Toriteny N°44 : Pasteur Tovo : Mihaino ny feony

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 10

  • @annieandrianjafimahaleonir3272
    @annieandrianjafimahaleonir3272 2 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Pasteur fa tena mazava be ny fampianaranao .
    Misaotra an'Andriamanitra ihany ko a fa Tsara Jesosy,

  • @msbdjdmchl8145
    @msbdjdmchl8145 4 ปีที่แล้ว +1

    Marina mihintsy izany Pasteur. Deraina Jesosy fa Mahery sy Masina. Isaorana ny Fanahy Masina

  • @nenymada211
    @nenymada211 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra pastera milaza zava baovao mandrakariva enao, ary azahoana hery sy fiombonan'aina amin' Izy Tompo, homba anao mandrakariva Izy, de mino fa hiresaka aminay Atra, amin'ny andavan'andro nay Merci

  • @nanaralaijaona1650
    @nanaralaijaona1650 4 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka !!

  • @rasoamihantajacqueline6246
    @rasoamihantajacqueline6246 4 ปีที่แล้ว

    Tompo Ô! Mba ho puce hisy résounx Amen

  • @marieraissaherivola9971
    @marieraissaherivola9971 4 ปีที่แล้ว +1

    Dera laza ho Anao ry Ray befitia, misaotra Anao atrany aho niamin ireasahanao mahery vaika @ mpanomponao s ikasinao anay tsirairay avy 🙏🙏

  • @voaharyranarimanana1436
    @voaharyranarimanana1436 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako loatra ianao Tompo ô, atolotro anao ny enta-mavesatra ato amiko

  • @jeanpaulvelontsoa9631
    @jeanpaulvelontsoa9631 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny tompo ary mankasitraka

  • @haryrama5946
    @haryrama5946 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara
    Misaotra tompoko

  • @vincentriri9814
    @vincentriri9814 3 ปีที่แล้ว

    Aza mandainga fa tsy niaraka t@ martin Luther ianao ,ahoana no hitenanao hoe tsy nahazo an Andriamanitra izy