TANTARA GASY NY RAIKO RDB

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 13 ม.ค. 2021
  • TANTARA GASY NY RAIKO RDB
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

ความคิดเห็น • 43

  • @marielesage370
    @marielesage370 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +1

    Afaka ndray ny andro fa misy tantara vaovao .merci foana foana nizara 👍

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 9 หลายเดือนก่อน

    Zo ny ankizy mahalala ny rainy,
    Mahagaga mihintsy le reny manafina....
    Na ratsy ny rainy na tsara tantarao @ ny ankizy ny marina aza tia tena....

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 9 หลายเดือนก่อน

    Mendrika anRaline ny mahazo azy....tiko be toetran mama Vero, Nivo sy Soa

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ô 💖🇲🇬👌🇲🇬🎧

  • @yvettebeatrice472
    @yvettebeatrice472 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ohh 🙏🏽👍🏾🎧🎧🎧🎧🙏🏽👍🏾

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 3 ปีที่แล้ว

    Tonga dia mahaliana avy hatrany vao RDB ts ba makaleo izany mihitsy 😍😍😍😍😍😍

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 9 หลายเดือนก่อน +1

    Reny alika....

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara ilay tantara fa ilay tapatapaka no indro kely raha mba misy tsy tapatapaka dia averina azafady fa tsara loatra

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara e 😍🇲🇬

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 3 ปีที่แล้ว

    😂😂😂 de enao nahodiny 🙈, Misaotra fa tsara be ny tantara

  • @poudjah125
    @poudjah125 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsak 🥰🥰

  • @NinaNina-gs8nq
    @NinaNina-gs8nq 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko 💖💖

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra nizara oo 😍😍

  • @marinadonia6110
    @marinadonia6110 3 ปีที่แล้ว

    Nareniko izy de sahiko mikasitanana anazy trop lotra vavana oe loharo an ampasana any izy, fa manin tapa2 le tantara

  • @laminamariealicerazafindra6294
    @laminamariealicerazafindra6294 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr Nizara ❤️ tsara fa tapa2k matetik

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra anareo foan 🙋‍♀️🎧❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa ho anao hatrany

  • @dilanearzi9701
    @dilanearzi9701 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko 🥰🙏

  • @minnieandrian117
    @minnieandrian117 4 หลายเดือนก่อน

    Tsara be foana refa rdb satry tena mahay ny mpilalao

  • @ainachumun1322
    @ainachumun1322 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ooo

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 3 ปีที่แล้ว

    tsara fa tapatapaka be am farany 😊

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 3 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo sady mampiomehy 😂😂😂😂

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka oo

  • @mayaaandreaa3594
    @mayaaandreaa3594 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara tompoko 🙏❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko :)

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Ndrindra ré tompoko@ fizarana tantara vaovao hatrany surtt tantaran Rdb Sady reo mpilalao tena pro daolo mahafinartra b

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Hihi ie, tsy mist fisaorana tompoko. Mirary soa indrindra 🙏❤️😊

  • @cybernis3697
    @cybernis3697 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko ô!

  • @mamymamy3413
    @mamymamy3413 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara re fa tsara be fa somary mampalahelo kely

  • @kotyjenny
    @kotyjenny 3 ปีที่แล้ว

    Vao hihaino.Merci

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mihianoa finaritra tompoko :)

  • @augustinfagnavota1527
    @augustinfagnavota1527 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 💞❣🧡💘💜🤍💚👍❣

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka t@ tantara e! 'zay miboaka toa Dany avokoa misaotra betsaka e! ❤️🙏🙏🙏

  • @gasy72
    @gasy72 3 ปีที่แล้ว

    Misoatra e

  • @odilehuchet7241
    @odilehuchet7241 3 ปีที่แล้ว

    Tsara saingy tapatapaka be ilay izy

    •  3 ปีที่แล้ว

      Hialana tsiny tompoko fa le hira misy tompony tsy maintsy tapahina nohon'ny fangatahan'i youtube ...

  • @MGMG-ft7pq
    @MGMG-ft7pq 3 ปีที่แล้ว

    Dieny mbola tsy lasa lavitra ity raharaha ity !!
    FAFAO DAHOLO NY TANTARA TSY NAHAZOANA ALALANA ATO TOMPOKO.

  • @nathalierazanatinaknott1209
    @nathalierazanatinaknott1209 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko

  • @aghvcg3236
    @aghvcg3236 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko