Joseph d'Af - LOVE CLIP EVANGELIQUE

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • Joseph d'Af - LOVE
    LOVE @ JESUS
    hira malagasy
    lamozika
    nouvaute clip 2020
    nouveaute 2020
    joseph d'af mararim-pitia
    joseph d'af
    clip evangelique 2021
    clip gasy 2021 nouveauté
    fiderana 2021
    hira
    hira evangelique gasy
    hira evangelique gasy 2021
    hira fiderana

ความคิดเห็น • 180

  • @anichanirina4904
    @anichanirina4904 4 ปีที่แล้ว +5

    Tahiny JESOSY izay mamaky ity ❤️💋

  • @newdayonshoptv2678
    @newdayonshoptv2678 5 ปีที่แล้ว +6

    One love from Tanzania Its Good song I like the song

  • @mamyrakotomampianina1592
    @mamyrakotomampianina1592 5 ปีที่แล้ว +5

    tres touchant!!!!!misaotra an jesosy nanome talenta dia misaotra anao nanaiky ho ampiasainy!

  • @melanieandrianirina9520
    @melanieandrianirina9520 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be! Tena tiny olona be mintsin'ny hiranao za ko love!

  • @sharonramaro2001
    @sharonramaro2001 5 ปีที่แล้ว +1

    Waouh tsara be ! Tena zany tokoa, tena babo tanteraka @ Jesosy ny fo rehefa mandinika ny nataony sy mbola ataony @ ny fiainantsika

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny5849 5 ปีที่แล้ว +2

    efa love marina an tsy hasaraka syazy anie Misaotra fa ravoravo maheno ny fitiavanao an Jeso

  • @mathieuchristian8752
    @mathieuchristian8752 29 วันที่ผ่านมา

    Ravoravo ô! 'zah nahita an'i Jeso
    Ijoroako ô! ho vavolombelognô
    Efa very e, fa mbola hita arô
    Efa maty e, fa mbola velognô
    Izy koa 'zah talôha
    Variagna mirendra msôma arô
    Tsy mody an-tragno vôlagnin'olo fa barbô
    'Zaho fa tsy agny, fa 'zah fa nahita ny tiakô
    Hoa JESOSY e!
    Managna za managnanao.
    Ref:
    Fô 'zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    Fô 'zah fa love e!
    Aminao zaho JESOSY a!
    Fô 'zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)
    'Zaho fa niova, efa vita ny talôha
    Efa mpandova, ilay fiainagna vaovao
    'Zaho fa niôva ('Zaho fa niôva)
    Niova ny foko fa efa navy
    Fa mpandova e!
    Ny herin'ny fiainagna ho avy.
    Fa 'zaho fière
    Managna zaho managnanao
    Matoky valeur
    Ny révélation indesinao
    'Zaho tsy mipoera ('Zaho tsy mipoera)
    Fa raha marigny ny tantaraiko
    Hoa JESOSY ô!
    ANAO rô andraindraiko e!
    Ref:
    Fô 'zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    Fô 'zah fa love e!
    Aminao zaho JESOSY a!
    Fô 'zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)
    Instrumentale: ...........
    Na ao ambony, na ny any ambany
    Na fagnenjehana eto ambon'ny tany
    Na fahafatesagna, na fahoriagna
    Tsisy hasarak'anah aminao.
    Namianao hosotry ny fifaliagna
    Bôkô, namianao ko ny fitahiagna
    Nandray hery ny fiainagna ho avy
    Ho mpandova lagnitra mandrak'izay.
    Ref:
    Fô 'zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    'Zah fa love e!
    Aminao zaho JESOSY a!
    'Zah fa love e!
    Love aminao 'zah a!
    Tsisy asakananah amin'ny fitiavanao. (X2)
    --------

  • @rasoafaraernestine2461
    @rasoafaraernestine2461 6 ปีที่แล้ว +4

    Merci bcp Joseph d'Af tiako jiaby hiranao

  • @ophelietadahy1896
    @ophelietadahy1896 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anareo jiaby fa tiako be lay hira,efa niova koa aho que tena love,...

  • @randrianatoandronoroharila4519
    @randrianatoandronoroharila4519 5 ปีที่แล้ว +4

    Za koa efa love @ nao Jesosy, tiko na ny feony na ny tonony, Mankasitraka an'i Joseph

  • @jemimaramarovazaha6583
    @jemimaramarovazaha6583 6 ปีที่แล้ว +1

    Zoky a tena tsara be le hira 😍❤
    Love aminao za Jesosy 💖 tsy hisy hasakana @fitiavana Anao

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 5 ปีที่แล้ว +1

    tiako b le hira !Deraina ny Tompo e!manana zah manana Anao Jesosy

  • @trapgoose_17
    @trapgoose_17 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara !! Hiverina aminao ah Jesosy a !

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda8679 4 ปีที่แล้ว +1

    Deraina mandrakariva Ianao Jesosy Kristy.
    Mamindra fo @ko Amen

  • @andrianiainarandrianasolo5920
    @andrianiainarandrianasolo5920 6 ปีที่แล้ว +5

    Tsara fona eeh 😁 mercii joseph ☝

  • @fanahymaheryatoanatiko6737
    @fanahymaheryatoanatiko6737 3 ปีที่แล้ว

    ameeen be ny parole ny hira 🙏📖🔥❤
    raisiko au nom de Jésus christ 🙏📖🔥❤

  • @rindrahajaina4384
    @rindrahajaina4384 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be ilay hira bravo Joseph D'Af

  • @kantoandrianirina2065
    @kantoandrianirina2065 5 ปีที่แล้ว +1

    En boucle 😍 Za fa love aminao Jesosy ahh 😍

  • @aicharazafite6112
    @aicharazafite6112 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ny midera ny Tompo
    Ny fiainako miankina aminao
    Tiako be misaotra amin’ ilay hira ombatsika rehetra anie ny Tompo

  • @angerakotonanahary8174
    @angerakotonanahary8174 6 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka e!
    Fa love tsika jiaby eee

  • @fanoelarabemanotrona4685
    @fanoelarabemanotrona4685 6 ปีที่แล้ว +5

    ela no niandrasako ity horonantsary ity, tsara be :) tahin'i Jesosy

  • @heriniainaratsirahonana4769
    @heriniainaratsirahonana4769 6 ปีที่แล้ว +4

    tsara e! miaraka amin'ilay gadona koa mafinaritra LOVE JESOSY

  • @fitiavanamims3374
    @fitiavanamims3374 4 ปีที่แล้ว

    Love @ Jesosy aho marina zan Joseph d'Af a mahafinaritra ny midera an Ray be fitiavana.

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว +5

    aleho Jesosy fona atrane!!! no hita fa tsisika no hoderaina, fa maka ny voninahitry Jesosy izany ! ka ravona tena hanetritena isika olombelona dia aleho avetrany dia hataho MP3 ny hira amen. io matsy no nalavo any satana ka nazera avy tany andanitra satriha nahaka ny voninahitry Jesosy Tompotsika .

    • @isla7blue
      @isla7blue 5 ปีที่แล้ว

      All you are Thirsty.Come to thé fountain

  • @mikaraharison4910
    @mikaraharison4910 5 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka. Love you Jesus

  • @hasinandrantoranaivoson1987
    @hasinandrantoranaivoson1987 ปีที่แล้ว

    Tiako be nama ty hira ty a. ❤❤❤

  • @dorisrekevera8990
    @dorisrekevera8990 8 หลายเดือนก่อน

    Alléluia 🙏⭐
    Tiko ianao Jesosy a❤

  • @djjo319
    @djjo319 6 ปีที่แล้ว +3

    ty le nandrasana efa ela...nivoaka ihany...merci,tsara be le izy

  • @mioramiora3744
    @mioramiora3744 3 ปีที่แล้ว

    zah fa love eee,, ao tsara Joseph aaa

  • @layanahmed3613
    @layanahmed3613 3 ปีที่แล้ว

    Sambatra atsika rehetra mananan'JESOSY KRISTY TOMPON'TSIKA zakoa efa Love @ nao JESOSY sady efa niovakoa tena tsarabe ilay hira mankasitraka JOJEPHE D'af mahereza hatrany farany TOMPO ane iomba anao sy ny ankohonanao.

  • @nirymalala3474
    @nirymalala3474 6 ปีที่แล้ว +1

    😍😍😍👍😇😇🤗🤗🤗🤗 deraina ny Tompo..hallelluuiaaaa

  • @razafimamonjyvolana1586
    @razafimamonjyvolana1586 5 ปีที่แล้ว

    tsara ny midera an'i Jesosy, satria izy dia fitiavana

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina6515 5 ปีที่แล้ว

    Tsara wa ny mderan Tompo, mankasitraka, Love Jesus

  • @sidonietotozafy3694
    @sidonietotozafy3694 5 ปีที่แล้ว

    Ry havana kristianina mila mitandrina aminy hira fiderana tarinesanareo tsy hira jiaby fiderana manome voninahitra any Andriamanitra raha manana fanahimasina mahafatra zany ,tandremo ry kristianina ,na mihira momba jesosy , efa kaiky fiaviany Tompo

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 ปีที่แล้ว +2

      mba atoroy anay hoe otrn ahoana marina ilay fiderana tena manome vonihanitra aazfady ?

  • @Ibnslm
    @Ibnslm 3 ปีที่แล้ว

    Tsara rafitra tanteraka na ny tononkira na ny mozika na ireo olona amin’ny horonan-tsary: voasolo tena ny rehetra. Tsara

  • @pointdiscount1500
    @pointdiscount1500 6 ปีที่แล้ว +4

    Tsara ee mankasitraka Joseph d'Af

  • @akoilarose2596
    @akoilarose2596 5 ปีที่แล้ว +1

    zah'fa tsy agny koa :) Love @ Jesosy

  • @mevasoalydia2385
    @mevasoalydia2385 6 ปีที่แล้ว +3

    Tiako be mitsy ,Mercie mon Dieu

  • @katiabarbosa683
    @katiabarbosa683 4 หลายเดือนก่อน

    Love from France ❤🙌

  • @volanaravelotahina4148
    @volanaravelotahina4148 3 ปีที่แล้ว

    zah fa love, love am Jesus
    Tsara loatra

  • @alconcyber7285
    @alconcyber7285 4 ปีที่แล้ว +1

    Dieu est Bon,Merci Joseph

  • @andrypaul281
    @andrypaul281 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara kosa ity hira iray ity, misaotra ny mpamorona! Andriamanitra hampitombo ny talenta! Mankasitraka Joseph d'Af
    Hambinina amin' ny fikasana tsara rehetra!

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra jesosy,,,god is good

  • @tahiryrabetrano337
    @tahiryrabetrano337 5 ปีที่แล้ว

    tena tsara be..mercid e mitombo amin'ny fiainam-panahy mandrakariva

  • @bafakadubirane8611
    @bafakadubirane8611 6 ปีที่แล้ว +6

    Love Jesus
    Tsara be hira misaotra Joseph d'af

  • @valecianjulia2623
    @valecianjulia2623 6 ปีที่แล้ว +3

    Misaotr,I love Jésus.

  • @vahatramaricam8921
    @vahatramaricam8921 5 ปีที่แล้ว +3

    zah fa love!!!

  • @elinahstepahnierazafindras2277
    @elinahstepahnierazafindras2277 5 ปีที่แล้ว +4

    👏😍merci!!! Tahin'i tompo

  • @rabeharimangaandryheryfana9383
    @rabeharimangaandryheryfana9383 5 ปีที่แล้ว +1

    Merci Jo ah! mirary soa hatrany

  • @estelleraharimalala8770
    @estelleraharimalala8770 5 ปีที่แล้ว +3

    tsara be e!

  • @priscaandriasraj7263
    @priscaandriasraj7263 4 ปีที่แล้ว +1

    Love Aminao za Jesosy a

  • @vivi77777
    @vivi77777 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be !❤☝

  • @farahrakotosolofo7639
    @farahrakotosolofo7639 2 ปีที่แล้ว

    J'aime cette Chanson .CA donne la joix

  • @tafitasoafanamby1040
    @tafitasoafanamby1040 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena Tsara 👌

  • @lydierakotoarisoa9335
    @lydierakotoarisoa9335 3 ปีที่แล้ว

    Mon fils de 21 mois est fan! 🥰🥰

  • @lopuul8871
    @lopuul8871 ปีที่แล้ว

    fambo laitaro ..vuzava lovee

  • @diaryrakotondrahoby9142
    @diaryrakotondrahoby9142 5 ปีที่แล้ว

    za fa niova...!!i love jesus

  • @danieladomoina6144
    @danieladomoina6144 5 ปีที่แล้ว

    Tsisy asakana ahy amin'ny FITIAVANAO

  • @nicomelias5883
    @nicomelias5883 5 ปีที่แล้ว +4

    good!

  • @andriarambeloson3742
    @andriarambeloson3742 6 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an'i Jesosy🙏🏻

    • @oltaonirca3434
      @oltaonirca3434 5 ปีที่แล้ว

      zay raha tiakowee 💕💕💕💕

  • @pamelasambatra2633
    @pamelasambatra2633 5 ปีที่แล้ว

    Tsara be mihitsy 😍

  • @fyrakotosaona969
    @fyrakotosaona969 6 ปีที่แล้ว

    Milay bé ! Originale ! 😍😍😍😍

  • @mampiononarojo2727
    @mampiononarojo2727 6 ปีที่แล้ว +13

    Tsara b kus e!mangatak fampiarampeo Joseph d'Af sy Rojon'nAvo azfd si possible.merci

  • @baholynirinarandriamilanto4429
    @baholynirinarandriamilanto4429 5 ปีที่แล้ว +1

    Oaooo tiko be. ❤❤❤

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 6 ปีที่แล้ว +2

    parole azafady! 😍😍😍

  • @AndoMalalaValerieRAHELINIRINA
    @AndoMalalaValerieRAHELINIRINA 4 หลายเดือนก่อน

    zah fa love JESOSY

  • @harivolasombolanorokatinar840
    @harivolasombolanorokatinar840 5 ปีที่แล้ว +1

    Love aminao za Jesosy

  • @fafahrazanamarie2355
    @fafahrazanamarie2355 2 หลายเดือนก่อน

    J'adore cette chanson

  • @andoratsimbazafy164
    @andoratsimbazafy164 5 ปีที่แล้ว +1

    za ko LOVE amnào JESOSY aaa

  • @thierryandrianirina3155
    @thierryandrianirina3155 4 ปีที่แล้ว

    Zah efa love e!tsara l toniny

  • @auprhk5288
    @auprhk5288 6 ปีที่แล้ว +1

    ❤❤😍😍 tena tsara ❤

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 4 ปีที่แล้ว +5

    So amazing ! Good song, good melody !

  • @taniafanivana5209
    @taniafanivana5209 5 ปีที่แล้ว +2

    trop bien :) :) :) love @ Jesus

  • @razokyarmand1924
    @razokyarmand1924 5 ปีที่แล้ว

    Sa déchir Mel

  • @jorotinarandrianjato9492
    @jorotinarandrianjato9492 6 ปีที่แล้ว +5

    fa za fa love eee amigno zah Jesosy an

  • @hopeannie3860
    @hopeannie3860 5 ปีที่แล้ว

    😍😍😍 love amigno zah

  • @preheltoukimarou9814
    @preheltoukimarou9814 6 ปีที่แล้ว +2

    So good !!!❤️❤️ Many thanks!!

  • @gontransoraya5219
    @gontransoraya5219 5 ปีที่แล้ว

    Yesss mi feelings sura tatra

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 ปีที่แล้ว +1

    I love jesus christ lord amen

  • @valerrykantonirina1479
    @valerrykantonirina1479 5 ปีที่แล้ว +2

    love am jesus

  • @jennymaria5545
    @jennymaria5545 3 ปีที่แล้ว +1

    Love 💗 the way you are Jesus

  • @angelinefaratina5932
    @angelinefaratina5932 5 ปีที่แล้ว +10

    Love you Jesus
    Your love is wonderful and pure.

  • @noelinesarindra8220
    @noelinesarindra8220 3 ปีที่แล้ว +1

    Love Jesosy

  • @nyavoandria6666
    @nyavoandria6666 5 ปีที่แล้ว

    Tu chantés trop bien 😀😀😀😀❤❤❤❤soameva

  • @donnedieu3414
    @donnedieu3414 5 ปีที่แล้ว +2

    I LOVE JESUS SO MUCH

  • @jaotianastelanie5983
    @jaotianastelanie5983 5 ปีที่แล้ว +1

    tsara Jesosy ❤❤❤🙏

  • @donnedieu3414
    @donnedieu3414 5 ปีที่แล้ว +1

    YES I LOVE JUSUS

  • @mrp6713
    @mrp6713 3 ปีที่แล้ว +1

    👍 L❤️ve

  • @nandrianinaramasomanana3394
    @nandrianinaramasomanana3394 5 ปีที่แล้ว

    tsara be 😍

  • @andrianeandriamifidintsoa7803
    @andrianeandriamifidintsoa7803 5 ปีที่แล้ว +1

    love you jesus your love is wonderful and pure.

  • @jandriamananjara3458
    @jandriamananjara3458 4 ปีที่แล้ว +1

    Beautiful anointed song

  • @makitsara2342
    @makitsara2342 5 ปีที่แล้ว +1

    j'adooooor

  • @joujoufireetfifoucrystal7388
    @joujoufireetfifoucrystal7388 3 ปีที่แล้ว +1

    Love jésus 🙏❤

  • @avisformationdropservice3116
    @avisformationdropservice3116 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka🤗

  • @berthinrasoloson8964
    @berthinrasoloson8964 5 ปีที่แล้ว

    tsara be le izy

  • @carmennistor7097
    @carmennistor7097 3 ปีที่แล้ว +1

    Love Jésus🙏 ❤❤❤❤❤🥰😍💐🌷🌹

  • @aitimrabesonatra3873
    @aitimrabesonatra3873 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo isan andro isan andro!

  • @tsiryandria4829
    @tsiryandria4829 5 ปีที่แล้ว

    Milay be ;)

  • @soapeta7614
    @soapeta7614 6 ปีที่แล้ว

    Love aminao zah jesosy

  • @heriniainaginorandriamanan7490
    @heriniainaginorandriamanan7490 5 ปีที่แล้ว

    tsara e! mankasitraka