Misaotra betsaka tompoko tegna mampalahelo be lay tantara ary misy lesona azo îrainsintsika dia ny mivavaka ihany na ino na ino ny raha miseho @ fiainagna ntsika dia ny manankina ny fiainagna ntsika @ Andriamanitra fa izy irery ihany no armes ntsika mandresy ny fahavalo Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko miandry ny tantara vaovao indray e 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤
Nankafia tokoa ity tantara ka mankasitraka tompoko ô ! Dia miharahaba ny fahaizan'ireo mpilalao ka tohizo fa finaritra ny mihaino sy maka lesona amin'izay vitanareo !
Lasa sain zaha @letantara zavatr tsinampoizoko le tantara sad matong sainab, ten mahay maka fanahy olona nidevoly zavatr tss dikan de zao nihafarany 😭😭😭tafalatsak ato ampoko lotr le tantara, mankasitra anareo namorin ny tantara mis anatr bedab ao anatiny, latsak ny ranomasoka et ampenon az ar mar nizavatr mitamberin antsaiko satria zavatr nitranga t@feramonin nis anay t@2019 zao trang zao ar tena gravy 😭😭😭😭ten mandalo fitsapn marin ny fiainana mankasitra mankantelina anareo 🙏😭
Vao hanomboka hiaino k d ts mitsahatra mankasitraka anao nizara ny tohin ty tantara Ty Gasy Rakoto ; manaraka an RDB hatrany zahay mpankafy rhtr k ts mitsahatra ny mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa d misondrota@ avo ndrindra daolo tompoko oo
Salamê ,misaotra taminy tohiny de veloma tompokô❤❤❤❤😊
Misaotra betsaka tompoko tegna mampalahelo be lay tantara ary misy lesona azo îrainsintsika dia ny mivavaka ihany na ino na ino ny raha miseho @ fiainagna ntsika dia ny manankina ny fiainagna ntsika @ Andriamanitra fa izy irery ihany no armes ntsika mandresy ny fahavalo
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko miandry ny tantara vaovao indray e 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤❤❤
Tsy misy fisaorana e
Misaotra betsaka ô 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤
Eny o
Efa tsy andry zay ampitso ihainoana azy 😍😍😍
kely sisa re a!
Mankasitraka
Ouf !!! Merci beaucoup 💐💖💖💖💖💖
👍 Rix
Amen izany ry Nary....
Mankasitraka Tompoko
Nankafia tokoa ity tantara ka mankasitraka tompoko ô ! Dia miharahaba ny fahaizan'ireo mpilalao ka tohizo fa finaritra ny mihaino sy maka lesona amin'izay vitanareo !
Msaotra indrindra ndray . 🎧🙋♀️❤
Merci bcp
Lasa sain zaha @letantara zavatr tsinampoizoko le tantara sad matong sainab, ten mahay maka fanahy olona nidevoly zavatr tss dikan de zao nihafarany 😭😭😭tafalatsak ato ampoko lotr le tantara, mankasitra anareo namorin ny tantara mis anatr bedab ao anatiny, latsak ny ranomasoka et ampenon az ar mar nizavatr mitamberin antsaiko satria zavatr nitranga t@feramonin nis anay t@2019 zao trang zao ar tena gravy 😭😭😭😭ten mandalo fitsapn marin ny fiainana mankasitra mankantelina anareo 🙏😭
👍
Misaotra betsaka hafaka ny sorisory sady miasa no afaka mihaino tantara
Mankasitraka indrindra tompoko 😍❤️
Ts mis fisaorana o
Misaotra betsaka❤
👍
Samb mandr mafao vatan aby ay amaray ndraik rdv ❤💞💕💕🙏🙏🙏😘😘😘
Soavamandry Juanna
Merci beaucoup 🎧🎧🇲🇬
Tena henjane be tantara ty
Misaotra nizara tompoko 🙏misy anatra be azo raisina @ Hery ny maizina
👍
Merci 😊
merci beaucoup 💋❤💋❤💋❤💋❤💋
Merci
Mercie bcp
Matsiravina maheno lay feo hahahaha tsis farany ty ka
Mankasitraka tompoko
Mercie ooo
Eny o
Misaotra indrindra tompoko
Misaotra betsaka tompoko
Eny tompoko
Makasitraka bedabe o
👍 Miangaly
Vao hanomboka hiaino k d ts mitsahatra mankasitraka anao nizara ny tohin ty tantara Ty Gasy Rakoto ; manaraka an RDB hatrany zahay mpankafy rhtr k ts mitsahatra ny mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa d misondrota@ avo ndrindra daolo tompoko oo
Misaotra anao Melissa manaraka hatrany. Rdv Tantara manaraka @ Alatsinainy.
Misaotra betsaka tompoko
Tinao v ilay Tantara o
@@GasyRAKOTO tena tiko mitsy
Misaotra betsaka tompoko
Eny tompoko