Toriteny N°40 : Pasteur Tovo : Mivavaka mandrakariva

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • 🌟♐MIVAVAKA MANDRAKARIVA♐🌟
    ‼️👉Na dia tsapanao aza hoe tena mahazo "révelation" ianao isaky ny mihaino hafatra. Na dia mahay baiboly be aza ianao, kanefa tsy ampy vavaka, dia fahalalàna mijanona ao an-tsainao fotsiny ireny fa tsy mivadika ho FIAINANA...
    ♻️〽️Manaraha finaritra daholo!
    🙃Manasa anao koa hanaraka ireo fandaharana 43 ankoatra ity, ary hi-s'abonner eto @chaine azafady

ความคิดเห็น • 3

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka hatrany pasteur !

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 4 ปีที่แล้ว +3

    amen

  • @sandranordt4277
    @sandranordt4277 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka pasteur ,tena mampahery hatrany Ary mampiakatra n'y finoaka ireo toeiteny , au travail j'écoute vos prédication, a la maison ,soyez bénis vous et votre famille Pasteur Tovo.