Rehefa nanome tso-drano ny Fiangonana sy ny vahoakan'Andriamanitra Iny izahay mivady Dia nihira ity hira ity, latsaka ny ranomaso, ankehitriny tena hitanay ny fisandratan'ny vahoakan'Andriamanitra, voninahitra ho Azy irery ihany, mitomboa hosotra hatrany Joseph d'Af
💘tena latsaka ao am-po sy mandona ny fo mihintsy rehefa tena mifantoka mihira an ity hira ity.Tsara be le tonony,latsaka atr@ ranomasoko😥 deraina mandrakizay A/TRA sy JESOSY KRISTY. Misaotra nareo hitombo @ fahasoavana
Natolotry ny namako ho ahy ity hira ity ho fanaovam.beloma sy tsodrano fa hande lavitra. Latsaka ny ranomasoko an-dalana ho any amin'ny aeroport. Nanan.danja be tamiko ny teny rehetra anatin'ny tononkira. Misaotra Joseph D'af. Ny Fanahy Masina hitarika anao mandrakariva.
Androany aho vao naheno ity hira ity,

mankasitraka joseph 'af, ilaina ny fanotronanan'andriamanitra!!
Tena latsaka ny ranomasiko nihaino ity hira ity. Amen amen amen
Amen
Des chansons nous comprend pas mais nous touche vraiment nôtres cœur que
Natolotry ny namako ho ahy ity hira ity ho fanaovam.beloma sy tsodrano fa hande lavitra. Latsaka ny ranomasoko an-dalana ho any amin'ny aeroport. Nanan.danja be tamiko ny teny rehetra anatin'ny tononkira. Misaotra Joseph D'af. Ny Fanahy Masina hitarika anao mandrakariva.
Tsara loatra ❤️🙏🥹
❤❤❤
waohhh
Feno fanahy
Tsara loatra 🥰
🙏🙏🙏🙏
Tsara izany hira izany :)
TIAKO LOATRA ILAY HIRA.
Natolotro n'y ZANAKO vavy t@ mariaziny ho TSODRANO - TIAKO LOZTRA
Tsara loatra, ito hira ito sy Toe-po 🤗
Tsara loatra ❤️❤️❤️Alleluiaaaaa Alleluiaaaaa ❤️🙏🏽
❤️🥰