Efa ts ho ay intsony ny manavaka ny hira ankehitriny f’efa mifangaro aby, REHEFA MISY JESOSY Fotsny d’éfa hiraina. Mibebaha fa hoavy Jesosy, izay tia izao tontoli izao dia fahavalon’i Jesosy
Miala tsiny mialoha efa mivona mihintsy ny hira mivoka efa tsy misy hafa aminy hirany izao tontolo izao intsony izay mivoka ny hira nefa d tena milaza ny momba any Jesosy any ka tsy misy zava mpanahy miampita intsony ovay haingana ny fitoriana atao raha tena voantso hitory n filazan- tsara marina fa malahelo Jesosy
@@mhrsss5324 Tena mikatona be ilay fijerinao. Zah zao hira toy izao no maharesy lahatra ahy kokoa mihotra ireny hira milamina be sy gadona taloha ireny
@@mhrsss5324samy manana ny inoany dia samy manana ny Andriamaniny!satry ny fampianarana sam hafa .... izahay ra i dera afk mandihy ianao mety ts afk ! safidy io ...zay le oe Fidio ny Andriamanitrao ! tsy oe ra i lola na tsiliva no ihira de mpitory izy ary raha i joseph daf dia mety ....poufff choix io r se
Ho an'Andriamanitra rery ihany ny laza sy ny vononahitra atramizao ka homandrakizay,Amen.
Makasitraka nareo mirarahalahy.
2021-
❤
tsy hanana ahiahy aho fa Ianao no ao anatiko ao,
Tsara kosa !!misaotra tompo
sur ranga ,milay be mihitsy
Amen
makasitrakee
Mlay ei
Tsara loatra. Misaotra e.
Deraina Jesosy!! mlay Lé gadona,
makasitrake
Misaotra any jehovah tompony sabata hantrany deraina ny anarany masina
MILAY BE E
Efa ts ho ay intsony ny manavaka ny hira ankehitriny f’efa mifangaro aby, REHEFA MISY JESOSY Fotsny d’éfa hiraina. Mibebaha fa hoavy Jesosy, izay tia izao tontoli izao dia fahavalon’i Jesosy
Mila mihaino tsara ny tonony ianao fa tsy hoe misy Jesosy fotsiny araka ny voalazanao velively ilay hira.Tahian'i Tompo ianao.
Miala tsiny mialoha efa mivona mihintsy ny hira mivoka efa tsy misy hafa aminy hirany izao tontolo izao intsony izay mivoka ny hira nefa d tena milaza ny momba any Jesosy any ka tsy misy zava mpanahy miampita intsony ovay haingana ny fitoriana atao raha tena voantso hitory n filazan- tsara marina fa malahelo Jesosy
mifanohitra ny fomba fijerintsika !!!tsara anefa....mbola aiza rehefa fiderana ka afaka mandihy!!
ANDRIA ROVA tsy ity irery no hira hitako momba ireto mpihira ireto
N’a fiderana aza refa tss zava mpanahy miampita d ts afaka mijangana mandihy n olona
Fa tsy hoe izay hira milaza momba Any Jesosy d hoe masina? Mbola tsy tara raha manova raha mbola omeny Jesosy fofonaina
@@mhrsss5324 Tena mikatona be ilay fijerinao. Zah zao hira toy izao no maharesy lahatra ahy kokoa mihotra ireny hira milamina be sy gadona taloha ireny
Gasy Tiamozika aminao ary inona no maha samy hafa anizao s’y n’y mpihirany izao tontolo izao ?
@@mhrsss5324samy manana ny inoany dia samy manana ny Andriamaniny!satry ny fampianarana sam hafa ....
izahay ra i dera afk mandihy ianao mety ts afk ! safidy io ...zay le oe Fidio ny Andriamanitrao ! tsy oe ra i lola na tsiliva no ihira de mpitory izy ary raha i joseph daf dia mety ....poufff
choix io r se