Misaotra betsaka fa tsara ny tantara. Anatra eo @ fiainana ary haleo tiavina ny vady sy ny zanaka ary ny ankohonana fa tsy mitady ny rendrerendra any ivelamy. Misaotra tompoko ary mbola mankasitraka ❤
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina fa tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny ho an'ny tokatrano ntsika ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️😘😘😘😘😘😘👍👍👍👍🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼♥️❤
Misaotra & tena mankasitraka ny mpanoratra ; mpilalao ; nizara fa tsara ny tantara , mampalahelo nefa tena misy lesona azo raisina tokoa 🎧❤️🇲🇬😍🇱🇧
Zany ka tantara 👍👍👍
Misotra Faly a!! Hainao ny namoaka ny lesona ❤❤❤bravo😘👏👏
Mankasitraka fa tena tsara , nitondra anatra be dia be no tena nampietsi-po ❣️
Misaotra betsaka fa tsara ny tantara. Anatra eo @ fiainana ary haleo tiavina ny vady sy ny zanaka ary ny ankohonana fa tsy mitady ny rendrerendra any ivelamy. Misaotra tompoko ary mbola mankasitraka ❤
Merci bcp
Mampalahelo ahy loatra ity tantara ity. Fa mahay milalao aloha nareo efatra rehefa tafaraka eh!😢😊❤ mahafinaritra 😊
Misaotra betsaka tsara be 🥰
Mankasitraka hatrany aminy fizarana ooo,tena tsara le tantara
Mapalahelo be le tantara 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭 latraka ranomasoko tena marina 😢
Mahay aloha nareo e, mahaontsa tanteraka lay tantara, mankasitraka ee
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤❤❤
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina fa tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny ho an'ny tokatrano ntsika ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️😘😘😘😘😘😘👍👍👍👍🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼♥️❤
🙏🏻❤️🙏🏻🥰🥰🥰🥰🥰🌹🌹🌹🌼🌼
Mapanaheloo 😭😭
Halako be ny feon i Christophe atao bandikely. Tsy mivoaka le izy😅. Tokony misy mpilalao tena bandikely
Misaotta nizara!!
Mankasitsaka tompoko
Mankasitraka ô
Sedra n'y mahahy azy Rasolo izany ka mijinja n'y nafafy misaotra betsaka nizara tompoko