Tena tsy mora ny manatanteraka n'y sitrapon' Andriamanitra. Tena marary ny nofo. Saingy rehefa mahazo vahana ny Fanahy Masina ao anatinao ao de tena Fandresena be ❤️❤️❤️
Tsy moramora ny mankatoa Manefy ny sitrapo Manda ny tena koa Tsy moramora ny manara-dia Milanja ny hazo fijalianao Kristy Manompo anao Jesosy Tsy voatery hampifaly ahy Ny nofoko mangahiahy Fa mahazo vahana ny fanahy Ny fanamasinantena Amiko no tena harena Dia ny mihaina amin'ny fanetrentena Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Ny fihevitro tsy mba fihevitrao Hankatoha ny sitraponao Hatao anie ny sitraponao Indraindray toa sarotra ekena Fa ny fihainana dia fanetrentena Izaho anie tsy maintsy mihena Aleoko mihetry farany ambany Hisandratanao ambony izany Ho hitan'ny vahazantany Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Ny fihevitro tsy mba fihevitrao Hankatoha ny sitraponao Koa inona no hatahorako? Raha ianao no ato anatiko Koa inona no mampanahy? Fa amin'ny herin'nyFanahy Handroso aho tsy hiahiahy Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Tsy fihevitro fa fihevitrao Hatao anie ny sitraponao
tena hoe tsy moramora ilay manaiky ny sitrapon'Andriamanitra rehefa mifanohitra amin'ilay sitraponao ilay izy, sarotra ilay miteny hoe aoka tsy ny sitrapoko no atao fa ny Anao
Merci beaucoup pour cette chanson, merci Jésus .❤❤❤❤❤❤❤
Tena tsara be ilay tonon-kira, ... tiako be, misaotra Joseph d'Af🥰🥰
Tiako be ity hira ity , coup de coeur
Tsara ilay hiranao, mankasitraka. Voninahitra anie ho an'i jesosy IRERY ihany
Misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥ mankasitraka tompoko
Tena tsy mora ny manatanteraka n'y sitrapon' Andriamanitra. Tena marary ny nofo. Saingy rehefa mahazo vahana ny Fanahy Masina ao anatinao ao de tena Fandresena be ❤️❤️❤️
Tsy izay fihevitro fa izay fihevitrao Jesosy a,,,,, Atao anie ny sitraponao,, Amen
Koa inona no hatahorako raha Ianao no ato anatiko.
Koa inona no mampanahy fa amin'ny herin'ny Fanahy, handroso aho tsy hiahiahy. Amen 🥺❤️🙏
Tena mampiankohoka tanteraka,mampianatra ny fanetre tena sy fanekena ny Sitrapon'Andriamanitra🙏🙏🙏😇😇😇
Hira anisan'ny tena mikasika ahy manokana ❤, mitomboa talenta hatrany o 😊
Tiko lotra.....tena manefy ahy💖💖💖🙏🙏
Marina tokoa izany ... tsara be ilay tonon-kira, misaotra Jesosy, misaotra Joseph d'Af
Amen, mankasitraka nitondra @ lalana tena izy
mankasitraka fa tena e, mampientana fo amam_panahy ♥♥♥
Tsy moramora ny mankatoa
Manefy ny sitrapo
Manda ny tena koa
Tsy moramora ny manara-dia
Milanja ny hazo fijalianao Kristy
Manompo anao Jesosy
Tsy voatery hampifaly ahy
Ny nofoko mangahiahy
Fa mahazo vahana ny fanahy
Ny fanamasinantena
Amiko no tena harena
Dia ny mihaina amin'ny fanetrentena
Fa raha ny lalanao no lalako
Izay sitrakao no sitrako
Ny herinao no heriko
Tsy izay tiako fa izay tianao
Ny fihevitro tsy mba fihevitrao
Hankatoha ny sitraponao
Hatao anie ny sitraponao
Indraindray toa sarotra ekena
Fa ny fihainana dia fanetrentena
Izaho anie tsy maintsy mihena
Aleoko mihetry farany ambany
Hisandratanao ambony izany
Ho hitan'ny vahazantany
Fa raha ny lalanao no lalako
Izay sitrakao no sitrako
Ny herinao no heriko
Tsy izay tiako fa izay tianao
Ny fihevitro tsy mba fihevitrao
Hankatoha ny sitraponao
Koa inona no hatahorako?
Raha ianao no ato anatiko
Koa inona no mampanahy?
Fa amin'ny herin'nyFanahy
Handroso aho tsy hiahiahy
Fa raha ny lalanao no lalako
Izay sitrakao no sitrako
Ny herinao no heriko
Tsy izay tiako fa izay tianao
Tsy fihevitro fa fihevitrao
Hatao anie ny sitraponao
Marina izany frère ah! Voakasika tanteraka ny fanahiko. Fenitra ihany eh
Ny fanamasinan-tena no tena harena!! Miaina amin'ny fanetre'tena
Tsy mora ny manaradia an''I Jesoa, marina!
Za ts Léo mihts miheno lehira Io andonafo bé merci Joseph
Tsy izay tiako fa izay tianao Andriamanitra ô! 🙏😇❤️
Merci pour cette chanson ❤🙏
Ny nofoko mangahiahy, fa mahazo vahana kosa ny Fanahy.... tena misaotra fa nanome hery ilay tonony
Tsy moramora ny mankatoa .....tsy moramora .......Marin io zoky b d'af an
Tena mandona fo Ilay feokira sy tononkira, mankasitraka Joseph d'Af ☺️♥️
tafita ny HAFATRA!!!
merci frère D'Af
Mankasitraka fa tena mahakasika ny fo,
Tena tiako be mihitsy le toe po!!!
Ndriiiii, tsara erÿ zany hira zany🤗
Tsara be ❤️❤️❤️♥️👍
Mankasitraka tiako be tahiny tompo joseph d'af 🙏🙏❤❤
Zany mitsy❤
Mankasitraka fa tena marina loatra ilay tonon-kira,ny hira moa zany tena tsara💗
Tena Tsara Loatra ❤️🥹🙏🏽
Tiako loatra lay hira. ❤❤❤
Tsara jesosy 🙏♥️♥️♥️
Tahin. Tomp hitomb fanomezam-pahasoavana
Tsara jesosy 🙏♥️♥️♥️
Izany mihitsy!Amen!
Tsara loatra❤
Tsara be ilay hira
tena hoe tsy moramora ilay manaiky ny sitrapon'Andriamanitra rehefa mifanohitra amin'ilay sitraponao ilay izy, sarotra ilay miteny hoe aoka tsy ny sitrapoko no atao fa ny Anao
Tsara ny tompo
Misaotra betsaka ❤️
Misaotra JESOSY ! Tsara loatra
Mandona fo miht. Le iz
Riko lotra le tononiny 🙏
Tiko loatra ilay hira
Mampandinin-tena
tena tsara ity hira ity ary tsy lefy ao ampo foana vao maheno azy sy ilay tonony
Mankasitraka Amen Amen Amen🙏🙏🙏❤️
tanora masina tsy irery intsony aho
tsy izay tiako fa izay ianao
Ny fihevitro tsy mba fihevitrao
ankato ny sitraponao
Tena tsara loatra 💗
Mankasitraka e❤
Tiako loatra 🙏❤️
Amen❤
❤
❤😢
❤❤❤
Tsara loatra
❤️❤️❤️❤️❤️
❤❤❤❤
Tsy mira fa mahasoa
🙏🏻🙏🏻🙏🏻 Amen
💯❤👌
Tiako
❤
Raoviana iany
tsara be
🙏🙂
❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏
Façade vady
❤️❤️❤️❤️❤️
Tena tsara loatra, mitombo avo arivo heny ny talentanao, misaotra fa tena mampivavaka ilay hira
🥰❤️❤️❤️🙏
Tsy ho irery intsony
...
Amen ❤❤❤❤
.XD.
Merci beaucoup
Misaotra zandry a
Tena ilaina mihintsy io @ fiangonana
Mampahery