Aoka tsy ho @ fitiavam bola ny sainareo_Majunga 09 juin 2019

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ส.ค. 2019
  • Mission Majunga Juin 2019

ความคิดเห็น • 8

  • @vivianerazafimahaleo2516
    @vivianerazafimahaleo2516 4 ปีที่แล้ว +5

    AMEN misaotra Anao JESOSY amin'ny Teny nampitondranao ho anay,ampianaro izahay tsy ho tia vola aman- karena amin'ity tany fandalovana ity,misaotra anao koa ranadahy nitondra ny teny tsy misy kilema,JESOSY homba anao sy ny ankohonanao AMEN AMEN

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Aleloia amen amen amen 🙏.
    Mahatsiaro anao hatrany zoky Tantely,am-ponay mandrakariva ianao.

  • @deborahtheresa2178
    @deborahtheresa2178 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Anao aho Jesosy fa manankambara ahy isan,andro lanao aminy alalany teninao, mamindra fo amiko Jesosy ka hialako aminy fitiavambola Amen

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra jesosy o fa novokisinw ny fanahiko androany misaotra anao aho , voninhitra hoanao irery iany Amen.

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 4 ปีที่แล้ว +2

    Amen!!!! Voninahitra ho an Andriamanitra irery hiany
    Tompo ô! Ampianaro aho hiala @ fitiavam- bola izay tsy ankasitrahanao🙏🙏🙏
    Misaotra indrindra Pasteur a! Ny Tompo homba Anao

  • @mariejeannerandriamizara6485
    @mariejeannerandriamizara6485 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @fitiavanaranovelona1701
    @fitiavanaranovelona1701 4 ปีที่แล้ว

    Tena marina mihts zan toriteny zan fa io vola io no fototrin ratsy rehetra