ny fiainako , fa mba mangataka Aminao aho mba tohano mafy mba tsy hiova lalana ....Amen

  • @andolalaina7277
    @andolalaina7277 2 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏❤️

  • @sbaiinarazafindrafito8585
    @sbaiinarazafindrafito8585 5 ปีที่แล้ว +7

    Tsara foana na 2019 ary

  • @SL-px2cb
    @SL-px2cb 6 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho mba tsy hiova lalana, ny finoana izay ananako, mba tsy ho voasembandrahona mandrakizay...

  • @fleurissanajahirina2325
    @fleurissanajahirina2325 4 ปีที่แล้ว

    Tohano mafy aho mba ts hiova lalana,ny finoana izay ananako mba ts vosem-ban-drahona mandrakizay 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @martindelor
    @martindelor 4 ปีที่แล้ว +13

    1----Tazanao fa diso lalana aho
    Nefa ianao tonga hanitsy ahy
    Hitanao nihosom-potaka aho
    Kanefa tompo ô ! nodiovinao
    Tsapanao fa nilavo lefona aho
    Nefa ianao no tonga hampitraka ahy
    Hainao fa tena very aho
    Kanefa tompo ô ! noraofinao
    ref
    2------Tsapanao ny fahatezerako
    Nefa ianao tonga hampifaly ahy
    Hainao fa saika maty aho
    Kanefa tompo ô ! novelominao
    Isaorako ny RAY sy ZANAKA
    Mbamin’ny FANAHY MASINA
    Jesoa tsy tonga hiantso ny marina
    Fa hanova ny mpanota hibebaka
    Refrain :
    Tohano mafy aho
    Mba tsy hiova lalana
    Ny finoana izay ananako
    Mba tsy voasemban-drahona
    Mandrakizay
    Na mafy ny fitsapana
    Mihatra amiko
    Ny aina izay sisa ananako
    No aza esorina amiko
    Mandrakizay
    Chœur :
    Ny finoana izay hananao
    Ny aina izay sisa ato amiko
    No aza esorina mandrakizay
    DERAINA NY TOMPO

    • @fitiarakotondrazanany9004
      @fitiarakotondrazanany9004 3 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra betsaka zokilahy fa tena mampahery ilay tononkira, ho Azy irery ihany ny voninahitra.

    • @martindelor
      @martindelor 3 ปีที่แล้ว +1

      @@fitiarakotondrazanany9004 tsy misy tokony hisaorana razandrivavy fa mahereza ao amin'ny Tompo mandrakariva

  • @lalainaramanoelina315
    @lalainaramanoelina315 9 ปีที่แล้ว +1

    Tonga Ianao Tompo hiantso ahy mpanota mba hibebaka koa TOHANO MAFY AHO mba tsy hiova làlana .

  • @veroniqueveronique9438
    @veroniqueveronique9438 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Tompo be indrafo toko ianao Amen

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 7 หลายเดือนก่อน

    Tazanao fa diso lalana,
    Nefa ianao tonga hanitsy ahy
    Hitanao nihosom-potaka aho,
    Kanefa Tompo ô nodiovinao
    Tsapanao fa nilavo lefona aho,
    Nefa ianao tonga hampitraka ahy
    Hainao fa tena very aho,
    Kanefa Tompo ô noraofinao
    Tohano mafy aho
    Mba tsy hiova lalana
    Ny finoana izay ananako
    Mba tsy voasemban-drahona mandrakizay
    Na mafy ny fitsapana mihatra amiko,
    Ianao izay sisa ananako
    No aza esorina amiko mandrakizay
    Tsapanao ny fahatezerako,
    Nefa ianao tonga hampifaly ahy
    Hainao fa saika maty aho,
    kanefa Tompo ô novelominao
    Isaorako ny Ray sy Zanaka,
    Mbamin’ny Fanahy Masina
    Jesoa tsy tonga hiantso ny marina,
    Fa hanova ny mpanota hibebaka
    Tohano …. (2 fois)
    Ny finoana izay ananako, ny aina izay sisa ato amiko aza esorina mandrakizay (3 fois)

  • @ratovoherivelotsiriniaina838
    @ratovoherivelotsiriniaina838 5 ปีที่แล้ว +1

    Na mafy ny fitsapana mihatra amiko ny aina izay sisa ananako no aza esorina🙏🙏🙏

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 6 ปีที่แล้ว +7

    Tompo ô! Tohano mafy aho fa mila anao ny fiainako

  • @ralainirinam
    @ralainirinam 12 ปีที่แล้ว +2

    Tompo ô! raha sitrakao dia omeo ahy ny Hery handreseko ireo fakam-mpanahy maro izay mihatra amiko ary mamela ny heloka izay vitako satria dia tiako tokoa ny ho Vonjenao nefa sarotra amiko ny hiala amin'ny ota maro. AMEN

  • @miandrisoama4457
    @miandrisoama4457 5 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho, mba tsy iova lalana 🙈❤

  • @elianerakotondravelo5816
    @elianerakotondravelo5816 6 ปีที่แล้ว +5

    Tiako loatra sady tiako foana😍❤

  • @swaaas-sfswas1320
    @swaaas-sfswas1320 6 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho, mba tsy hiova lalana aho Jesoa ô...

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    N'a Mafy n'y fitsapana s'y raha saika Mafy ahy Dia novelominao. :-)

  • @laurenciarasoa9490
    @laurenciarasoa9490 10 หลายเดือนก่อน

    Mercie mon grand Dieu ❤🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼

  • @ramanoelinaherylalaina1474
    @ramanoelinaherylalaina1474 5 ปีที่แล้ว +1

    Tompo o, tohano mafy aho mba handresy anaty fitsapana.

  • @nirinaalbertho5493
    @nirinaalbertho5493 11 ปีที่แล้ว +6

    mampahery ahy ty hira ity !

  • @paradisahsayah3106
    @paradisahsayah3106 8 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra tompoko o,magnifique DUO

  • @Shorts08777
    @Shorts08777 ปีที่แล้ว

    Dimanche 30 juillet 2023 change Siméon tu peux le faire j'ai foie en toi courage n'abandonne jamais mon frère.Salut bravo tu as réussi félicitations Siméon 😁.

  • @tinarakotoniaina5051
    @tinarakotoniaina5051 9 ปีที่แล้ว +1

    ...hitanao nihoso-potaka aho, kanefa Tompo o niodivinao,....
    TOHANO MAFY AHO, MBA TSY HIOVA LALANA.....
    na mafy ny fitsapana mihatra amiko
    Ianao zay sisa ananako, no aza esorina amiko mandrakizay, ....

  • @nelly6327
    @nelly6327 หลายเดือนก่อน

    Tohano mafy aho mb ts hiova lalana❤❤

  • @raobiarimananaandriniaina3128
    @raobiarimananaandriniaina3128 6 ปีที่แล้ว +1

    tohano mafy aho mba tsy hiova lalana tompo oh!!

  • @lilianetinasoa8064
    @lilianetinasoa8064 4 ปีที่แล้ว +1

    Tikobe ni hira io tano ny finoina merci

  • @pretaranasoavina2529
    @pretaranasoavina2529 7 ปีที่แล้ว +4

    Tohano mafy aho mb ts hiova lalana Tompo oh!

  • @soamihajafinevanessa8662
    @soamihajafinevanessa8662 5 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho tompô ❤🙏🙏🙏🙏

  • @gamvar9374
    @gamvar9374 5 ปีที่แล้ว

    Tohano mafy aho,ka na mafy aza ny fitsapana miantra amiko dia tsy hiverindalana aho.

  • @vonjiharijaonaparsonandria6050
    @vonjiharijaonaparsonandria6050 5 ปีที่แล้ว +1

    tohano mafy aho tompo jesosy kristy fa trotraka sy reraka ampio aho mba tsy ho vaosembandrahona

  • @fhvvjbbfgvvccg1654
    @fhvvjbbfgvvccg1654 6 ปีที่แล้ว +1

    tohano mafy aho Mba Tsy hiova lalana

  • @andoniainamialhe313
    @andoniainamialhe313 8 ปีที่แล้ว +5

    Mankasitraka tompoko tena manome hery sy fifaliana ary fanantenana Ny tononkira. Deraina Ny Tompo fa Tsara

  • @irenevanessa6853
    @irenevanessa6853 7 ปีที่แล้ว +2

    tohano mafy aho mba tsiova lalana ..Makasitra ee

  • @helenetanya4347
    @helenetanya4347 4 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho Tompo oh! Na mafy aza ny fisedrana Miatra amiko.

  • @natachacan8456
    @natachacan8456 5 ปีที่แล้ว

    Afa ihany Andriamanitra 😢💞💟💕

  • @lilianetinasoa8064
    @lilianetinasoa8064 4 ปีที่แล้ว

    Je suis satisfaite sur youtube merci

  • @hajachristiane1541
    @hajachristiane1541 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra tompo o ,misaotra ko NY tarika antsa an' I Kristy mampahery

  • @lovatianajulien3306
    @lovatianajulien3306 6 ปีที่แล้ว +1

    Kanto loatra ity hira ity!!

  • @meliandry4084
    @meliandry4084 5 ปีที่แล้ว +1

    tsy tonga n hiantso n marina Anao fa hiantso n mpanota hibebaka

  • @fariomimi5602
    @fariomimi5602 6 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho Tompo o mafy n fitsapana miatra amiko itanao n fiainako rehetra

  • @absadatecelestinenazah6575
    @absadatecelestinenazah6575 8 ปีที่แล้ว +1

    bonne annee,makasitraka dera laza hoan'Andriamanitratiko be io hira io ar mampahery ahy

    • @ratovondriakatinah7050
      @ratovondriakatinah7050 8 ปีที่แล้ว +1

      Z ku ten ti b an io hira io!!! Mankasitraka e!!! THT dol tsik retr

  • @nirisoa9859
    @nirisoa9859 7 ปีที่แล้ว

    tsara ilay hira ,merci

  • @simonelalaina8414
    @simonelalaina8414 6 ปีที่แล้ว +3

    mampahery rehefa iny ianao kivikivy iny, mankasitraka e

  • @rrinar
    @rrinar 8 ปีที่แล้ว

    merci

  • @ikkerandriamparany5103
    @ikkerandriamparany5103 6 ปีที่แล้ว

    Tohano mafy izahay Tompo o mba tsy hiova làlana fa hifikitra amiNao hatrany, eny na mafy aza ny fitsapana lalovanay, ny finoana izay hanananay mba tsy hihena fa vao maika hampifikitra amiNao ary Ianao izay sisa mba hanananay aoka tsy ho hesorina aminay mandrakizay

  • @sergeandriamaro2036
    @sergeandriamaro2036 3 ปีที่แล้ว

    2021.... ary atr@farany . Amen

  • @dyarianjaratianaramahatafa7307
    @dyarianjaratianaramahatafa7307 5 ปีที่แล้ว

    Jesosy a,tena tohano fa tena mitady ho reraka

  • @mananarafaralahimazoto6630
    @mananarafaralahimazoto6630 5 ปีที่แล้ว

    Diso lalana aho Tompo mahatoky ny fanitsianao aho

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Saika Maty nefa novelominao. :-)

  • @fggghbb7660
    @fggghbb7660 9 ปีที่แล้ว +6

    Ianao zay sisa ananako ,no aza esorina amiko mandrakizay

  • @bonjourjespere1627
    @bonjourjespere1627 5 ปีที่แล้ว

    Isaorako n'y Ray s'y Zanaka mbaminy Fanahy Masina Zao tontolo izao ba hibebaka

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 5 ปีที่แล้ว +2

    N'a mafy ny fitsapana miantra amiko matoky fa ts maintsy jiaby ahy ianao tompo ooo

  • @nancijstte1345
    @nancijstte1345 5 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho tompo oo

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 4 ปีที่แล้ว

    😍😍😍😍Mandrakizay tiako Jesosy

  • @user-yf7sn7sm1l
    @user-yf7sn7sm1l 10 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka. Tohany mafy aho Tompo o. Na mafy ny fitsapana niantra tamiko. Tohano mafy aho.

  • @venillacareliot1358
    @venillacareliot1358 3 ปีที่แล้ว

    Tohano mafy aho Tompo mba tsihioava lalana

  • @fenosoajoniaandrianantenai6021
    @fenosoajoniaandrianantenai6021 4 ปีที่แล้ว +1

    Mai 2020 anaty confinement e

  • @marieanna2222
    @marieanna2222 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen.🙏

  • @nathmanary6393
    @nathmanary6393 3 ปีที่แล้ว

    Tohano maf aho ry raiko 😢😢

  • @candicehery9221
    @candicehery9221 4 ปีที่แล้ว

    Tohano mafy aho Tompo o 🙏🙏🙏

  • @rjoolivier9876
    @rjoolivier9876 6 ปีที่แล้ว +2

    zany ka tena hira tsara

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 5 ปีที่แล้ว +1

    amen

  • @tolotrarandriatsara240
    @tolotrarandriatsara240 ปีที่แล้ว

    this song cheers me up. I know that He is always there to protect me.

  • @kostkaniekostkanie4474
    @kostkaniekostkanie4474 6 ปีที่แล้ว +1

    Amen

  • @marietteralimanana194
    @marietteralimanana194 11 ปีที่แล้ว +1

    misaotra an'Andriamanitra aho nohon'ny fahasoavana lehibe nomeny ahy satria tao anaton'ny lavaka aho no nosintoniny,nefa mbola mangataka aminy ihany aho amin'ny fiaianako rehetra satria

  • @odelyfredericbaude3158
    @odelyfredericbaude3158 8 ปีที่แล้ว +1

    tiko be ty hira ty.atramzay ka atramzao..."tsapanao ny fahatezerako nefa ianao tonga ampifaly ahy"

  • @gaellerabemanantsoa7432
    @gaellerabemanantsoa7432 4 ปีที่แล้ว

    Amen ❤️🙏

  • @ghhjhgcbbnn6336
    @ghhjhgcbbnn6336 6 ปีที่แล้ว

    Tiko be hira ty mankasitraka eeeee! Tohano mafy zahay jesosy mba ts ho valaka

  • @sandroplastsandro4501
    @sandroplastsandro4501 8 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anao aho Tompo o!

  • @drochlermamitiana6912
    @drochlermamitiana6912 5 ปีที่แล้ว +1

    Mila ny Fanahy Masinao aho Jesosy hanohana ahy... Tano mafy aho fa efa anao Tompo ah

  • @martiabrigidaraveloarisoa3325
    @martiabrigidaraveloarisoa3325 7 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho Tompo o!

  • @dinatsila9646
    @dinatsila9646 5 ปีที่แล้ว +1

    Tohano mafy aho Tompo fa te amotraka ahy mafy izao tontolo izao

  • @albertinemarieange6398
    @albertinemarieange6398 8 ปีที่แล้ว +4

    tohano mafy aho tompo
    fa

  • @affairesjuridiquesceni6737
    @affairesjuridiquesceni6737 3 ปีที่แล้ว

    ...aza esorina mandrakizay

  • @JoJo-wi7qp
    @JoJo-wi7qp 6 ปีที่แล้ว +1

    Toany mafy aho tompo mba!!!!

  • @lantorasoa674
    @lantorasoa674 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena mankahery tokoa ilay hira è !

  • @dieudonnevelondrazana4825
    @dieudonnevelondrazana4825 4 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra eh ! Tohano mafy aho....