Veloma Levelo à été mon premier contact avec la musique Malgache , dans les années 1975 ou un peu après , quand le groupe Levelo était en tournée à L'île Maurice dans le cadre d'un échange culturel voulue par L'ambassade Malgache à Maurice . ça à été le coup de foudre , et cette musique m'est restée dans la tête et dans mon coeur , surtout cette mélodie joué sur cette instrument qu'est le valiha . les malgache doivent tout faire pour préserver leur culture et leur musique . I love you all .
tena tsara e ! satry hihaino an ilay hira foana: misaotra anareo manandratra ny maha malagasy amin ny alalan 'ny hira kanto sahala amin izao . Manantena fa mbola hitohy ny famoronan kira vaovao
Ahitsio Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana Samia velona aina hifanatritava Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava Veloma madinidinika ianareo Masina ka samy tsara Hasampiko miankavia re ny lamba Ny tongotra hamikavika Fa lalàna tsy efa mora ny anay No any ambadika lavitra any Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo Kanefa sao miandry ny any an-tanàna Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava Veloma madinidinika ianareo Masina ka samy tsara
Firy taona ianareo tam zany hira izany nivoka ? Perso :tena mbola zaza nilalao vovoka, fa tena nankafy na tsy nahay ilay tonony Là nous sommes en 2020.
Veloma Levelo à été mon premier contact avec la musique Malgache , dans les années 1975 ou un peu après , quand le groupe Levelo était en tournée à L'île Maurice dans le cadre d'un échange culturel voulue par L'ambassade Malgache à Maurice . ça à été le coup de foudre , et cette musique m'est restée dans la tête et dans mon coeur , surtout cette mélodie joué sur cette instrument qu'est le valiha . les malgache doivent tout faire pour préserver leur culture et leur musique . I love you all .
A nous autres malagasy qui avons franchi le Mozambique, cette chanson est comme un appel auquel nous saurons répondre
Mampanembonembona ahy aty an'tany halavitra aty,hafa ihany ny gadona fahiny💟💟💟
Superbe video.
On a vraiment la nostalgie de notre pays et surtout de nos campagnes.
La chanson est aussi magnifique.
Bravo
Mandria am-piadanana re tompoko ô! Misaotra anao namela ny mamy ho lovanay!
tena tsara e ! satry hihaino an ilay hira foana: misaotra anareo manandratra ny maha malagasy amin ny alalan 'ny hira kanto sahala amin izao . Manantena fa mbola hitohy ny famoronan kira vaovao
No comment.... so priceless as music.... love it
J'adore cette chanson
Wouawwwww rien à dire...trop bon tiako le hira
Oh tena mahafinaritra be izany no tena hira gasy misaotra betsaka tompoko ny valia ny fehon kira tena milay.Merci beaucoup
Tsara. Mirary soa Levelo a! Feno fahatsiarovana be ho ahy izay hira izay. Any i Dada malalako efa lasana.
Misaotra nizara, tsara ê , dia veloma vetivety ê
Simple mais efficace 👍
Tsara loatra ❤❤
Zany no tena vokatrin'ny tany, reharehako sy reharehan'ny malagasy!!!
tsara e.....! sady toniny no feony, itony le hira maharitra tsy tontan'ny ela!
Eny ê
veloma vetivety ê
efa ho avy aho ê
makasitraka ê
Tsara💝🥰
pour ceux qui veulent connaitre la ville sur ce clip, c'est à Arivonimamo, à 45km de la capital
Zany ny tena hira malagasy. Veloma ny any antanindrazana. Tsy maintsy mbl hiaona
Mety loatra e 👍
'zany ka hira tena malagasy miaraka amin'ny valiha sy malabary
Mahafinaritra kosa e ! Kanto NY gasy
Tena mamy be ! misaotra anao nizara ny kanto.
Veloma daholo ho antsika taranaky rakotomamory rakotovazaha avy ai ankaratra ankeniheny
Heeee
Malahelo ny papako lasa za mihaino zany kalokalo zany
Tsara be tsy azo adinoina n'y hira tsara be tohizany misaotra betsaka tompoko
Veloma madinidika, nareo masinà ka sambytsaràà.tikobe ty hiraty...
Akafiziko b
Ahitsio
Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
Hasampiko miankavia re ny lamba
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna tsy efa mora ny anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo
Kanefa sao miandry ny any an-tanàna
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
Atolotra hoan'ny mpiray tanindrazana tsy akanavaka Malagasy tsy manadino ity tanindrazana na aty ampitandrika aza
Misaotra, Veloma madinidinika nareo...
...fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana....
Radio Dialogue !! :-)
ah la la!! tena tikao loatra ty hira ty!
zany ka kanto, mahafinaritra e! na ny hira na ny clip
56 ans za zao mbola Tsy adinoko zany hira zany
Firy taona ianareo tam zany hira izany nivoka ?
Perso :tena mbola zaza nilalao vovoka, fa tena nankafy na tsy nahay ilay tonony
Là nous sommes en 2020.
Efa nahatsiaro tena tsara, raha izaho manokana. Ankafizo dia ankafizo tokoa itony hira tsy tontan'ny ela itony, voasoratra, voarafitra, voarindra voavolavola tsara, amin'ny teny malagasy avo lenta, ny gadona moa aoka fotsiny, vakoka e !
tsara loatra e , mangasitraka
Gasy ka tsara eehh ! ! ! !
👏👏👏
💔💔💔💔
tena gasy tsara :)
mpanankanto feno! (décédé le 04 Aout 2009 ) www.madagascar-tribune.com/Levelo-tire-sa-reverence,12441.html
merci e!
tsara e , gasy hafa iany
tiko..satriko hiheno foana... Veloma eee...
Vanilla Doby Nantenaina tikooo b koooo
Tiako loatra eh!!
Mafy ne ianareo
Merci Levelo @ le talenta avy Arivonimamy
tena kanto
tena kanto malagasy
Tena tsara eh
Hahatsiarovako nyy ado ko sy setra 2 piainana nianako milay tsy adino ; mandria ampiadanana levelo
Tiako loatra !!!
matsiaro fatanorana za am zan le aza aaaaaaaaaaaaaa
lasa mbola tanora ianao :-(
tsara
Gasy ka manja e
tsara loatra
veloma e
mamiko lotra
Tsare fa misotre !!!!!