fa maika ahitanao oa ny zanak'olombelona @ zao fotoana zao fa ho ahy, magnéto sy disque no enti-manafana ny fidinanao avy any an-danitra. Andriamanitro o, fa tsy mba misy afera ve ahazonay miakatra zay mibebaka iany ve no ahita zany fanjakan-lanitra .....
fa ho hay, maika ahita anao aho zanakolombelona amin'izao fotaona izao ialana tsiny re fa ny fotoana mbola sarotra tsy izahay no maditra fa ny revy no tsy ritra ray lay be fitiavana ka hafaka hanome potiny ho anay reo ondry mafy loa
Andriamanitro 🤲ambarao any ze Tena marina 🪶 isaorako anao NY zavatra rehetra fa tsara nataonao ho ahy Sy ho any rehetra ⚖️
Ahatsiarovako an IHOSY zay handeha hitetitsena any Marokobay. 👍✌
Andriananahary !!! za mitia hira mivavaka!
Ahatsiarovako be ny fahazazana ity hira ity!
Hasna
2021 tsy lefy laza euh . Tena hira hatsiarivako ny fiainana mbola nilamina
Mankasitraka fa tena kanto ilay hira
fa maika ahitanao oa ny zanak'olombelona @ zao fotoana zao
fa ho ahy, magnéto sy disque no enti-manafana ny fidinanao
avy any an-danitra.
Andriamanitro o, fa tsy mba misy afera ve ahazonay miakatra
zay mibebaka iany ve no ahita zany fanjakan-lanitra .....
❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka fa zay vo hitako ito hira ito tena tiko be mits aleo mibebak foan ra azo atao
Tena tsy misy afera tokoa an
mbol mlay 2021
fa ho hay, maika ahita anao aho zanakolombelona amin'izao fotaona izao ialana tsiny re fa ny fotoana mbola sarotra
tsy izahay no maditra fa ny revy no tsy ritra
ray lay be fitiavana ka hafaka hanome potiny ho anay
reo ondry mafy loa
ao tsara!
Mankasitraka !
2024 ❤❤❤
Kanto loatra 👌
❤2024
2022
Tsis kolikoly marina
tsy maintsy mibebak e
2019
marina mnmmmmmm
Merci 💕