Seigneur !!! éclaire-moi, pour que je sache distinguer le bien du mal, que toutes mes actions te soient agréables, que je ne fasse de tort à personne, et ne perde aucune occasion de faire lé bien. Rends-moi forte, pour que partout et toujours, j'aie le courage de témoigner de ma foi, que je suis fière t'appartenir à ton et que ma conduite sans reproche attire les autres à Toi. Amen
Andriamanitra Fitiavana ianao. Misaotra anao nanasitrana ahy tamin'ny Covid19. Misaotra anao mbola nampiseho indray fa miaraka amiko ianao na maraina mibaliaka ny androko ety, na alin'ny ririnina. Tahio ny olonao ho lavitr'ity areti-mandoza izy. Ho anao irery ny voninahitra ry Andriamanitra Fitiavana. AMEN.
Misaotra an'Andriamanitra lehibe nanome talenta an'i Ndriana Ramamonjy izay nahavita ny anjarany tety ka mitsahatra ankehitriny. Mihaino ity hira ity aho, mandona mafy ny fanahiko. Voalaza ao ny zavatra rehetra. Mahaiza mionona re ry fianakaviana, ry vady aman-janaka hianjadian'ny fisarahana an-tany. Deraina ny Tompotsika. Efa mandry ampiadanana izao ny fanahiny.
tena tsara ilay hira Andriamanitra fitiavana mihevitra ny momba anay ety mitantana ny dianay....atolory eo am pelatanany ny fiainantsika Fa hanampy antsika izy.amen
Andriamanitra Fitiavana Ianao, Ka mihevitra ny momba anay ety Raha mifoha maraina izahay Dia tsy afaka ambavanay hoe : " Ampy ho anay ny Fahasoavanao " Fiv : Raha maraina mibaliaka ny andronay ety, Ianao no masoandro nihaviany Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety, Ianao no kintana hitantana ny dia Ka ny vavaka hatao Izay mipololotra am-ponay ao hoe : " Ampy ho anay ny Fahasoavanao " Andriamanitra Fitiavana Ianao, Ka mitantana ny dianay ety Raha andimby ny andro ny alina, Mbola tokana ny deranay hoe : " Izahay anie hatoky Anao
nous l'avons chanté aussi au décès de mon père. c'est une belle chanson, si véridique et si réconfortante. je vous présente mes condoléances. ce n'est pas facile de voir nos proches partir pour le voyage sans retour
@@andersonanonymous7604 vous avez raison, ce n'est pas exclusivement un chant de finérailles. il convient à toutes les occasions heureuses ou malheureuses de la vie. Na maraina mibaliaka, na alin'ny ririnina dia mety hirana an'ity hira ity avokoa. ho ahy ohatra, niraina tamin'ny mariazy izy io ary niraina ihany koa tamin'ny fahalasan'i Dada. Androany aho mihira azy satria sitrana soa aman-tsara rehefa avy voan'ny covid19. Deraina Andriamanitra Fitiavana.
Izany fitiavana'' Didy iray lehibe indrina natolotrao no mampahery sy mampahazo aina isan'andro hiasanay ny asa tsara Tompo o!Hery miboiboika tsy mety voatohina na dia eo aza ny fitsapàna maro diavina!
ity hira ity dia fihiranay mirahavavy isany t@ mbola kely, ary tena tianay be. émue be foana za refa mihira azy. Mahay ny mpamorona sy mpihira e! Mahafinaritra, Andriamanitra anie hitahy anareo
ankehitriny lehibe izao ny tena vao tena mahatsapa tokoa fa:"Andriamanitra fitiavana"tokoa ny Tompo fa atr'izay toa teny tononona am-bava ihany noho ny fahazarana....
ity indray hiran'ilay zanako lahy faharoa any lavitra any! malahelo azy aho izany ry reto !!mivavaka ho azy hatrany mba hosoloan'i JESOA ny toerana maha-reny dia mba omen'i Jesoa Zoky hery izy.8 taona izy,mbola kely e! angatahiko @ Jesoa mba omeny moyen hakako azy sy ny zokiny tsy ho ela. mba ento am-bavaka dia misaotra e!
nandalo ny lalana diavinao zao aho ka ankino AMINY isan'andro ny fiainanao dia ho tanterahany ny fasoavana tadiavinao. Lehibe anie JESO é! manaraka anao am-bavaka aho fa lehibe IZY amen!!!!!!
Danielle Mahefasoa,mitrotro amim-bavaka ho anao, mahereza fa lalan 'ny fiainana, ny Reny dia tokana ka na dia lavitra aza ny elanelana dia vavaka sy energie positive ary tso-drano no afafazo ho azy isan"andro, dia ho hitanao fa ho maivana ny alahelo, raha salama tsara izy dia efa cadeau de la vie ho anareo izay!!Ady tsara no iadio,dia ho voavaly ny fangatahanao na ho ela na ho haingana!!Mahereza amin ny fo maha-reny fa mila an'izany koa ny zanakao! Il sera fière de vous............;
Manam-pinoana ny Gasy na dia gejain'ny fahantrana aza dia faly izy fa eo Andriamanitra mitantana ny fiainany,tsy mandao,isaorana ny Mpanan-kanto manentana ny Malagasy hanam-pinoana
Hira ihany izany fa iza aminareo no sahy hiatrika ny mafy hitaky ny rariny sy ny hitsiny hiady ho an'ireo sahirana sy mahantra ? Iza aminareo no hahazaka hiaritra kapoka, latsa, gadra, vono sns eny fa na dia ho faty noho ny fitiavana an'i Jesoa aza ? Iza ? Hira ihany izany ! 😢
Je l'écoute tous les matins.
Merci pour tout Seigneur 🙏🏻 🙏🏻 🙏🏻
C ma chanson préférée dieu soit loué
Seigneur !!! éclaire-moi, pour que je sache distinguer le bien du mal, que toutes mes actions te soient agréables, que je ne fasse de tort à personne, et ne perde aucune occasion de faire lé bien. Rends-moi forte, pour que partout et toujours, j'aie le courage de témoigner de ma foi, que je suis fière t'appartenir à ton et que ma conduite sans reproche attire les autres à Toi. Amen
Andriamanitra Fitiavana ianao. Misaotra anao nanasitrana ahy tamin'ny Covid19. Misaotra anao mbola nampiseho indray fa miaraka amiko ianao na maraina mibaliaka ny androko ety, na alin'ny ririnina. Tahio ny olonao ho lavitr'ity areti-mandoza izy. Ho anao irery ny voninahitra ry Andriamanitra Fitiavana. AMEN.
Some of the finest and sweetest voices I've heard in the last wonderful times.
Alleluia !!! misaotra Jesosy mbola afaka matoky Anao, tena Ampy ho ahy ny FAHASOAVANAO Andriamanitra Tompo Deraiko mandrakizay ny Anaranao Amen !!
Tu es l'étoile qui nous guide.
Merci
Misaotra an'Andriamanitra lehibe nanome talenta an'i Ndriana Ramamonjy izay nahavita ny anjarany tety ka mitsahatra ankehitriny. Mihaino ity hira ity aho, mandona mafy ny fanahiko. Voalaza ao ny zavatra rehetra. Mahaiza mionona re ry fianakaviana, ry vady aman-janaka hianjadian'ny fisarahana an-tany. Deraina ny Tompotsika. Efa mandry ampiadanana izao ny fanahiny.
it's the first hymn on mymariage
thank you
Hira tena fivavahana Gasy, tsy misy izany jesosy izany - misaotra Zanahary O
tena tsara ilay hira Andriamanitra fitiavana mihevitra ny momba anay ety mitantana ny dianay....atolory eo am pelatanany ny fiainantsika Fa hanampy antsika izy.amen
tsr loatr ianao Andriamanitr o
Mahagaga ny asa vitaní Tanano
Voninahitr ho an´A/tra irery ihan
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mihevitra ny momba anay ety
Raha mifoha maraina izahay
Dia tsy afaka ambavanay hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Fiv :
Raha maraina mibaliaka ny andronay ety,
Ianao no masoandro nihaviany
Raha ny alin’ny ririnina no handalo ety,
Ianao no kintana hitantana ny dia
Ka ny vavaka hatao
Izay mipololotra am-ponay ao hoe :
" Ampy ho anay ny Fahasoavanao "
Andriamanitra Fitiavana Ianao,
Ka mitantana ny dianay ety
Raha andimby ny andro ny alina,
Mbola tokana ny deranay hoe :
" Izahay anie hatoky Anao
Merci jésus, tu es grand tu es beau
Merci Seigneur!!!
Voninahitra an'ie hoanao ri tompo!! Amen. Makasitraka ré topoko !!
Merci beaucoup pour ce moment
miarahaba antsika rehetra amizao paska izao, isaorana Andriamanitra Fitiavana fa tena Fitiavana tokoa Izy!
Misou Sorameva à ! tsy oe tsy nalala,fa tsy nahay nampita le mpampianatra.
C'est ce chant qu'on a chanté lors du décès de ma petite soeur, émouvant, merci, merci
nous l'avons chanté aussi au décès de mon père. c'est une belle chanson, si véridique et si réconfortante. je vous présente mes condoléances. ce n'est pas facile de voir nos proches partir pour le voyage sans retour
C'est pas forcement pour les funérailles an! et courage
@@andersonanonymous7604 vous avez raison, ce n'est pas exclusivement un chant de finérailles. il convient à toutes les occasions heureuses ou malheureuses de la vie. Na maraina mibaliaka, na alin'ny ririnina dia mety hirana an'ity hira ity avokoa. ho ahy ohatra, niraina tamin'ny mariazy izy io ary niraina ihany koa tamin'ny fahalasan'i Dada. Androany aho mihira azy satria sitrana soa aman-tsara rehefa avy voan'ny covid19. Deraina Andriamanitra Fitiavana.
les chants malagache!😭
Tena Fitiavana ny Tompo Andriamanitsika ary aza misaraka Aminy mihitsy!
Amen
Any ianao zay mamie, tsaroana ny fiarahana nihira itony hira itony fony fahavelonao... Mampatsiahy azy foana
Ampy ho anay ny fahasoavanao, ary mahoky anao izay, AMEN
Izahay andeha hatoky anao...Amen.
tiavo ny namanao tahaka ny tenana aza miantsara velatsihy @ namanao ❤❤
Tsara be ilay hira. Mba asio tonony o!
Fitiavana tokoa ianao Andriamanitra ka matoky azy .Misaotra Tompo ô
Tsara ny Tompo.😍😍😍
This is my favorite hymn ever. Thank you Andobe for posting this.
Jesoa fitiavana
Izany fitiavana'' Didy iray lehibe indrina natolotrao no mampahery sy mampahazo aina isan'andro hiasanay ny asa tsara Tompo o!Hery miboiboika tsy mety voatohina na dia eo aza ny fitsapàna maro diavina!
misaotra anao Ando nanome an'ity hira ity!mihaino azy isan'andro aho alhan'ny matory...
Tena fitiavana tokoa Andriamanitra sady be famindram-po
Tsara loatra ❤
Amen & Amen !
Andriamanitra tokoa dia fitiavana, sy be famindram-po , misaotra ny mpihira
Merci Thanini Jesosy Tsika rehetra
j adore!!!!!
J'aime ,j'aime, j'aime
Zanahary o ! Fitiavanay ianao, ka mitatana ny dianay ety, ampy ho anay ny fitiavanao.
Ampy ho anay ny fahasoavanao ianao no masoandronay
FITIAVANA Tokoa Andriamanitra izay mampiray antsika amin'ny izao tontolo izao Haleloia
mahafinaritra be ny fideran an'Andriamanitra !!!
Zay foana ndriana!
🙏
Deraina Jesosy!
Misaotra any mpandefa fa tena mankasitraka zahay.....
Dera ho any Andriamanitra.....
amen 'amen
Matoky anao aho andriamanitra ô
Mankasitraka o! fa voray ny hafatra ankira, d samy tahin Tompo aby e!
Hira tena ankafiziko tokoa hatr@ 1°,ary fandefako tsy miato.Misaotra an'Andriamanitra,an''ny tarika Ndriana R.,ary i ANDOBE manokana,manaiky ho fitaovan'Andriamanitra mampiely ny Fideràna azy ho an'ny rehetra.Mahereza,ary Tahian'i Jesosy ianao tompoko
ity hira ity dia fihiranay mirahavavy isany t@ mbola kely, ary tena tianay be. émue be foana za refa mihira azy. Mahay ny mpamorona sy mpihira e! Mahafinaritra, Andriamanitra anie hitahy anareo
ankehitriny lehibe izao ny tena vao tena mahatsapa tokoa fa:"Andriamanitra fitiavana"tokoa ny Tompo fa atr'izay toa teny tononona am-bava ihany noho ny fahazarana....
Andriamanitra Masina Andriamanitra mahery Andriamanitra velona mandrakizay
Amen, mankasitraka e
Misaotra ééé!!!
Amen !
Norma tsara ty hira ty ka!
Mahafinaritra misaotra fa voninahitra an Andriamanitra.
Ianao no masoandrom-pianako Tompo o. ❤❤❤❤❤
Mankasitra Eee 🙏🙏
Fa na dia ory sy malahelo aza aho ny TOMPO no mihevitra ahy .AMEN
Amen
lola peggy
ity indray hiran'ilay zanako lahy faharoa any lavitra any! malahelo azy aho izany ry reto !!mivavaka ho azy hatrany mba hosoloan'i JESOA ny toerana maha-reny dia mba omen'i Jesoa Zoky hery izy.8 taona izy,mbola kely e! angatahiko @ Jesoa mba omeny moyen hakako azy sy ny zokiny tsy ho ela. mba ento am-bavaka dia misaotra e!
nandalo ny lalana diavinao zao aho ka ankino AMINY isan'andro ny fiainanao dia ho tanterahany ny fasoavana tadiavinao. Lehibe anie JESO é! manaraka anao am-bavaka aho fa lehibe IZY amen!!!!!!
Danielle Mahefasoa,mitrotro amim-bavaka ho anao, mahereza fa lalan 'ny fiainana, ny Reny dia tokana ka na dia lavitra aza ny elanelana dia vavaka sy energie positive ary tso-drano no afafazo ho azy isan"andro, dia ho hitanao fa ho maivana ny alahelo, raha salama tsara izy dia efa cadeau de la vie ho anareo izay!!Ady tsara no iadio,dia ho voavaly ny fangatahanao na ho ela na ho haingana!!Mahereza amin ny fo maha-reny fa mila an'izany koa ny zanakao! Il sera fière de vous............;
dominique ramiarisoa pppp
Merci 💕💕💕
Andriamanitra fitihavana misotra anareo e
mankasitraka !!!
Amen a!
mankasitraka e!
Amen 🙏🙏
Tsara le hira sady tsara ny arrandement
Amen 🙏
ampy anay tokoa Ianao ry Tompo(ao ny fihasoavana rehetra izay omenao misaotra Tompo o!
Manam-pinoana ny Gasy na dia gejain'ny fahantrana aza dia faly izy fa eo Andriamanitra mitantana ny fiainany,tsy mandao,isaorana ny Mpanan-kanto manentana ny Malagasy hanam-pinoana
Derao fa tsara izy ....
en 2020
Hira ihany izany fa iza aminareo no sahy hiatrika ny mafy hitaky ny rariny sy ny hitsiny hiady ho an'ireo sahirana sy mahantra ? Iza aminareo no hahazaka hiaritra kapoka, latsa, gadra, vono sns eny fa na dia ho faty noho ny fitiavana an'i Jesoa aza ? Iza ? Hira ihany izany ! 😢
Tsara ny Tompo ❤❤❤💕
🙏❤
Makasitraka eh🙏🙏🙏
Dieu
Miaraka @ Tompo tsy mba very
Andriamanitra fitiavana
♥️♥️
Misaotra ny Tompo ny fanahiko fa mitantana ny diako foana ianao
❤02/02/2020
mahery andriamanitra
Misaotra ny Tompo
Nice
mahafinaritra be fa misaotra
misaotra eh!
Louane
hatsiarovako t@ zaho choral fahiny! ary de mbola tiko fona ny mihira azy raha vo mifoha maraina aho
Emmylors
Tsara ny Tompo
The cover
tena mahafinaritra fa misaotra tompoko
Ianao no MASOANDRO
Bonjours
MBA mangataha tompoko
Ffpm:407
mAHAFINARITRA NY MIDERA NY tOMPO ? TSY HO VERY IZAY REHETRA MIARAKA AMINY ?
dIA SAMY HO TAHIN'I tOMPO anie isika rehetra eeeee
😆Fayza