Toriteny N°39 : Pasteur Tovo : Mahay mitia

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • 🌟♐MAHAY MITIA♐🌟
    ‼️👉Ilay Fitiavana ambaran'ny Filazantsara sy ny epistily dia tsy mitovy @famaritan'ny testamenta taloha azy na ny fahafantaran'ny olona azy io. Hafa mihitsy ny Fitiavana ao @Kristy ary nomeny izany Fitiavana izany izay Azy rehetra.
    ♻️〽️Manaraha finaritra ary!

ความคิดเห็น • 6

  • @joellieravaoharisoa778
    @joellieravaoharisoa778 2 ปีที่แล้ว +1

    Amen❤️❤️❤️

  • @mamisoasylvianaratsirimisa1207
    @mamisoasylvianaratsirimisa1207 4 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra Jesosy noho ny amin'ny teninao. Mankasitraka pasteur .

  • @rantorakotondraibe4953
    @rantorakotondraibe4953 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra Pasteur fa tena nahazo tenin'Andriamanitra. Midera ny Tompo nohon'ny aminao fa tena mankahery

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 4 ปีที่แล้ว +2

    Amen ,misaotra ny Tompo @ hafatra, dia ho tahiany foana anie ianao Pasteur @ anaran i Jesosy

  • @jos3613
    @jos3613 2 ปีที่แล้ว

    Naveriko indray ny fihainoana an’ity.Tena mipaka tsara aty anatin’ny fo mihitsy. Misaotra Jesoa amin’izay efa nomenao ka iainana isan’andro. Mankasitraka Pasteur!

  • @zoellaanica7245
    @zoellaanica7245 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitra indrindra ô