TANTARA GASY RDB KARAVASY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • TANTARA GASY RDB KARAVASY
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

ความคิดเห็น •

  • @VeroniqueShaymon
    @VeroniqueShaymon หลายเดือนก่อน

    Makasitraka nizara❤

  • @scolaarmista6169
    @scolaarmista6169 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tsara be lay tantara ❤🇲🇬

    •  3 ปีที่แล้ว +2

      Mankasitra, mirary soa indrindra tompoko :) ezahina hatrany ny hizara ny soa sy ny tsara indrindra ho antsika rehetra :)

  • @mimalala03
    @mimalala03 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara be fa misaotra betsaka indrindra 💐🥰❤️

    •  3 ปีที่แล้ว +2

      Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa indrindra 🙏❤️

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra nizara dia misaotra ny équipe rdb ihany koa 💝💝 samy ho tratran taona vao vao tsika rehetra

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra indrindra tompoko 🙏
      Mirary soa ho anao koa dia samy ho tratran taona vaovao isika rehetra ❤️🙏😊❤️

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 3 ปีที่แล้ว

    Merci bcp ❤️❤️😘😘

  • @malalafitiavana4679
    @malalafitiavana4679 3 ปีที่แล้ว +2

    Merci beaucoup 💋❤️

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Mankasitraka tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra atrani njai nanome ❤🎧🙋‍♀️

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka tsara be 🥰

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko tena mis anatra b anatiny tantara ity 🥰

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra mizara tantara ho anay oo

    • @arivnana9474
      @arivnana9474 3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka oo

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :D

  • @yvettebeatrice472
    @yvettebeatrice472 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko 🙏🏽👍🏾

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o! 💘💘💘💚💚💚❣❣❣

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko 💖🇲🇬

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @lucassenicole5685
    @lucassenicole5685 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra Tompoko 😍😍

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @nayanbritanie8195
    @nayanbritanie8195 3 ปีที่แล้ว

    Merci bcp

    •  3 ปีที่แล้ว

      Je vous en prie, merci à vous 🙏😊

  • @volaramahefason8630
    @volaramahefason8630 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be ilay tantara, sady feno anatra be na ho an‘ny fividianana tany/trano na ho an‘ny fitokisana olona, dans les deux sens (mahatokitoky olona sy hoe diso miahiahy olona loatra) hahahahaaa

    •  3 ปีที่แล้ว

      Eny, ary tena tsara hatrany ihany koa ny tantara malagasy :) Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao tompoko dia manasa anao hi s'abonner amin'ny chaine :)

  • @thejianarsf9416
    @thejianarsf9416 3 ปีที่แล้ว

    Misoatra betsak

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra nizara e ❤🇲🇬

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @cybernis3697
    @cybernis3697 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara, fa vao hihaino mihitsy izao

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :) mihainoa finaritra ooo

  • @zitarasoa1918
    @zitarasoa1918 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka e

    •  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏
      Mihainoa finaritra 😊❤️😊

  • @gasy72
    @gasy72 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra e

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 ปีที่แล้ว

    ⏰⏰⏰⏰⏰

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara ô

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @poudjah125
    @poudjah125 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @hantavani
    @hantavani 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tompoko nizara fa tena nahafinaritra e!

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko, mihainoa finaritra hatrany :)

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว

    Miarahb tompoko o na dia vo hanomboka hiaino aza def manolotra n'y fisaorana s'y fankasitrahn lalandv tompoko @ tantara rhtr zarainao f d afapo tokoa zahay mpankafy rhtr !THT DAOLO OO

    •  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra indrindra tompoko, tena misy asa tokoa ao ambadika ary tsy hazahona tambiny n'inona n'inona ny fizarana ireo tantara miaraka aminareo rehetra fa tena zaraina maimaipoana avokoa. Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko :)

  • @nathalierazanatinaknott1209
    @nathalierazanatinaknott1209 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Vao mahita ilay titre sy ilay sary dia Tonga Dia maheno maharary sy mangirifiry zany 😏

    •  3 ปีที่แล้ว

      :)

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @nasirnasirrock5787
    @nasirnasirrock5787 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak tompoko

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette7181 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra tompoko fa mahafinaritra ❤😶❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko :)