Indrisy ry fiaignana. Mankasitraka indrindra Tompoko o 💞 fa tena miaiky ny fahaizanareo ranga zaho an! Tapaka tsinaiko sady nalahelo ny owe mba itondray vorondolo zah Maman 💜💜💜💜💜💜💜💜💜🇲🇬🇲🇬💜💜💜💜💜💜💜💜🇰🇼🇰🇼💜💜💜💜💜💜💜💜
Mba maivandoha koa zany rah mpivarotena, soa fa tantara fotsiny isanandro ve mivoaka mandeha mivarotena dia na sakafo omena zanaka tsy voavidy tsy aleo mikarama manasa lamba na manao zavatra hafa
Merci beaucoup fa tsara bé le tantara
Ity tantara ity te nandona ny FO koh,💔💔💔💔 latsaka mihintsy ny rano Masoko maheno any le feo any le Aina kely. Misaotra nizara 🙏 🙏 🙏 🙏
Misaotra betsaka fa tena tsara... Aza atao ela ny tohiny 🌹💐❤
Indrisy ry fiaignana. Mankasitraka indrindra Tompoko o 💞 fa tena miaiky ny fahaizanareo ranga zaho an! Tapaka tsinaiko sady nalahelo ny owe mba itondray vorondolo zah Maman 💜💜💜💜💜💜💜💜💜🇲🇬🇲🇬💜💜💜💜💜💜💜💜🇰🇼🇰🇼💜💜💜💜💜💜💜💜
Makasitraka tompoko fa tena feno fananarana ilay tantara makasitraka e ❤❤❤💋💋💋
Magnategna tohiny tsy ho ela be Tompoko o ❣❣
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tohiny indray 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 😍
Andraiii 💔
tantara rdb
Mpivarotena na sakafo njanakao ts Voavidy avy eo koa za hono alainy zanako ateriko any am masera sss marary jery
Mba maivandoha koa zany rah mpivarotena, soa fa tantara fotsiny isanandro ve mivoaka mandeha mivarotena dia na sakafo omena zanaka tsy voavidy tsy aleo mikarama manasa lamba na manao zavatra hafa
Fa ilay ketapotsy inona e??
Hayr@voalohany mihintsy dia efa tsy milamina ilay tantara.
Tena mapatsiahy ahy ny fahazazako ty tantara ty
Mitovitovy am tantarako
Mankasitraka
Zn ka tantara marina eee misaotra hatrany eee fa tena tsara be le tantara fa mampalahelo kely ry Vanintsoa zn
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Misaotra nizara🤩👋🙏👍🇲🇬🇲🇬
Misaotra ny mpizara !
Mankasitraka indrindra nizara dia misaotra ny équipe RDB sy ny mpanoratra
Merci beaucoup
Rovina ndray zao vo hiheno ny tohiny,,
Misaotr nizara sady miandr tohin 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦❤❤❤🙏🙏
Misaotsa betsaka
merci beaucoup 💋💋💋💋
Mankasitraka
Miandry ny tohiny mino aho fa tsy hohela satria tena efa liana
Mankasitraka tompoko
Merci 😊
Misaotra nizara e
TN is, sk
,N
Marina b
Mm num bilhete vulgar
Misaotra betsaka nizara tompoko