Joseph d'af - Varavaran'ny Lanitra

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ก.ย. 2019
  • Joseph d'af - Varavaran'ny Lanitra
    Mbola ho avy ny andro hiseho amin'ny rahon'ny lanitra izaho sy ianao, sao ho nenina ny farany !!
  • เพลง

ความคิดเห็น • 75

  • @nonalillasafira8960
    @nonalillasafira8960 4 ปีที่แล้ว +9

    Hi! From Indonesia 🇲🇨 I am hear this song.
    Tena tia be mihaino hira gasy.
    God bless you.

  • @fanohyfedymihantova2938
    @fanohyfedymihantova2938 2 ปีที่แล้ว

    alefa lesy zokinayeee!!! ts hanenina ntsika fa efa nanaiky an'i Jesosy eee!!!sad hafa mihintsy zan fitiavan'i Jesosy zan!!!! only for Jesus

  • @mirellarakotoarimanga2255
    @mirellarakotoarimanga2255 4 ปีที่แล้ว +2

    Malaelo be zah hoe tsy nihirain'i Joseph D'Af io hira io androany tao Antsahamanitra nefa io no niandrasako be indrindra satria io no hira tiako indrindra! Fa nahafinaritra be loatra le androany fa mankasitraka be dia be! Tahin'i Jesosy mandrakariva isika rehetra! Merci beaucoup Tdl sy Joseph D'Af

  • @sandrinajaylieraolinantena225
    @sandrinajaylieraolinantena225 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be lay hafatra toninkira , enganie samby hiditry @ varavara Lanitra atsika jiaby

  • @benatianamarietophine8486
    @benatianamarietophine8486 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ny hira Joseph d'af ah,voninahitra ho an'i jesosy irery ihany.

  • @wilinoramananjoelina5497
    @wilinoramananjoelina5497 5 หลายเดือนก่อน

    Milay ❤

  • @randrianonenanafaralahy9487
    @randrianonenanafaralahy9487 10 หลายเดือนก่อน

    tsara be

  • @trecyrakotoarisoa5387
    @trecyrakotoarisoa5387 4 ปีที่แล้ว +3

    J'adore la musique Malgache

  • @nyniela8256
    @nyniela8256 4 ปีที่แล้ว +1

    Amen!! Tsara loatra

  • @fenoderaradiminandrasana7181
    @fenoderaradiminandrasana7181 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be!bravo

  • @tzuheng2366
    @tzuheng2366 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be fa nalaina tahaka an'ilay hira fallen in love ny feony. Mahafinatitra foana e😇

  • @aicharazafite6112
    @aicharazafite6112 4 ปีที่แล้ว +1

    Soa avao hiragnao tiako fö 😍😘

  • @dinaanjaramalalarajaonah534
    @dinaanjaramalalarajaonah534 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka EE..👍👍
    Tsar be 💓💖

  • @nyaina9782
    @nyaina9782 4 ปีที่แล้ว

    Varavaran'ny Lanitra...Mlay lesy zoky ah

  • @nirinadinasoaraherisoon4310
    @nirinadinasoaraherisoon4310 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra!!

  • @hantasoamarie1523
    @hantasoamarie1523 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e 🙏💖🙏

  • @WendyCathalina
    @WendyCathalina 3 ปีที่แล้ว +1

    Tiako hira ty ai
    MANKASITRAKA

  • @chrysonclain7414
    @chrysonclain7414 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be,😍😍😍

  • @theodilelavigne5120
    @theodilelavigne5120 4 ปีที่แล้ว +1

    Mangatàha famindram-po isan'andro fa varavaran'ny lanitra misokatra ho anao.

  • @youribelahy5951
    @youribelahy5951 4 ปีที่แล้ว +2

    😇😇😇😇

  • @nadiachristiane946
    @nadiachristiane946 3 ปีที่แล้ว

    Tiako ny hira tena misy raisina ny hafatra, de misaotra ny mandihy!.....

  • @sarobidiamidealylalaina8942
    @sarobidiamidealylalaina8942 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be, mankasitraka, Deraina ny Tompo

  • @yvonnerasoarinivo1583
    @yvonnerasoarinivo1583 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiko ayyy merci bcp

  • @Jo_384
    @Jo_384 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tiko merci beaucoup

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci jo tena marina loatra tokony hanararaotra tsika eh, !

  • @juliosamtoy2346
    @juliosamtoy2346 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara beeee

  • @lolainjonah7431
    @lolainjonah7431 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ❤

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 3 ปีที่แล้ว

    Tena marina🙏🙏

  • @rakotonomenjanaharyrado8679
    @rakotonomenjanaharyrado8679 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci ie

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 4 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsaka fa tsr be lay tonokira Mankasitraka ee enganie samby tafiditr adanitra aby isika rehetra 🙏🙏🙏

  • @chrysonclain7414
    @chrysonclain7414 4 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra😍😍,,,

  • @bakoniloniainaramantsoa5994
    @bakoniloniainaramantsoa5994 4 ปีที่แล้ว +2

    Tiko loatra ❤️
    Nefa tsy afaka telechargena 😭😭

  • @assaneatm1348
    @assaneatm1348 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra e 🥰🥰🥰🥰

  • @Jo_384
    @Jo_384 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be

  • @andriammihaja6059
    @andriammihaja6059 4 ปีที่แล้ว +3

    ❤🙏

  • @user-jy9pd3ee9y
    @user-jy9pd3ee9y 10 หลายเดือนก่อน

    Merci zozef d' affection tsrabe le hira🎉😅

  • @lalainanambinintsoa8769
    @lalainanambinintsoa8769 4 ปีที่แล้ว

    fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao an-tsik isan'andro isan'andro !!!

  • @stephaneraherivahatraina1476
    @stephaneraherivahatraina1476 4 ปีที่แล้ว +2

    Comme toujours !😊❤️ Tsara foana ❤️❤️

  • @fahandriampanarivo3381
    @fahandriampanarivo3381 2 ปีที่แล้ว

    Marina be ilay hoe tsy mbola nisy anjely nitaky facture-n'ny masoandro sy rivotra

  • @micksnaivoarilanto7721
    @micksnaivoarilanto7721 4 ปีที่แล้ว +3

    DERAO NY TOMPO Tsara be le créativité @le parole c'est quand le prochain concert?

  • @tojorasolofoarimanana6268
    @tojorasolofoarimanana6268 4 ปีที่แล้ว +1

    waw ... tsara ee

  • @franciscar.1193
    @franciscar.1193 3 ปีที่แล้ว

    Mino'ah'f'isoktr'hoan'tsik'rhtr'ny'lanitra'rah'manao'strp'isika

  • @eddyrakototsifera1618
    @eddyrakototsifera1618 2 ปีที่แล้ว

    J

  • @mahefarisoamichelle5051
    @mahefarisoamichelle5051 4 ปีที่แล้ว +1

    Marina zany...!

  • @youribelahy5951
    @youribelahy5951 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara beeee 😂😂☺😊

  • @franciscar.1193
    @franciscar.1193 3 ปีที่แล้ว

    Bjr'mba'omeo'tkhir'love

  • @rinnahrinah5210
    @rinnahrinah5210 2 ปีที่แล้ว

    A

  • @rivahrazafimandimby6037
    @rivahrazafimandimby6037 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra ho rehefa ho an'i Tompo e

  • @nambininatahinamalalaharis956
    @nambininatahinamalalaharis956 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara eeeeeeeeeee

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 4 ปีที่แล้ว

    Tsara be oeeee

  • @atmikaaimpirenena1774
    @atmikaaimpirenena1774 4 ปีที่แล้ว +1

    vao androany maraina ty hira ty vao hiatko tam tvm, dia naveriko nijerena sy nohenoina tsara fa tena tiko
    manome hery ho ahy
    merci

  • @nirinanoel2093
    @nirinanoel2093 3 ปีที่แล้ว

    Andrekako o! Ataoko akory ny tsy hidalangOka sy tsy handihy? Injato potserina replay ty ein ! Tsara zalahy fa tohizo e!

  • @andrearazanatsara3656
    @andrearazanatsara3656 4 ปีที่แล้ว +1

    'zay vao nivoaka sur youtube iz'ity nefa efa tamin'ny janvier iny no sendra nahenoko azy voalohany notadiaviko teto fa kay mbola tsy nivoaka raha tsy 'zao, tsara fa mankasitraka e

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 3 ปีที่แล้ว

    Tiako be hiranw jiaby mampisokatr fô merci beaucoup

  • @andrianirinasoaangie8311
    @andrianirinasoaangie8311 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be 😍😘❤

    • @louiekhari3200
      @louiekhari3200 2 ปีที่แล้ว

      I guess I'm kinda randomly asking but does anybody know a good place to watch newly released series online?

    • @gibsoncolton2294
      @gibsoncolton2294 2 ปีที่แล้ว

      @Louie Khari Flixportal

    • @louiekhari3200
      @louiekhari3200 2 ปีที่แล้ว

      @Gibson Colton Thank you, I went there and it seems like a nice service =) I really appreciate it!

    • @gibsoncolton2294
      @gibsoncolton2294 2 ปีที่แล้ว

      @Louie Khari Happy to help =)

  • @lesadeline6651
    @lesadeline6651 4 ปีที่แล้ว +3

    Mafinaritra Jo ah, tohizo ny ezaka, atolotra ho an'Andriamanitra ny dera sy ny laza rehetra!!! :)
    Partage kely ity : th-cam.com/video/0K2T2kFDVI8/w-d-xo.html

  • @oliviarianaharisoa97
    @oliviarianaharisoa97 4 ปีที่แล้ว

    Merci dia ao antsahamanitra ndray fotoana e

  • @danieladomoina6144
    @danieladomoina6144 4 ปีที่แล้ว +1

    ❤️❤️❤️❤️

  • @onjanarindra5488
    @onjanarindra5488 4 ปีที่แล้ว +1

    tena tsara lotra mapihetsi po be satriko fona ieno anle hira*

  • @raloum23
    @raloum23 ปีที่แล้ว

    JordanHajaFxaMnana

  • @navrenhandew4381
    @navrenhandew4381 4 ปีที่แล้ว

    Yes, coté tononkira tena tsara sy marina ara-baiboly..Le rythme fotsiny somary hitako mirona kokoa mankany @ fandiha sensuelle sns.Mila mitandrina kely ihany isika @ resaka rythme fa sao lasa alaim-panahy hanao fandihy mitovy @ hiran'izao Fiainana mandalo izao..Ho an'i Jesosy irery ihany ny Voninahitra.. Alléluia

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 ปีที่แล้ว +2

      fa ohatra ny ahoana kay ny rythme tsy mitovy amin'ny fiainana mandalo ? :o

    • @navrenhandew4381
      @navrenhandew4381 4 ปีที่แล้ว

      @@diallorajerison9140 Raiso @ côté positive foana Frère ny commentaires fa izany no mampandroso.Mety hoe mpiavana na akama be ianao sy JdAph fa ny mampandroso ny ara-panahy foana nefa tadidio ny tanjontsika @maha mpihira évangélique. Dia aoka ny Tompo Jesosy foana no homem-boninahitra @zavatra atao fa tsy isika olona no hanandratena na hanandratra olona. tahinTompo manokana ianao Frère

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 ปีที่แล้ว +1

      @@navrenhandew4381mieritreritra ve ianao fa objectif amin'izany reflxion anao izany ? Tsy voavaly aloha ny fanontaniako

    • @navrenhandew4381
      @navrenhandew4381 4 ปีที่แล้ว

      @@diallorajerison9140 Bon courage ary alo ianao raha mbola tsy voapita ny hafatra.

    • @andriafehizoro686
      @andriafehizoro686 3 ปีที่แล้ว

      An'Andriamanitra ny hira sy ny dihy. Rombahina @Anaran'i Jesosy Kristy. Izaho izao mihaino sy mandihy @izany feno fifaliana ny anatiko. Tsy mieritreritra ratsy mihitsy. Andriamanitra namorona ny sens rehetra. Fa anjarantsika ny mieritreritra. Raha handihy @izany izao aho: hifaly avanja anatrehan'Ilay namonjy ahy aho sa mieritreritra be ara-nofo ?

  • @manangamananaelievalloys2250
    @manangamananaelievalloys2250 4 ปีที่แล้ว

    Tatra