Ny tsinin'i Neny - Tantara RDB

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 เม.ย. 2021
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Tantara Gasy
    Indra mihaino
    -----------------------------------------------------------------------------
    / gasyrakoto
  • เพลง

ความคิดเห็น • 57

  • @user-bz9rz2uq9z
    @user-bz9rz2uq9z หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว +1

    Gasy Rakoto faly miarahaba anao sy zay mpankafy rehetra tratry ny paska 2021!Mankasitraka nizara, vao hihaino 🇲🇬❤️🇮🇷

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 ปีที่แล้ว +1

    Ndriiiiii mampalahelo be le tantara, tena ratsy toetra ny lehilahy

  • @RobertaHortencia
    @RobertaHortencia 6 หลายเดือนก่อน

    Mapalahelo be rats toetra be le Zandrikely 😢😢 .

  • @roz1046
    @roz1046 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena oe voa zany vo mifona 😢 misy farany marina ny ratsy ! Za ndray ty mahazo areti po mihaino anle tantara !

    • @Rbatseba
      @Rbatseba ปีที่แล้ว

      Tena grave

    • @southji2822
      @southji2822 10 หลายเดือนก่อน

      Zah ko malahelo be sady mivonto fo sy tezitra @ lay lehilahy sy lay rahavavy mpamadika

  • @scolaarmista6169
    @scolaarmista6169 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena zay toko ny tsinin'i Neny , misaotra betsaka tsara be tantara 🙏🙏🇲🇬

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra sady mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka e! Tena tsara 👍

  • @user-lc9bc6cc6s
    @user-lc9bc6cc6s 3 หลายเดือนก่อน

    Tsisy afa maina zany rehefa manao ratsy

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 ปีที่แล้ว

    Anao mba niangavina andeha hanampy zokinao bekibo ndreky nandratra ny tonkatranony, tena tsy rariny, mba tokony mandiniky anie tsika vehivavy ty e, satria ny tody tsy misy fa ny atao miverina, sinon mankasitraka fa tsara be ❤😊

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 9 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +6

    Miarahaba anao Gasy Rakoto d faly miarahb antsika mpankafy rhtr tratry ny paska 2021d mankasitraka anao Gasy Rakoto d mankasitraka an mpanortr sy ny RDB Ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ;afapo tokoa zahay mpankafy rhtr @ tantara lalaovinareo mankasitraka eh

  • @elievictorienrafetranjanah3388
    @elievictorienrafetranjanah3388 2 หลายเดือนก่อน

    Salama daholo. Manaitra ilay tantara fa mahantra fisainana be na ny mpanoratra na ny mpandray anjara rehetra.

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว

    Ny ravavy ve ts maints aka vadin zok fon mampalahel be 2fois zio zah nihain tantar ty misaotr nao fon @ Gasy Rakoto 😪😪😪😘😘😘❤❤❤❤

    • @vivianeraminosoa2159
      @vivianeraminosoa2159 3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy voatery hoatr'izao daholo kosa ny rahavavy e!! Ity Sahaza ity no rahavavy tsy misaina. Izaho koa efa naheno an'ity tantara ity fa naveriko nohainoina fa aza @ toeran'ilay tompom-bady ihany fa tena mafy taminy.😥

    • @juannarodlish3954
      @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว +1

      @@vivianeraminosoa2159 ewa tegn ravav rats sain ty ka

  • @user-df5dr4qk7n
    @user-df5dr4qk7n 5 หลายเดือนก่อน

    Tsara be le tantara fa miheno le vadiko vadiko ny lanto ty mandreraka sofina be

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra atrani anareo ndray nanome ❤🎧🙋‍♀️

  • @corna8495
    @corna8495 4 หลายเดือนก่อน

    mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 ปีที่แล้ว

    Latsadranomaso zah Mankasitraka fa tsara be misy isainana rah olona Mbola mitafy fanahy❤

  • @poudjah125
    @poudjah125 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak 🥰

  • @mayaaandreaa3594
    @mayaaandreaa3594 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra ée 🙏

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra re Tompoko fa misy anatra mahatonga saigna ny tantara Tompoko 🧡💙💚❤♥️💘💖💝💛🇲🇬🇲🇬🇲🇬🧡💙💚❤♥️💘💖💝💛🤎💜🇰🇼🇰🇼🇰🇼🧡💙💚❤♥️💘💖💝💛🤎💯👍💯💞💕❣❣❣💝💝💝🤍🤍🤍

  • @nellahesmeralda3095
    @nellahesmeralda3095 24 วันที่ผ่านมา

    impossible zany hoe zanaka sy reny tsy mifankafantatra zany @ io efa lehibe no nisaraka fa tsy hoe mbola kely ,

  • @egridavinah345
    @egridavinah345 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka topoko

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 ปีที่แล้ว

    Misaotra e, miaina mihitsy ny tantara tena hainy zareo ny milalao azy.

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Misaotra o

  • @user-pd7dw4pz4v
    @user-pd7dw4pz4v 2 หลายเดือนก่อน

    3

  • @tanyarasolofo4227
    @tanyarasolofo4227 3 ปีที่แล้ว

    Marina loatra ny tantara ❤️🙈 tafavoaka be

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra tompoko ò😍😍😍

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitra Indrindra ô🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️

  • @vololonirinaRAVELONJANAH-kj5lj
    @vololonirinaRAVELONJANAH-kj5lj 22 วันที่ผ่านมา

    Impossible daholo n'y chronologique n'ilay tantara.Vao tapa- bolana no niantso andreniny de hoe Sao efa Maty. De Zaza efa lehibe ce nandeha nianatra n'a de hoe folo taona tant de tsy Hô tadidy. Sns

  • @user-pr4jd5yd7t
    @user-pr4jd5yd7t 4 หลายเดือนก่อน

    Vady jonky ony kilalao anjandry 😂😂
    Ts taitra mints ry botary mifanafosafo eo ambony fandriny nef tompombady mahita maso zao 😂

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 ปีที่แล้ว

    Merci 😊

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko fa tena tsara

  • @roz1046
    @roz1046 3 ปีที่แล้ว

    Tantara ko zany ka! Tena ts vanina lelah eny fa na ny ravaviny ara!aza atao otrizany tsn le tantara fa mandreraka mihaino azy hahahaha merci

    • @gineramanana3512
      @gineramanana3512 3 ปีที่แล้ว

      Oooooo

    • @southji2822
      @southji2822 10 หลายเดือนก่อน

      Tena lehilahy misy devoly mihitsy vao mahita vehivavy tsy d efa mihetsika devolin ny fijangajangana

  • @julietteraharisoa724
    @julietteraharisoa724 3 ปีที่แล้ว +1

    😭😭

  • @famillerichard9004
    @famillerichard9004 3 ปีที่แล้ว +1

    Zay foana no mahavoa anlay mpirahavavy miray trano

    • @southji2822
      @southji2822 10 หลายเดือนก่อน

      Sady tsapako tsy dia tsara ny olona efa manambady mampiantrano rahavavy efa lehibe efa mahalala lehilahy matetika miafara @ zavatra otrizany fona

  • @gasykamanja6913
    @gasykamanja6913 3 ปีที่แล้ว

    Kyyyyy Tonga d oe afaka mfakaty v Ono ry sahaza 😂😂😂 kiady s'y sahaza = alika maty

    • @Alesja_magdich
      @Alesja_magdich 3 ปีที่แล้ว

      😂😂😂tena hoe tatara ilay izy misy hoe mihaina an izay koa angamba.

  • @hanitriniainaestelle75
    @hanitriniainaestelle75 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anareo hatrany radio don Bosco 😍😍😍😍😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @ainamitia1621
    @ainamitia1621 3 ปีที่แล้ว

    Miandry oo

  • @tinafaliange3718
    @tinafaliange3718 ปีที่แล้ว

    Taiza olo nilahosagna tsy firy taogno kay efa tsy nahay zanaka. Na feo kay tsy hay karah mampaignigny za ndraiky

    • @southji2822
      @southji2822 10 หลายเดือนก่อน

      Kkkk zah koa mba gaga ,fa tantara noforonina moa lay izy ka tsy maintsy arafitra mba hifandray

  • @gislainebachasse6482
    @gislainebachasse6482 10 หลายเดือนก่อน

    MBA mapme koa lay firenena @ Zao fotoana hoe " vadiko a!" Nefa vao misy olana mifanompa, tsy misy fifanajana! Pffff ohatran'ny kilalao Ty tokatrano ankehitriny!

  • @valisoaandriamirado8995
    @valisoaandriamirado8995 ปีที่แล้ว

    Saika tsara ilay tantara fa otrany kitoatoa be izany 😅😅 mpianaka hono dia tsy mifankafantatra mifanena any anaty bar 😂😂😂 sady tany andafy izy niantso ny reniny am téléphone dia mahazo tsara dia rehefa tonga a mada mitady ny reniny dia tsy miantso mintsy .
    Brefff ratsy

    • @user-pr4jd5yd7t
      @user-pr4jd5yd7t 4 หลายเดือนก่อน

      Hita waa 😂nefa feo tsy miova akory. Am zay vao aingana zareo nifapiresak tam téléphone 😂d avieo tsy fankalala sahady😂 hita mints tantara 😂

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka sahad tompok

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko ô🇲🇬❤❤