BACKSTAGE LAURENT RAKOTOMAMONJY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 23

  • @ralisalucien5145
    @ralisalucien5145 3 ปีที่แล้ว

    Tsara hatrany AMIN'NY FANOMEZANY TALENTA NY ZANANY. Sady midera an'Andriamanitra no maneho fisaorana ary famelombelomana ny fanahy. Tsy mandao izany ny Tompo Jesoa na amin'ny MORA na amin'ny SAROTRA. MINO E.......dia ny tenin'Andriamanitra inspirée n'ny Fanahy Masina no manadio ny fontsika, mamatsy ny saintsika.

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 ปีที่แล้ว

    merci daholoho an ny rehetra

  • @L-tiana
    @L-tiana ปีที่แล้ว

    Tena tsapa misy hosotra ilay hira sady tena manana fanomezampahasoavana i Laurent Rakotomamonjy. Deraina Kristy Jesosy, dia misaotra azy mizara talenta.

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 7 ปีที่แล้ว +1

    misaotra e! Rija Rakoto ndray ampiankarina manaraka, tsara be ny Piano-ny

  • @quessmichlutte.1713
    @quessmichlutte.1713 4 ปีที่แล้ว +2

    Tahaka izany mihintsy ny fiainako; na bé aza ny mpanenjika dia tohizako foana ny fanarahako an'i Tompo
    Marina mihintsy ny hafatrareo, bé n'y ady fa tsy mihemotra satria ataon'Adtiamanitra miavaka ny manompo Azy sy ny tsy manompo Azy ary misaotra anareo Mpihira Tarika Laurent Rakotomamonjy

  • @genevieverandriamananjara2096
    @genevieverandriamananjara2096 ปีที่แล้ว

    Halelouia. Misaotra o

  • @herizoranaivoson9684
    @herizoranaivoson9684 7 ปีที่แล้ว

    Tiako be lay relève 💖

  • @rantoambinintsoarazafimand4365
    @rantoambinintsoarazafimand4365 7 ปีที่แล้ว

    mampahery ny hiranareo ,ny faniriko de hiara hitsena an i JESOSY eny aminy rahon ny lanitra isika

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +2

    Samy manana ny fomba fampielezana ny filazantsara ny Malagasy. Koa hiaraka mino fa handresy
    Misaotra fa tsara

  • @rasoloarimananaloriechrist8376
    @rasoloarimananaloriechrist8376 6 ปีที่แล้ว

    tsara be fa misaotra ee, sady mahay mihira no tsara hira

  • @Nyx_Hope
    @Nyx_Hope 7 ปีที่แล้ว

    Tsara e! ary mba mety ve oe zaraina le écran de lay artiste @ilany de ny musicien mifandimby @2è écran!!

  • @mioranirinaherindrainy9860
    @mioranirinaherindrainy9860 5 ปีที่แล้ว

    ❤🙏🙏🙏

  • @raklio1
    @raklio1 4 ปีที่แล้ว

    Dommage Ilay guitare bassa tsy ao mihitsy, Sady tsy accordée mihitsy ê ! Raklio

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina5920 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be fa de miandry anareo zahay aty Ile Maurice e

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 ปีที่แล้ว +2

    ISAORANA anie NY TOMPO

  • @rakotondrazakaparany6890
    @rakotondrazakaparany6890 7 ปีที่แล้ว

    Efa miakatra ny relève n'i Tonton Laurent a

  • @holyrakoto6143
    @holyrakoto6143 7 ปีที่แล้ว +1

    tiko

  • @gasyranoray1416
    @gasyranoray1416 7 ปีที่แล้ว

    Tsy Trémolo tsony zao fa 33Molo ngamba ry Mr Laurent aa. Hihihihi mananiany ah fa misaotra fa tena tiko be le tarika nareo e. Hatram zao za tsy miala @ ny mpitory ihany.

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina5920 6 ปีที่แล้ว

    Mpankafy hatr@ zao

  • @vince97436
    @vince97436 5 ปีที่แล้ว

    hafa ihany ny midera an'Andriamanitra

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    deraina ny Tompo

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra e