Ty zan le tonga@ fitenenana oe ankizy nilaozantsakaiza k milalao vovoka Irery vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an RNM ary ianao nanome fahafampo Anay mpankafy rhtr Gasy Rakoto ary koa mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr Zay tena efa matihanina avokoa
😂 mankasitrak tompoko merci nizara
Misaotra nizara e 😂😂❤❤ tsara ka
Misaotra nizara, Bola hafa mihits tatara ms an Tkl Vahadanitra s solofo zose🙏❤️💯
Mankasitraka tompoko nizara hafa mintsy tantara taloha
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Misaotra betsaka ô 🇲🇬❤❤
Misaotra betsaka e! Hafa ihany ny RNM !
Misaotr betsak nizara oooh 🤣🥰🥰
Misaotra nizara tompoko
Efa in 5 nohenoiko mbola tsy leo ihany aho! Tena tiako ty tantara ty an! Henoy koa ange ilay singambolo sy tsara tefy e!
Mahafinaritra be le oha-pitenenana somary mahatsikaiky. Mankasitra e
Misaotra nizara tsara be l tantara
😂😂😂😂imel imel imel wa 🤣🤣🤣ripaka zah marina miano le tantara makasitra tompoko o
Mankasitraka an’i Gasy Rakoto fa tsara foana ny tantara zarainy.
Mbola ho betsaka ny hilalao vovoka 🤣
JOELINE AIMEE BERNARD IREO MPILALAO RAHA TSY DISO AHO
Htr@ zao aloha d rnm iany no tsara tantara ndrindra mankasitra e!!
Tsar be
Hiii🤣🤣🤣🤣
Makasitraka
Mankasitraka fa tena tsara be ilay tantara miaraka amin'ilay oha-pitenenana maro be
Tiko be le tatara makasitraka bedabe o
Ty zan le tonga@ fitenenana oe ankizy nilaozantsakaiza k milalao vovoka Irery vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an RNM ary ianao nanome fahafampo Anay mpankafy rhtr Gasy Rakoto ary koa mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr Zay tena efa matihanina avokoa
Mankasitraka indrindra tompoko
🤣🤣 tsara be le tantara,mankasitraka idd re,mifono anatra sad mampiome nefa lesona koa. I neny Vony koa milay e
Misaotra tompoko