Toriteny fohy N°41 : Pasteur Tovo : Vavaka ankasitrahana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ก.ค. 2020
  • 🌟♐VAVAKA ANKASITRAHANA♐🌟
    ‼️👉Mivavaka aho mba tsy hisotro intsony ny vadiko, mivavaka aho mba ho hendry sy hianatra tsara @izay ny zanako... Tsy ratsy izany, saingy izay tokoa ve no zava-dehibe @Andriamanitra?
    ♻️〽️Manaraha finaritra daholo!
    🙃Manasa anao koa hanaraka ireo fandaharana 44 ankoatra ity, ary hi-s'abonner eto @chaine
    +261 34 20 979 21

ความคิดเห็น • 5

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 6 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Indrindra Pasteur

  • @tatietaty623
    @tatietaty623 4 ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra ho an Andriamanitra am hafatra ampitondray n'y panompony ,, mankasitraka Pasteur...
    Fanotaniana Kely:ary manahoana indray mahakasika ireny nofy ireny Pasteur !?misy dikany dahlo ve ny nofy !?

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anao Pasteur .mampianatra anay ny fomba entina fivavahana

    • @lyanamavokely8887
      @lyanamavokely8887 2 ปีที่แล้ว

      Ny fomba hivavzhana by olona zanaka vady sy ny sisa fa tena ao aminy hilaiko azy mihitsy io fampianaranao natolotry ny Tompo ho anao ka nozarainao Anay.
      Misaotra nyTompo aho lony de misaotra anao tohizo Pasteur.

  • @jeanpaulvelontsoa9631
    @jeanpaulvelontsoa9631 4 ปีที่แล้ว +1

    Voaray ny fampianarana de misatra ny tompo ary mankasitraka