Tononkira Solafaka - Benja ANDRIANTAHIANA Voafingana, ts’isy nampiarina. Solafaka teo amin’ny fiainana. Nenjehina dia nesoina, Avy eo naongana, Tsy ho zana-piangonana Hum, hum…. Rehefa potraka Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza. Nazera koa ireo olo-nitaiza. Dia nasintaka, dia nahilika, Natositosika tsy ho eo ankaikinao Ry RAY. Hum, hum…. Eny tsy ho mpandray. Izay "tsy diso" hitora-bato ahy. Mandatsa ny very ara-panahy. Miteraka alahelo, hakiviana, Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka, Nalaina baraka tsy mendrika ho havana. Mandositra masoandro, Menatra olona. Koa ho aiza moa, Oh, oh, …. No tsy hamoy fo. Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza. Nazera koa ireo olo-nitaiza. Dia nasintaka, dia nahilika, Natositosika tsy ho eo ankaikinao Ry RAY. Hum, hum…. Eny tsy ho mpandray. Ireo tsy diso....
27déc 2019, atsangano ny fanondro manga ze mitovy amiko=mihaino ty hira ty.. 👍👍👍👍
Août 2020 ❤️❤️
3 oct 2021
27 juillet 2024
Mbola kely aho de efa tiako ity hira ity ary mbola mamiko hatrany😘😘😗😗mankasitraka eeee
Misy ho saintsain'ny fiangonana zao hira zao 😉
Mbola tiko foana ny mihira ty hira ty💖👌👌💖💖
19 08 23
❤tsara be
Tsara be ilay hira manafooooo ,vaky ny fo, ny fahatsiarovana no manaikitra.👍👍👍👍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Benja Andriantahina henjana be 🎧❤️👍🎤
Mahay mihira izy roa no misy hainga mahafinaritra be ny feon'kira sy ny tonon'kira💞👍👍
Milay ilay hira Benja a! Fiainana daholo no resahiny. TSARA ary KANTO
Ny olona rehetra dia manana olana daholo eny za zao ko aza efa solafaka mahereza ranada ny tompo anie homba ahy&ianao !!!!!!❤❤❤❤
Ny olona voavonjy dia ireo mibaboka @ hadisoany; "....Izay tsy nanota no aoka hitora-bato azy...." Mahereza fa homba anao ny Tompo!!!!!
05/06/2022 Tsy fantatro hatramizay ny titre sy mpihira fa hitako iany ny farany🥰
Hira anisan'ny tena tiako😇🤩😘🤩
Confinement 30/03/2020
Misy mihaino ve??
#Gaetan #andrianarivelo
Tsy lany manja e! Merci beaucoup,
Solafaka ato anaty confinement fa tsy maitnsy tafarina !!!
mifankatiava isika olombelona rehetra fa izany no nampianari'ny Tompo
mahatsiaro ny hira fahiny e;hafa ihany
En souvenir de Richard qui vient de nous quitter 😵🙏🙏😇
confinment 2020 ...mbola mijery :)
Mbola tsy nahazo vaovao aho, tsy fantatra izay misy an'i Benja sy Saholy.
Raivo mpanota ankira
hatramzao hoatran'ny mbola mahatsapa ny hararin izany nolalovanio olona lazainy io zany. Heno be ilay alahelo anatinio hira io
tiko be mijery vehivavy en forme tsara otrzao
Tiko be le hira sady mampisaintsaina zany e! misy hafatra tokony ho raisina , indrindra fa eo anivon'ny fiangonana
26juin 2024 mihaino ity hira ity aho😢😢😢😢😢
Solafaka ,tsotra sy tsara ,
Tiko lotra ❤️❤️❤️❤️
03 fev 2019, mbol mis mjer toa ah ve.....
ouiii... 02 mars 2019
@@luciannamiharisoa7608mpankafy b n aty
Ny aty tena mpankafy...an 😍😍😍
@@olgamarierosettelalanirina7001 ???
yes
raha NY zanaka ni manafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo hoy jesosymino AZY
Ny hira rehefa tsara dia tsy lefin'ny taona.
2021 fa dia mbola makafy eh. Nostalgie be
Nostalgie, quand j'étais une jeune fille 😊
ilay mpihira lehilahy amin'ity dia mitovy amin'i dada Ravalo e
Mifanakaiky le endriika,,
Za mahita oe ôtran'i Van Damn
2021 ??Iza mbola mihaino?
SALUT...MBOLA MIHAINO FOANA ,,FA MBA AIZA I BENJA @ IZAO
20 Novambra 2020 ary aho mihaino ko
tsy tontan'ny ela, tsara e, mankasitra
Fazazako zany
tikolootra ity hira refa tsy manana de ahilika
Tsara foana mihaino azy
Tamy zany andro zany
Tononkira Solafaka - Benja ANDRIANTAHIANA
Voafingana, ts’isy nampiarina.
Solafaka teo amin’ny fiainana.
Nenjehina dia nesoina,
Avy eo naongana,
Tsy ho zana-piangonana
Hum, hum….
Rehefa potraka
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo ankaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Izay "tsy diso" hitora-bato ahy.
Mandatsa ny very ara-panahy.
Miteraka alahelo, hakiviana,
Nahatsiaro tena ho irery sy vasoka,
Nalaina baraka tsy mendrika ho havana.
Mandositra masoandro,
Menatra olona.
Koa ho aiza moa,
Oh, oh, ….
No tsy hamoy fo.
Lavo i Kala, nilaozan-tsakaiza.
Nazera koa ireo olo-nitaiza.
Dia nasintaka, dia nahilika,
Natositosika tsy ho eo ankaikinao Ry RAY.
Hum, hum….
Eny tsy ho mpandray.
Ireo tsy diso....
renigasy hoarau misaotra indrindra nahafaka ny androko androany 🌹
Mankasitraka indrindra Tompoko
Bevohoka tsy manambady, narian'ny fiangonana. Ity finoana ity ho'aho....
Tsara ilay hira nefa na inona zavatra sedraina NY famoizam_ po tsy vahaolana
manja é! raha mba misy manana ny hirany sasany dia hisaorana mialoha é misaotra
Mahatsiaro ny fahazazana e
Misaotra betsaka tompoko nizara tena mahafinaritra n'y hira
simplement magnifique, miaraka @ ireo sarin'ny tanana ambony t@ fotoana androny - misaotra
ok tena tsara sady marina ny voalaza ao anaty tononkira
Dia manao Veloma mandrakizay. Apetraka @ tompo ny fanahinaory Tompokovavy Mamy
Mai 2019 tena mbola mankafy
aza mamohifo lala mpihanana izany ny hoavy no mbajino tsy misy gidy tsy laitra ny zoto
Ndriiii tsara e
Tsara be 👍
Tiko lotraaaaa❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mahafatifaty ahy loatra io vehivavy mihira io.
Adam Bear
Manja marina kala
Tena manjakely izy!!
@@FalyLife maontina dia mahafatifaty foana
Jadorreeee
Zany ka hira e
tena tsara le hira, mankasitraka e
Ato mihaino e, mahavelombolo e
yeu, tena tsara a
Tiako be io hira io
😔😔😔😔😔 tsapako😔😔😔😔😔
tena tsara le hira ary tena tafita ny hafatra; mitomboa fahaizana ihany e d oviana ndray n mamoaka hira?
tsy lany manja e !
bika aman'endrika kosa le vehivavy
Tena nisy taminy fianako,
Tiko bé💞💖
hafa ihany ny fahiny
Tena tsara ilay hira
Tsara be 'le hira eee
LALAINARA ctjsetmcbnooosadgjc
mila mpanarina ny lavo!
Izay tsy diso no mitor
abato azy
Salut Benja et Saholy , où êtes vous à présent ?
SALAMA.............IZAHO KOA ARY MBA MANONTANY AIZA HO AIZA IZY @ IZAO...............MBA OMEO VAOVAO
misotr eh,tsar ka
7 decembre 2021
14h58 😘😍😊😊
❤
ee, zay tokoa le fiainana
tsara e !!!
noheveriko fa hiran'i Rambao io hira io !
Tena tsara ny hira!
hira tsara nanamarina ny fahazazako toa @ 67 ha. ok mbola tsara e
eeee na anatiny mafy aza aho ankehitriny ny hamono fo kosa fady ahy!!! irery hakivina alahelo no iainako otrany voahilika fona 😢😟😦
courage Anita a.Mtovy tsik
Anita Rasoanantenaina tay
mankasitraka e:!
Mada 2003 😭 tatara be
Bravo
Mama
Salut ,Benja c'est Jean Paul peut on se procurer un CD avec Solafaka ?
2:00 so beautiful
Azafady itompokovavy Mamy (Rabodo) no ataontsika veloma.
solafaka 😔😔😔
Afaka mifandray amiko ve ilay mpandefa video azafady
29 octobre 2019
Adio
tena tsar eh
Tsara e
makasitra ; tsara lotra
nahontsa mihitsy tamin'ny fotoan'andro tsara e
Help meee i'm on the other dimension of youtube
what do nu mean by that ,anyway this song is so emotional , love it
❤❤❤❤❤❤
Such a good song.
TSARA E