TANTARA MAMPALAHELO LAKANA TSY TODY RDB

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ธ.ค. 2020
  • TANTARA MAMPALAHELO LAKANA TSY TODY RDB
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 20

  •  3 ปีที่แล้ว +2

    Tantara isan'ny tena tsara indrindra tamin'ity taona 2020 ity.
    Raha sitrakao dia cliqueo ny bouton "s'abonner"
    Handao isika hanohana ny zavatra vita malagasy na tantara na fandaharana
    Misy playlist manokana : tantara ato amin'ny chaine, manasa anao hijery azy. Mihainoa finaritra
    Zarazarao amin'ny namana :)

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @nirinajocelyneratafika4017
    @nirinajocelyneratafika4017 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra fa tena tsara Ilay tantara.

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 7 หลายเดือนก่อน

    Tsy sasatra mihintsy ary mihaino ty tantara ty tiako dila ❤❤❤❤na somary mampalahelo kely aza 😢😢😢

  • @BorutoUzumaki-ju6ti
    @BorutoUzumaki-ju6ti 3 ปีที่แล้ว

    Tena mampalahelo, 😭😭😭 je suis trop sentimentale

  • @LalatinaRoberta-tf5nf
    @LalatinaRoberta-tf5nf 9 หลายเดือนก่อน

    Tiako be mampitomany😢😢

  • @user-qn1kw6ws1v
    @user-qn1kw6ws1v 5 หลายเดือนก่อน

    Tena tiako ilay tantara, fa tena ontsa koa ny foko teo am- pihainoana azy, nilatsaka ny ranomasoko. Fa hafatra kely, ho anareo mpitondra mpizahan- tany, mahaiza mitandrina fa ny ratsy anie tsy kely lalana eee😪😂

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tsara be 😍lay tantara latsaka mihintsy ny ranomasoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Faly izahay refa faly ianareo 😊
      Misy tantara hafa ihany koa ao, manasa anao hi s'abonner amin'ny chaine 😊
      Mirary soa indrindra tompoko ❤️🙏

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 5 หลายเดือนก่อน

    Tena mapalahelo ny tantara tompoko nefa mba mila vaovao havihaminareo misaotra betsaka tompoko

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Mercis beaucoup

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Merci à vous 🙏🙏🙏

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko de mirary soa atrany

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Mankasitraka tompoko 🙏🙏
      Mihainoa finaritra fa isan'ny tantara tena tsara indrindra tamin'ity taona ity io lakana tsy tody io

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Ity tantara ity vao nizarain'i gasy rakoto tato @ youtube vao 5 jours zay. F'angaha tsy mba misy hafa AFA tsy ny efa navokan'ny hafa ihany eh

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsara hatrany ny fifampizarana, isan'ny tantara tena tsara izy io 😊
      Misy hafa ato amin'ny chaine ary efa misy hafa ho avy ihany koa, miezaka manome ny tsara sy ny tokana ho anareo hatrany tompoko 🙏

  • @MGMG-ft7pq
    @MGMG-ft7pq 3 ปีที่แล้ว

    Dieny mbola tsy lasa lavitra ity raharaha ity !!
    FAFAO DAHOLO NY TANTARA TSY NAHAZOANA ALALANA ATO TOMPOKO.

    •  3 ปีที่แล้ว

      Miarahaba tompoko, betsaka ny chaine mitovy amin'izy ity ary fizarana tsotra ihany no ato tompoko fa tsy misy fitadiavam-bola na voninahitra. Tena marina fa betsaka ny tantara tsy nazahona halalana eraky ny internet, eny, ato ihany koa. Afaka fantarina mazava ve tompoko ny antony tsy azo hizarana ny tantara ? Mankasitraka indrindra ary mirary soa ho anao 🙏❤️

  • @MGMG-ft7pq
    @MGMG-ft7pq 3 ปีที่แล้ว

    Dieny mbola tsy lasa lavitra ity raharaha ity !!
    FAFAO DAHOLO NY TANTARA TSY NAHAZOANA ALALANA ATO TOMPOKO.

    • @brunomauricerandrianandras1310
      @brunomauricerandrianandras1310 ปีที่แล้ว

      Aza d manao anzany f mb nizara fotsiny izy f ts nanao fitadiavambola akory, rh toa ka ts tinareo hoenonay n tantara vokarinareo d aza avoaka Tompoko f mahato io nataonareo d natao hoenonay pakafy🙂