Kabary vodiondry RATRA 1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 7

  • @JeanchrysRakot
    @JeanchrysRakot 4 หลายเดือนก่อน

    Tsy mety

  • @pascalineandoniaina516
    @pascalineandoniaina516 2 ปีที่แล้ว

    Mianara lu ka

  • @romeoberengerrakotovao
    @romeoberengerrakotovao ปีที่แล้ว

    Kkkkkkk aza d manala-bara-batana ré a🤣🤣🤣. Rehefa mbola tsy hay aloha dia aza menatra miteny fa tsisy bedy eo😁. Ianareo roalahy mpitondra teny samy mbola nul daholo🤣🤣🤣. Miala tsiny indrindra tompoko. Manovoza aloha traik'efa tsara 🙏🙏🙏

  • @pabloandriamparany1742
    @pabloandriamparany1742 4 ปีที่แล้ว

    MBA ILAINA IHANY NY FIANARANA SY FIKAROHANA VAO MITONDRA TENY FA MANALA-BARAKA IREO ISOLOANA TENA

  • @diarfandrianiony1879
    @diarfandrianiony1879 2 ปีที่แล้ว

    Ilay mpangataka hono dia manao croiser les bras.
    Ilay mpamoaka koa moa dia miseho milay be takitaky valopy. Iza koa no nampianatra an'izany. Tsy azoko hoe maninona no aparitaka izao nefa dia manala baraka be.

  • @pastoranjato2150
    @pastoranjato2150 2 ปีที่แล้ว

    aza aseho ety am tambazotra ety raha zavatra tsy msaka toy izao e. maba zavatra efa masaka tsara no atao. dia mba mianara symanaova fikarohana vao mikabary fa tsy mety

  • @tojoniainaandriamahenintso3464
    @tojoniainaandriamahenintso3464 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsy izy mihitsy izany mpangataka izany sady manao be saina fotsiny kanefa tsy afaka mihitsy, ilay mpamoaka kosa mo dia ééé