Très beau et inattendu, cela me rappelle certaines chansons grecques ou maltaises, ce n'est d'ailleurs pas incompatible, la mora-mora (la nostalgie, quoi) est également présente dans ces belles cultures, avec beaucoup de tendresse et de douceur là-bas aussi ! Il suffit d'ouvrir une radio à Athènes ou à Malte pour se croire à Mada...
Ouff , na dia misy ventilateur aza eto akaikiko eto dia mafana foana aho mihaino an'lay hira . une chanson toute faite pour ceux qui ont quitté leurs village et leur pays adoré
Manitra Bouzouki(Grika) zany vetso zany! Sady manja no mampahatsiora ny any tananana! Misaotra indrindra ra-24rajo fa misy vinany sy fahatsiarovana maro ny hira! Mankasitraka!
ndryy any izay ianao ry Gasikara keliko tsy foiko , manembona maheno ny hira malagasy rano iray ohatra izany ehh , veloma ry tanana fa tsy ho hadinoina mandrakizay
Ndriiii😢😢 veloma any antanindrazana any e❤️❤️ Any andro iray mbl hody any madagasikara any ny tenako.😍😍😍
Très beau et inattendu, cela me rappelle certaines chansons grecques ou maltaises, ce n'est d'ailleurs pas incompatible, la mora-mora (la nostalgie, quoi) est également présente dans ces belles cultures, avec beaucoup de tendresse et de douceur là-bas aussi ! Il suffit d'ouvrir une radio à Athènes ou à Malte pour se croire à Mada...
Veloma, mbola ho avy e. Ny tany nihaviana tsy maintsy hiverenana. Mbola mamita iraka e!
Tsara loatra misaotra , mbola hiverina an'i Madagascar ❤indray andro an'i 🇲🇬🇲🇬
Ahlala zay ndray tokoa moa le hira! sady mira mora2 ihany ka!Merci Bruxelles
Duo anisan ny tsara fa mankasitraka e!❤❤
Octobre 2019 mihaino fa mbola ngoma foana eeeee tiako foana
Za namangy matetika, mamangy matetika ary hamamangy matetika e! Aza manahy
mbol ho av e!!!maeno az lavtr n tani niavin ten mani te od!!!mankasitr e!!! nostalgique chanson.💜💛💚
Ouff , na dia misy ventilateur aza eto akaikiko eto dia mafana foana aho mihaino an'lay hira . une chanson toute faite pour ceux qui ont quitté leurs village et leur pays adoré
De veloma e ! Mandrapihaona ! Hmm , Hafa ihany ny gasy e !
Dryyyy... matsiaro fona e
Mahatsiaro n fahazazana teo akaikin ny fianakaviana.mbola hoavy e.misaotra ny mpanome azy
Vanona zany rahira!!!!TSARA TSARA!!!!
folo taona zay. Ndriii tanondrazako malala 🇲🇬😖💝
Madagascar tiako♥️
Misaotra betsaka e!
tena mahafampoho ny hira gasy gasy ka manja de la part d' un zana tany de mahajanga bravo tohizo fa tsara be
Mahajerijery eeeee !!misaotra havakoooo
tsy maintsy hiverina any Madagascar aho
Madagascar taniko ;
Fanontaniana, mitovy ihany ve io sy ilay version taloha ! Tsy taloha angamba fa io hira io efa ela o! Mankasitraka
voila ta chanson maman!!T_T ,tu me manque tellement,T_T
Manina ka te hody!!!
Atao aona mo eh!
Fitadiavana!!!
Tsara e! veloma ry tanana! veloma ianao! tsarovako mazana ilay salovanao! tsara anie zany e! tsy adino mihitsy! Misaotra e!
Izany no tena malagasy!
eh zany any aminay e merci e !!!!! misaotra lalaina a!!!!!
Firy taona zay fa tsy. Mety leo a
Misaotra fa tena tsra be mampanembona ny tany niaviana!
Misaotra ny nampiditra!
milay e! mahamanina ny @ tanana!!!
Ho an'izay mitady ravinahitra lavitra rehetra e!
Manimanina ny any Ambolo aho amin'izany hira izany .Veloma ry tanana tsy maintsy
mbola hiverina any amin'ny le vacance eee !
Misotra mankasitra e! Mahatsiaro sy manina ny any antanindrazana aho zany !
Manitra Bouzouki(Grika) zany vetso zany! Sady manja no mampahatsiora ny any tananana! Misaotra indrindra ra-24rajo fa misy vinany sy fahatsiarovana maro ny hira! Mankasitraka!
Salama é!
tsra izany raha hira tena mampanembona!
misaotra anareo nampiditra ny hira dia misaotra ny mpanakanto koa
Malahelo te hody any antanindrazana raha vao. maheno izany hira izany
Driiii latsaka ny ranomaso😢😢
ts tanako ny ranomasoko fa matsiaro very ny tenako angy anw Madagasikiarako 😭😭
Elyas Leoncine aza malahelo fa mbola hodytsika ka!! Mitady demody refa vita ny asa..kopatanana kuwait..
Tsara..... misaotra mizara fa tena mahafinaritra
Zany Ka hira !mahatsiaro e!gasy Aho tiako ny hira malagasy na dia Aty @ 10.000km aza
ndryh..Madagasikarako tanindrazakou...tsi ariko ari tsy adinoko
Diary Henintsoa Ratsimbazafy ok
mbola ho avy e!
mahafinaritra e! mahate hody any aminay
ndryy any izay ianao ry Gasikara keliko tsy foiko , manembona maheno ny hira malagasy rano iray ohatra izany ehh , veloma ry tanana fa tsy ho hadinoina mandrakizay
Veloma eeeee, any zay Mada, ndriiii
çà fait plaisir d'entendre à 10 000kms de chez soi
hafa ihany ny vazo gasy an! tsara e!
Te andeha voyage be za maeno anle hira
zany ny vazo gasy!
Mankasitraka e!
Misaotra e ! Mapanembona an' i Dago mafy...
Tsara loatra ee. ❤❤❤
atsiarovako any maroca io hira io tena io no nandeha raha vao nialan itananan i maroka aho
mankasitraka e!
Tsara. Tsy mety lefy.
Mahamanina ny any aminay !!
+RAKOTOMALALA Vony tsara be ilay sary eo amin'ny profil, an ,
milay daholo ny hira malagasy ,sady tena kanto no mampanembona ilay tanàna izay nilaozako any ho any ;Misaotra eh TOHIZO Hatrany ny famoronana.
Tiko b kou io, fa fanaonay ao an tanàna eeee
malahelo zah raha vo mihaino ity hira ity, mahatsiaro ny fianakaviana, misaotra Album music, mafinaritra be le hira
Ary toa ianareo any ivelany daholo no tena lasa revy amin ireto hira sy kanto mahafinaritra be ireto
eeeee!! Velooooma ry tanana!!!!! any zay Gasikarako zay
Viloma ry tanana
Viloma ianao
#2022
Original, gasy ka manja
KANTO NY HIRA MALAGASY, TSARA LOTRA ITY HIRA ITY, MAHATSIARO NY FAHINY AHO IZANY
refa manimanina de eto ndray
tsara foan eeeh,mankasitrak ahatsiarovako ireny lalan izay nodiavin rehtr ireny
Misaotra e
Mampahatsiahy lalina.
Manembona😢
hafa ihany ny mozika malagasy e!
Mampanembona be!
Eeeeeeee malahelo aho zany 😢😢😢
Manina te hody aho izany maheno ity hira ity any andro any vilana mbola ahitanao indray aho ry tany niaviko
e manimana n'y tanana
Tiako sy mamiko ilay hira ny toninkira ao tsara, mampahatsiaro ny any aminay (Lysoa)
Misaotra e!!
tena mbola afa iany mieno n hira talo eee! mampatsiahy zavtr be
Mazahoa fahafinaretana ary e!
Tsara ilay hira
ehhhhh!! fahatanorako !! te hody ,latsaka mitsy ny ranomasoko .....
Eeeeh hatraty e! Mamy ny mody. Mahereza tsika e
Mahafinaritra e!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Any zay madagascar e! Tsy maintsy hiverina any madagascar fona rehefa tonga ny fotoana. Tsy hadiniko ny tanindrazako.
12 février 2020 à 20h 59 mn...😇😍😍😍
c'est nostalgique!
eeeeee!!!!any izay ilay gasikarako e!
Ndao @ zay hody Mr Thiers a..
mirar soa hatrany e
+Julie Emma Razaiherizohobimalala mbola tsy lasa angaha ianao e?!!!
e!!! d las tokoa dada
misotr eh,tsar zan ra hira,tena gasy mints
EEE mahatsiaro an zay Ambohimahasoa nay zay za mieno an zan hira zan tsara eeee
Njiva HERINIAINA Tandrify aia syao?? Mahatsiaro ee.koptnn kuwait.vohoavykaaa
Veloma ry tanana,ts ho haiko angamba ny hanadino anao
marie elisabeth razafimalala kopatann atý kuwait.eee tehodyee kelisisa.bz MDG.
souvenir à Manhattan
normaaaaa b
Te hody😥😥
raha vao tapitra ny vacances ka handao an´ilay tanana any dago
veloma ry tanana
Aline MANOUH aza ilaozana mo n ntanana e
Tiko b ty hira ty dia misaotra ny mpamorona sy ny mpihira ary izay nizara azy tato. Tantara tena niainako ary toa tsy ho adino mihintsy. Mankasitraka
Tena aoka fotsiny zan hira zan ..mapahatsiaro ny any Ambanivohitra-nay zay.... any iz any!!!!! :(
ngoma eee
nahatsiarovanay ny fahiny rehefa tapitra ny vacance ka ande indray hamonjy lakilasy, tany Manjaka tany e
j'adore! tapper: MUSIQUE GASY JEAN BRICE TOLY
Ndry ! Mahatsiaro ny tanana e!!!!! Rovina ar za mbo hoany e?
mmmmm tsy maintsy mody e mbola mitady manina te hody
souvenir 25 cours el gend moramanga
mlay e!!!
Mampanembona mintsy zany hira zany.