TDL (true direction life) LANITRA HD

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 130

  • @fandresenamihoby3389
    @fandresenamihoby3389 4 ปีที่แล้ว +2

    Indro ny faharetan'ny olona masina dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy"meteza ho olona masina dia tandremo ny didin'Andriamanitra(didy10),izay mino sy atao batisa no hovonjena"mila atao batisa asitrika,ary nomeko azy koa ny sabatako mba ho famantarana......tandremo ny sabata fa io no famantarana ny olon'Andriamanitra,raha ataontsika ireo toro-lalana ireo dia minoa fa hahita izany Jerosalema vaovao izany Amen

  • @hasinandrantoranaivoson1987
    @hasinandrantoranaivoson1987 7 ปีที่แล้ว +7

    Tena mahalasalasa saina tokoa ity hira ity an! Tany Antanimora no naharenesako azy ity nohirain'ireo rahalahy ahitsy ao ireo ary dia olona tena resy lahatra mihitsy rizalahy nihira azy ireo tamin'izany. Asakasakao tokoa izay mbola hijanona hifikitra amin'ity izao tontolo ity!

  • @duricferdy1921
    @duricferdy1921 7 ปีที่แล้ว

    marina izany e ,fiainana sarotra ty ve, any an-danitra mlay be avec Jesus

  • @fenotsarayvesmichelet7454
    @fenotsarayvesmichelet7454 6 ปีที่แล้ว +1

    wow!tsara ai!asakasakao rah mbola hijanona ai!mankasitraka TDL

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 6 ปีที่แล้ว +3

    j'adore!merci les enfants!miaraka an'ilay cadence en plus!merci pour le partage!!!!

  • @rabemananororindra9302
    @rabemananororindra9302 ปีที่แล้ว

    tena tiako ty hira ity tena tsara be meri!

  • @herimananganatsilavo4215
    @herimananganatsilavo4215 9 ปีที่แล้ว +1

    j'aime be, mba omeo num nareo e

  • @todivelougermaine1569
    @todivelougermaine1569 9 ปีที่แล้ว +3

    Miasotra an'i Jesosy! voninahitra ho Azy irery. Zaho aloha manampanirina mba ho any ary manomana ny ho any.

  • @soniamihantarivony8880
    @soniamihantarivony8880 7 ปีที่แล้ว

    tsara loatra!! tsy maintsy tonga any aho!! hanao ny sitraponao aho jesoa o !!

  • @ainaranoelarinjaka169
    @ainaranoelarinjaka169 5 ปีที่แล้ว +4

    2020...mbola mankafy foana

  • @lunsiah1
    @lunsiah1 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiako e, tsara loatra, manome fanantenana amty fiana-mandalo ty!

  • @calebandria9390
    @calebandria9390 3 ปีที่แล้ว

    Mahatoky ianao Andriamanitra 🕊❤️❤️❤️❤️

  • @fetramasy7195
    @fetramasy7195 7 ปีที่แล้ว +2

    Ny tiako dia androany dia androany!

  • @MalalalrivonyRasolonjatovo
    @MalalalrivonyRasolonjatovo หลายเดือนก่อน

    Merci pour cette chanson 🙏

  • @excellenztechnique7518
    @excellenztechnique7518 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra an'i JESOSY ! Zah aloh de efa maniry izan lanitra vao2 zan! Tadidio anef fa ts olon rehetr no mankan! fa izay naterakin'ny rano sy fanahy ihany !JAON 3:5 mifalia amin'ny JESOSY ee!!!!!!

  • @nathaleeanne-rachel2102
    @nathaleeanne-rachel2102 9 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka e!!tena tiko be ty hira iray ty!! "Ny fiainako eto an-tany efa madiva kelikely ihany!!

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 6 ปีที่แล้ว

    j'adore les enfants!ny rythme mahafinaritra be + ny jeux d'instruments nanaovanareo azy koa formidable merci pour le partage!!!!

  • @rakotoarisonolgarachelloui5156
    @rakotoarisonolgarachelloui5156 4 ปีที่แล้ว

    Mampahery ny fo @mpanahy ary Mampitombo Finoana sy ny Fiainam-panahy!

  • @soloramialyradomamitiana9630
    @soloramialyradomamitiana9630 9 ปีที่แล้ว +1

    tia atsik jesoa! tsra be ty hira ity, makasitrakan TDL

  • @noelinerahary5086
    @noelinerahary5086 4 ปีที่แล้ว +2

    tena tsara be ❤️❤️❤️❤️

  • @holyrakotomanana5464
    @holyrakotomanana5464 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatr ee mampahery anareo @ asan ny Tompo fitorina an kira e!

  • @RIJAMANITRA
    @RIJAMANITRA 8 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra. Za koa efa te ho any ...

  • @fanerarobinson1505
    @fanerarobinson1505 10 ปีที่แล้ว +1

    Tsara kosa aloha ny Fideraneeee!! Haleloiaa!

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว +2

    Tompo ô
    Ny ho eo anilanao no faniriko sy mba Tiko
    Mankasitraka fa Tena Mahafinaritra Daholo ny hiranao

  • @norombola5817
    @norombola5817 6 ปีที่แล้ว +4

    Tiako be ny ira tiako Jesosy 💖💝💗❤👍💝🌈

  • @rantoharimisa4332
    @rantoharimisa4332 7 ปีที่แล้ว +1

    tiako loatra io hira io.enga anie ka ho tonga any tokoa isika eeee

  • @RAKOTOOOO
    @RAKOTOOOO 5 ปีที่แล้ว

    ôtran za ts mpivavaka ndray no ho tafiditra aloha any andanitra le!

  • @tokynirinatsitohainarakoto6301
    @tokynirinatsitohainarakoto6301 10 ปีที่แล้ว +3

    Tena tiako be ny tonokira ary kanto tanteraka!Jesosy Kristy irery ihany no lalana sy fahamarinana ary fiainana mandrakizay!

  • @miradorasamoelina925
    @miradorasamoelina925 9 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko! Tsara be sady mampahery!

  • @bluedana815
    @bluedana815 7 ปีที่แล้ว

    msotra eeee tsara lotra tena teitomany mits maeno le hira

  • @tianaonyhaja9830
    @tianaonyhaja9830 8 ปีที่แล้ว +5

    Tiako Deraina Loatra Jesosy!!!

  • @tokynandrasanajudianah5143
    @tokynandrasanajudianah5143 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra fa tsara be ilay hira
    👏❤❤

  • @tojonirinahanitrinirina3436
    @tojonirinahanitrinirina3436 5 ปีที่แล้ว

    Fa Asakasakao raha hijanona hifikitra tamana eto an-tany
    Efa voalaza ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany

  • @fitahianarakoto1208
    @fitahianarakoto1208 5 ปีที่แล้ว

    volamena ny lalana any ary tss tomany. aleloiaaaaa

  • @charlottegessicahanitrinir4364
    @charlottegessicahanitrinir4364 6 ปีที่แล้ว

    amen tiko lotra misotra!!

  • @ramahita7117
    @ramahita7117 8 ปีที่แล้ว +2

    Hay ve misy an'izany TDL izany é!!! manja

  • @jackyherisoaramanantsoa1788
    @jackyherisoaramanantsoa1788 3 ปีที่แล้ว

    Bezoro isika o!

  • @rafaravavymaritiora.2976
    @rafaravavymaritiora.2976 8 ปีที่แล้ว +4

    Tiako loatra na ny tonony na ny feony ihany koa. Misaotra tompoko. Mampahery anareo @ izao Asa Fitoriana ny Filazantsara ankira izao.

  • @dantem2005
    @dantem2005 6 ปีที่แล้ว +23

    Incroyable musiciens ces Malgache

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 4 ปีที่แล้ว

    merci fa tsara ny hirany Tdl

  • @harhyfetrha4648
    @harhyfetrha4648 6 ปีที่แล้ว

    izay maharitra atramin farany e tahin Tompo nareo tsar le hira

  • @fanomezantsoatojo2711
    @fanomezantsoatojo2711 8 ปีที่แล้ว +1

    Mafinaritra, te hihaino fona rehefa miaino azy voalohany

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 6 ปีที่แล้ว

    Asakasakao raha mbola ijanona ifikitra tanana eto antany. Mankasitraka fa mampiorina finoana b le tonokira nateo

  • @mensaxeirorazaf5395
    @mensaxeirorazaf5395 10 ปีที่แล้ว +3

    Jesosy Kristy irery iany no lalana tokana hatongavana any!

  • @njakafanomezantsoa701
    @njakafanomezantsoa701 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e!

  • @tokykanny1817
    @tokykanny1817 9 ปีที่แล้ว +3

    tena tsara!!! mpankafy

  • @fenoherinjanaharylantoniri8797
    @fenoherinjanaharylantoniri8797 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e,tsara ny Tompo!

  • @viviranai3120
    @viviranai3120 9 ปีที่แล้ว +4

    j'aime j'aime j'aime

  • @johrakotoniaina7009
    @johrakotoniaina7009 3 ปีที่แล้ว

    Efa ela ihany no naniriko fa tsy maintsy tonga any Efa mati-panirina ny saiko hahita izany toerana izany Ny fiainako eto an-tany efa madiva sy efa kelikely ihany Raha omenao safidy aho dia ny tiako dia androany dia androany Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any Volamena ny lalana any ary tsisy tomany Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany Ianao ve tsy mba manampaniriana toa ahy mba andeha any Efa ela ihany no nahafantarako hoe misy hono izany Dia namisavisa ny saiko hoe kanto izany toerana izany Ny fiainako eto an-tany efa madiva sy efa kelikely ihany Raha omenao safidy aho dia ny tiako dia androany dia androany Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any Volamena ny lalana any ary tsisy tomany Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany Ianao ve tsy mba manampaniriana toa ahy mba andeha any Volamena ny lalana any ary tsisy tomany Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany (3X) Indray andro any tononkira.serasera.org/hira/tdl-true-direction-life/lanitra-3 Tsiky dia ampy

  • @natolotriniainaherizofanom7758
    @natolotriniainaherizofanom7758 8 ปีที่แล้ว +2

    ...volamena ny lalana any :)

  • @tinahravakiniainarajohnson4675
    @tinahravakiniainarajohnson4675 9 ปีที่แล้ว +2

    tsara rangaaaaa

  • @rabemananjarasoloniainamic4019
    @rabemananjarasoloniainamic4019 7 ปีที่แล้ว

    ieee!!! manapanirina toanao ko a ka

  • @daninoul78000
    @daninoul78000 7 ปีที่แล้ว

    Velona Jesosy

  • @evahfarasoa3252
    @evahfarasoa3252 6 ปีที่แล้ว

    Aleloiaaa. Volamena ny lalana any ary tss tomany

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena1087 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena namanareo mihintsy izaho ka !!

  • @rabetafikasaholy5757
    @rabetafikasaholy5757 8 ปีที่แล้ว +3

    Tiako be !🌓🌋⛄🌄😊

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 6 ปีที่แล้ว

    volamena ny lalana any ary ts'isy tomany ...misaotra betsaka re ry reto o...mankasitraka e...!

  • @maxtasumaka1992
    @maxtasumaka1992 9 ปีที่แล้ว +3

    rythme, style srtt ny lead ao tsar.. mankasitraka.. tohizo ny fiderana fa tsar IZY eeee

  • @andriamalala9524
    @andriamalala9524 9 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be 😇😇❤️

  • @yoslyhermelinrazafianaka958
    @yoslyhermelinrazafianaka958 8 ปีที่แล้ว +3

    tsara ny ompo!!

  • @jeanmichelrafanomezantsoa532
    @jeanmichelrafanomezantsoa532 5 ปีที่แล้ว

    tsara be le hira

  • @skyarandrianomenjanahary3829
    @skyarandrianomenjanahary3829 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka!

  • @ramanatananarolland7924
    @ramanatananarolland7924 9 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara e!!

  • @mohamadjallad3958
    @mohamadjallad3958 8 ปีที่แล้ว

    misotra betsaka fa tena tsara o!

  • @babierabemanjaka4391
    @babierabemanjaka4391 7 ปีที่แล้ว +1

    2 taona lasa no nahenoiko anzay hira zai fa mbola tena tiko e! velona jesosy e!!

  • @tompompandresy1155
    @tompompandresy1155 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitrakeee tena tiko ilay hira ary misaotra andriamanitra nohony habeny fitiavany deraina jesosy

  • @fenitracorneliorabesuel8118
    @fenitracorneliorabesuel8118 7 ปีที่แล้ว

    tsara bw o!!

  • @lisarama
    @lisarama 7 ปีที่แล้ว

    J'adore! ! gloire à Dieu

  • @emierabearisoa3974
    @emierabearisoa3974 8 ปีที่แล้ว

    vol amena ny la lana any asakasakao râ mbla ijanona eto atany

  • @aldira2012
    @aldira2012 10 ปีที่แล้ว +2

    Mety tsara k, mila tohizana

  • @mirana.rahalinoromirana2017
    @mirana.rahalinoromirana2017 8 ปีที่แล้ว

    tsara lotra ty groupe ty ,mankasitraka

  • @marakhimblar8968
    @marakhimblar8968 4 ปีที่แล้ว +1

    Beautiful

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 6 ปีที่แล้ว

    Efa ela naniriko fa tsimaintsy tongany. Deraina ny avo indrindra

  • @mathieurambinintsoa9969
    @mathieurambinintsoa9969 8 ปีที่แล้ว +2

    Sad tsara tarehy no manapanahy

  • @harisontinahanicha6039
    @harisontinahanicha6039 4 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra

  • @samir160omar2
    @samir160omar2 7 ปีที่แล้ว +1

    jolie chanson. merci

  • @vololoniainalydierakotoali6368
    @vololoniainalydierakotoali6368 7 ปีที่แล้ว

    asa anao mba manampanirina toa ahy mba andeha ho any, volamena ny lalana any ary tsisy tomany .........................

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 8 ปีที่แล้ว

    Efa ela ihany ny naniriako fa tsy maintsy tonga anie aho!!!!!
    Ary anao???

  • @hafandrayscooby-doo4060
    @hafandrayscooby-doo4060 7 ปีที่แล้ว

    Mpaminany sandoka iza no nilaza fa ho potika izany ny tany,

  • @lucierakotonirina9897
    @lucierakotonirina9897 5 ปีที่แล้ว +1

    tiko fona tsy mankaleo ahy minjy mihaino sy mijery azy

  • @miriandadebora9372
    @miriandadebora9372 7 ปีที่แล้ว

    tsara be , tena antso sy fahasoaanareo le mihira , oviana no mba makaty Majunga mba manao concert fa tina be anareo e! ARY MANOHANA ANAREO IZAHAY
    hafatra
    MAHEREZA @ ASANY TOMPO FA MISY VIDINY IO

  • @technicienbip9775
    @technicienbip9775 5 ปีที่แล้ว

    mlay be eeeeee!!!!!!!!!!!!!!

  • @nialyandriantsisosotra3855
    @nialyandriantsisosotra3855 2 ปีที่แล้ว

    [PAROLES]
    Efa ela ihany no naniriko fa tsy maintsy tonga any
    Efa mati-panirina ny saiko hahita izany toerana izany
    Ny fiainako eto an-tany efa madiva sy efa kelikely ihany
    Raha omenao safidy aho dia ny tiako dia androany dia androany
    (X2)
    Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any
    Volamena ny lalana any ary tsisy tomany
    Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany
    Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany
    (X2)
    Efa ela ihany no nahafantarako hoe misy hono izany
    Dia namisavisa ny saiko hoe kanto izany toerana izany
    Ny fiainako eto an-tany efa madiva sy efa kelikely ihany
    Raha omenao safidy aho dia ny tiako dia androany dia androany
    (X2)
    Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any
    Volamena ny lalana any ary tsisy tomany
    Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany
    Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany
    Ianao ve tsy mba manampaniriana toa ahy mba andeha any
    Volamena ny lalana any ary tsisy tomany
    Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany
    Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany (3X)
    Indray andro any

    • @sylvoalias
      @sylvoalias 2 ปีที่แล้ว

      Misaotra anao re tompoko....Mankasitraka eeee
      " Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any
      Volamena ny lalana any ary tsisy tomany
      Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany
      Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany "
      INDRAY ANDRO ANY....

  • @sarahandriamihaja5661
    @sarahandriamihaja5661 6 ปีที่แล้ว

    Asa ianao raha manam-paniriana TOA AHY mba andeha ho any ??? Asakasakao raha mbola hijanona hifikitra .....

  • @ericminahramananjato2654
    @ericminahramananjato2654 9 ปีที่แล้ว +5

    Mahafinaritra ilay rythme e! Tsara ny midera ny Tompo!

  • @rosaanicia2829
    @rosaanicia2829 5 ปีที่แล้ว

    Tsara b l hira

  • @nirinasam7936
    @nirinasam7936 8 ปีที่แล้ว +2

    tena kanto mitsy ny any ka :)

  • @jamellafabrice6096
    @jamellafabrice6096 7 ปีที่แล้ว +2

    tena mampehery be

  • @hermampioun9806
    @hermampioun9806 10 ปีที่แล้ว +2

    MAHAFINARITRA BE A TENA MAMPAHERY B ANAH LE IZY TOHIZO F TSARA D TAHIN'I JESOSY A

  • @salivasalivasaliva5001
    @salivasalivasaliva5001 7 ปีที่แล้ว

    Tsara raha midera NY Tompo
    fa volamena NY any andanitra raha manao sitrapony eto amboniny tany
    mankasitraka fa tsara me hira

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 9 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka tompoko.

  • @juliejulie3506
    @juliejulie3506 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Fa tena tsara lay hafatra
    Tahin.Tompo!

  • @rasoamanandrayjocelyne8207
    @rasoamanandrayjocelyne8207 2 ปีที่แล้ว

    Magnifique

  • @tsiryandria4829
    @tsiryandria4829 8 ปีที่แล้ว +2

    Amin le oui :)

  • @mioraravololomalala4655
    @mioraravololomalala4655 8 ปีที่แล้ว

    tsar b mts le hit.

  • @outs-ww5jl
    @outs-ww5jl 8 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka

  • @mohmadKwt-xx3mv
    @mohmadKwt-xx3mv ปีที่แล้ว

    ❤️‍🔥

  • @genevieverandriamananjara2096
    @genevieverandriamananjara2096 2 ปีที่แล้ว

    Halelouia Amen

  • @tsiryrazafindralambo5540
    @tsiryrazafindralambo5540 8 ปีที่แล้ว +2

    tsara be

  • @andriamparanyfaliniaina2824
    @andriamparanyfaliniaina2824 7 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra (y)