- 363
- 374 954
Pasteur Tovo
เข้าร่วมเมื่อ 8 พ.ย. 2019
Hifampizaràna aminao toriteny sy fampianarana ahalalanao ny Fitiavan'i Jesosy Kristy sy ny fampianarana tsy misy kilema
วีดีโอ
VONIN'NY AHITRA - Pasteur Manantsoa (22.05.24)
มุมมอง 186วันที่ผ่านมา
VONIN'NY AHITRA - Pasteur Manantsoa (22.05.24)
TENY FIKASANA - Pasteur TOVO (19.05.24)
มุมมอง 34921 วันที่ผ่านมา
TENY FIKASANA - Pasteur TOVO (19.05.24)
INONA no hataonay - Pr Tsiory (12.05.24)
มุมมอง 16928 วันที่ผ่านมา
Toriteny (12.05.24) - Evangile sans frontières madagascar
Fiainana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra - Pasteur -Jemima
มุมมอง 3594 หลายเดือนก่อน
Fiainana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra - Pasteur -Jemima
Zanaky ny teny fikasara ara-nofo sy ara-panahy - Pasteur Anthony
มุมมอง 4234 หลายเดือนก่อน
Zanaky ny teny fikasara ara-nofo sy ara-panahy - Pasteur Anthony
FANANGANANA NY MATY ( Pasteur Tsiory)
มุมมอง 3334 หลายเดือนก่อน
FANANGANANA NY MATY ( Pasteur Tsiory)
TSY MAINTSY MANANKARENA VE MIARAKA @ ANDRIAMANITRA ?
มุมมอง 7354 หลายเดือนก่อน
TSY MAINTSY MANANKARENA VE MIARAKA @ ANDRIAMANITRA ?
Misaotra tompoko Amin n'y fampianarana
Tena mazava
Mankasitraka indrindra Pasteur n'y @ hafatra, n'y Tompo anie hampiraikitra izany hafatra izany ato ampoko @ androko rehetra Misaotra Jesosy fa miaraka amiko foana ianao tanteraka n'y mission KO ety an tany Tena Mila anao Aho Fanahy Masina Amen!
AMEN 🙏. Mankasitraka tompoko.
Fiadanana!!!
Amen
Amen🙏 makasitraka feno PASTOR TOVO nety nataony tompo fitaovana nizara ny teniny tafita tsara le afatra are mandray leeson atrany zay tahiny Jesosy manokana enao sy ny akohonanao🙏🙏🙏
Mankasitraka Pasteur
Amen eny amen 🙏🙏 Tafita tsara le afatra misy leeson bedabe azoko raisina makasitraka feno pastor nety nataony Tompo fitiavan nitondea nizara ny teny tahiny Jesosy manokana enao sy ny akohonanao 🙏❤🔥
Misaotra Pasteur ..voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA
Amena 🙏
Amen ..Misaotra pasteur Voninahitra ho an 'ANDRIAMANITRA
Mankasitraka Pasteur., Deraiko n'y Tompo fa tsapako ny fitarihany.
Marina mintsy zany, mankasitraka Pasteur
Mankasitraka indrindra pasteur
Toriteny zava panahy pasteur tovo
AMEN
Fiadanana o!mankasitraka indrindra nizara Pasteur
Mankasitraka Pasitera fa tena mazava tsara. Tahian’i Jesosy ianao sy ny ankohonanao
Misaotra indrindra ❤
Mankasitraka pasteur🎉
Tena mamafa anarana ao amin’ny boky Andriamanitra araka ny Eksodosy 32:32, Apokaklipsy 3:5, …
Amena,Amena 🙏 Tena manadio ny fo sy ny fisainantsika zanak'Andriamanitra ! misaotra @ fizaranao pasitera o! Mirary soa ho anareo rehetra mandrakariva 🙏
Avy nandeha vao maraina kely lalana mangina be ah io, saika niferotraina sy be fanahiana… nahatsiaro sy nisaina ny fitiavan i Jesoa ahy de nitsiky kely sady faly loatra ny tato anaty❤❤
Mankasitraka hatrany ❤
Merci pasteur fiadanana ho antsika
Fiadanana ❤
❤
Manana anjara enao androany
Mankasitraka tompoko ❤❤
𝙵𝚒𝚊𝚍𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊🙏🙏
Mino aho fa misy asan'ny Tompo ato ampoko AMEN 🙏🏾
Amen❤
Amen🙏❤ makasitraka feno pastor nizara fampianarana hoanay tahiny Jesosy atrany enao🙏
Amen🙏❤
Misaotra fa mampahery tokoa
❤❤🙏🙏🙏
Amen🙏
Alleluia 🙏❤❤❤
Amen makasitraka feno atrany pastor nizara ny fampianarana makasitraka feno anao nety nataony Tompo fitaovana nitondra ny teniny teny fanataina tena saika rendremana mitsy za fa ty nanaitra nampahatsiahy ahy aingana misotra atra tahiny Jesosy manokana enao sy ny akohonanao 🙏🙏
Mankasitraka indrindra Pasteur
Amen !!
Mankasitraka,Amen🙏❤️
❤Amena,Tena tsara tokoa n'y Tompo eeee!Tena tsapako fa Nanafaka ahy tokoa IZY,Tena mamy n'y Mahatsapa fa Voavela heloka!Tena izay no Fahasambarana voalohany indrindra Eto antany !Misaotra an,i Jesosy Mandrakariva fa IZY Irery ihany no Libérateur, Alléluia 🙏!misaota anao hatrany pasite ra @asa ataonao sy n'y mpiaramiasa aminao! Soyez toujours bénis 🙏👍🙏
Alleluia🙌 🙏 makasitraka feno atrany pastor TOO nety natao ny Tompo fitaovana nizara nitondrany Teniny tafita tsara ny hafandra are nandray lesson zay tahiny Jesosy manokana enao are mitomboa hositra atrany ao @ Tompo🙏🙏
Amen
Mankasitraka indrindra n'y amin'ny toriteny fa aimpanahy mitondra fanantenana
AMEN misaotra anao Ranadahy, ho tahin'i JESOSY ianao sy ny ankohonanao
Amen🙏❤
Amen🙏 marina lotrany volazanao makasitraka feno PASTOR nizara tahiny Jesosy manokana enao sy ny akohonanao🙏 Raisiko oahy ty fizarana ty🙏🙏❤