IZY ILAY MAHERY GROUPE BA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.ค. 2013
  • lyrics****** IZY ILAY MAHERY
    Na tapina aza ny lalana avy any avaratra
    Na tapina aza ny lalana avy any atsimo
    Na de manao izay ho hafany aza ny devoly
    Jesosinay manokatra lalana avy any ambony
    Na tapina aza ny lalana avy any andrefana
    Na tapina aza ny lalana avy any atsinana
    Matoky izahay ka tsy misy atahoranay akory
    Jesosinay manokatra lalana avy any ambony
    oh oh oh
    IZY ILAY MAHERY
    IZY ILAY MAHAGAGA
    IZY ILAY MPANJAKA TOMPON'NY HERY
    MANAMPAHEFANA
    IZY NO ANDRIAMANITRA MIFEHY IZAO REHETRA IZAO
    TSIISY ZAVA MAHAGAGA TSY HAINY ATAONY AMINAO
    ************* *************
    A/C Jose RAZAFIMAMONJY GROUPE BA MADAGASCAR 2013
    ************* *************

ความคิดเห็น • 120

  • @minintglobal5733
    @minintglobal5733 5 ปีที่แล้ว +5

    Personne ne peut fermer une porte que Dieu ouvre

  • @r.f.k728
    @r.f.k728 3 ปีที่แล้ว

    Jesosy o! Ianao no mifehy izao rehetra izao. Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainao atao. Tsy voafetra ny herinao. Tsy misy hatahoranay satria Ianao no Mpanjakanay.

  • @AndoOlive
    @AndoOlive 9 ปีที่แล้ว +1

    Alleluia Tsara loatra Ianao Jesosy, Misaotra JESOSY a !!! - mankasitraka anareo Gp BA fa tena mampahery ny hiranareo, Izy Tompo homba anareo mandrakariva,

  • @rabefitahiantsoacarene3679
    @rabefitahiantsoacarene3679 ปีที่แล้ว

    Indrindra amin'ny fotoana ahatsapanao fa anaty haizina lalina ianao ary tsy misy lalana tsony no manokatra lalana vaovao izy, feno fahatsara lôatra ilay Mpahary izao rehetra izao, tsara lôatra ❤

  • @andriantsoasarah7045
    @andriantsoasarah7045 9 ปีที่แล้ว +1

    tsy misy zava mahagaga izay tsy hainao marina Tompo oh .. misaotra Anao aho fa tsampako fa Enao no nandamina ny lalako. Amen

  • @manalinasitrakaromeoandria9464
    @manalinasitrakaromeoandria9464 9 ปีที่แล้ว +1

    nananana na na nn na tapina aza avy any avaratra .... Jesosy manokatra lalana aviany ambony y! ..matoky anao zay Jesosy a ! anao ny hery ny fahefa ary mifehy izao rehetra zao ,mankasitra soeur et frera merci bcp ao amin Jeremia 32:27

  • @tianarakotoarizaka3986
    @tianarakotoarizaka3986 2 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka indrindra rahavavy tahina TOMPO hatrany ianare Amen Alléluia ❤️❤️

  • @rijarasamoelina5910
    @rijarasamoelina5910 7 ปีที่แล้ว +3

    tsy hatahotra akory zahay JESOSY fa ianao ilay mahery sy mahagaga , hainao atao ny zavatra rehetra, mahagaga ianao JESOSY .

  • @MaryMary-pm8nt
    @MaryMary-pm8nt 2 ปีที่แล้ว

    Aleloa amen makasitraka aminy hira mampahery eee

  • @hanitrajudith1284
    @hanitrajudith1284 3 ปีที่แล้ว

    Dera ho an'i Jehovah, nampahery, mampandresy hatrizay hatr@ zao Ty hira Ty. Misaotra RY reto a🙏🙏🙏

  • @mihantrarilalainamireillen101
    @mihantrarilalainamireillen101 2 ปีที่แล้ว

    Amen! eo amin'izay tsy misy azo ianteherana sy tsy misy azo antenaina intsony no maneho ny fahalehibiazany sy ny heriny ary ny fanapahany amin'ny maha Tompo maso mandidy Azy Jesosy.....

  • @lavalleemhtny9825
    @lavalleemhtny9825 7 ปีที่แล้ว

    misaotra Amin hira mampaher ahy tanteraka nyhira Izy ilay Mahery tohizo amen

  • @assaneatm1348
    @assaneatm1348 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra jesosy ianao ilay mahery ianao mifehy zavatran ndrehetra tsisy tsy hainao atao amen misaotra

  • @Ema-mi7tx
    @Ema-mi7tx 9 ปีที่แล้ว +2

    Tena mampaher e.hanokafany lalana vaovao anie zao fiainako izao.amen de tohizo hatrany n asa fanompoana @ alalan ny fiderana saing fanamarihana kely:aoka mba tena hifantoka @maha pitory fa n hiranareo sasany efa te hanaraka an'izao ttlo izao"oh: manao satrok gheto,ny lamaody diso be loatra. Zay fa mirary soa ho tonga lavitra @ asan' ny Tompo e amen

  • @evahrovamalala2712
    @evahrovamalala2712 9 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be ilay hira.tena mampahery tokoa. "Tsy misy zava-mahagaga tsy hainy atao"

  • @celinedionthatsthewayitis6398
    @celinedionthatsthewayitis6398 4 ปีที่แล้ว

    zany Ka tena hira. Misaotra fa tena mampahery. Tsara Jesosy, deraina Izy

  • @mamyratovelo4668
    @mamyratovelo4668 9 ปีที่แล้ว +1

    fahantrana va? fahoriana? fahafatesana? tsisy hahasaraka antsika AMINY é! IZY Ilay Mahery!

    • @mamyratovelo4668
      @mamyratovelo4668 9 ปีที่แล้ว +1

      Mamy Ratovelo na dia manao zay ho hafany aza ny devoly dia manokatra lalana ho antsika foana ilay Ray ao ambony fa mahereza ary matokia ny heriny

  • @sarindramiarana5470
    @sarindramiarana5470 11 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tanteraka ! Jesosy Kristy ihany ! Jesosy Kristy mandrakizay ! Amen !

  • @jayahkenza9457
    @jayahkenza9457 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra jesosy ô na mafy aza hatreko izao.ianao mahery efa miady hoana 😢😢😢😢😢

  • @anicharasoanirina4496
    @anicharasoanirina4496 7 ปีที่แล้ว

    raha vao mihira ity hira ity za dia miorikoditra sady misy zavatra mampahery ny saiko ka manome ahy tanjaka. Amen

  • @rakotovaomialitianamamy9100
    @rakotovaomialitianamamy9100 6 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra dia afaka manokatra lalana tsara sy feno fiadanam-po ho ahy sy ianao na dia misy aza ny sakatsakana maro samy hafa.

  • @emmanasolo9743
    @emmanasolo9743 8 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka ny mpamorona. Mitory ankira. Mahereza ao Fahasoavan'i Tompo.

  • @olotsotra0605
    @olotsotra0605 7 ปีที่แล้ว +2

    Tsy misy zavamahagaga tsy hain Jesosy atao! Misaotra mampahery

  • @manitrafandresena149
    @manitrafandresena149 10 ปีที่แล้ว +2

    "Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy."
    Mampahery be le hira! Ny Tompo hombanareo mandrakariva ary hampitombo hatrany ny talenta sy fanomezampahasoavana nomeny anareo. Mahereza daholo e!

  • @jedidiafrida8750
    @jedidiafrida8750 10 ปีที่แล้ว +1

    Misotra ny Groupe Ba ,mampahery be ,hitahy anareo anie ny Tompo,ary Izy hitombo hatrany anie ny hosotrin'ny fiderana ao aminareo.

  • @rivahpascal7541
    @rivahpascal7541 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraka e!! iz toku ilay Mahery,tsara ny Tompo!!Amen

  • @hantasoamitoetra3063
    @hantasoamitoetra3063 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitrkee f tena tik b hira ty !!Amen

  • @kellystephane5354
    @kellystephane5354 9 ปีที่แล้ว +3

    Tena Mahery ny Tompo Jesosy sady mahay manokatra lalana, je tien un remerciement pour l’auteur-compositeur..c'est vraiment une belle parole de Dieu que Vous avez Chanter.Merci bonne continuation.

  • @mevatiamananjafy6311
    @mevatiamananjafy6311 5 ปีที่แล้ว

    Mahagaga ny fitondranao JESOSY.....Misaotra TOMPO ....Amen

  • @dhalia.o8026
    @dhalia.o8026 6 ปีที่แล้ว

    Bonjour,Deraina ny TOMPO "tsisy zava-mahagaga tsy haiNY ataoNY aminao "Amen

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111
    @tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 ปีที่แล้ว

    Jesosy ô, apetrako Aminao ny fianako Amen

  • @kekemalaza5489
    @kekemalaza5489 4 ปีที่แล้ว

    Zaw za vo naitan'ito fa ts Tara ah akory tsara be 😋😋😋merci!!!🎵🎶🎬🎈👗👚

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 2 ปีที่แล้ว +1

    J'adore cette chanson 😍 😍 😍

  • @michelrakotoarimalala1982
    @michelrakotoarimalala1982 9 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara na tonony, na feony na ny fahamatorana. Misaotra anareo nataon'ny Tompo fitaovana ny amin'izany

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 7 ปีที่แล้ว

    Andriamanitra anie hampitombo ny talenta anananareo eh,merci

  • @ravoasimolaravaka1602
    @ravoasimolaravaka1602 8 ปีที่แล้ว +2

    alleluia!merci JESUS je ne crains rien

  • @leksisyzara1632
    @leksisyzara1632 4 ปีที่แล้ว

    Mahery Izy.Deraina fa tsara lotra!!!

  • @fanambyrova9017
    @fanambyrova9017 10 ปีที่แล้ว +3

    Izy Ilay mahagaga! matokia Azy hatrany! fa Izy no mifehy izao zavatra ary rehetra izao!

  • @renerabaona9330
    @renerabaona9330 ปีที่แล้ว

    Ny lalana

  • @heritokyavotra9427
    @heritokyavotra9427 11 ปีที่แล้ว +1

    ao tsara e! tohizo ihany! tohizo hatrany

  • @elsaloica
    @elsaloica 8 ปีที่แล้ว +1

    ALELOUIA! IANAO JESOSY ILAY MAHERY SY MAHAGAGA! AMEN misaotra ny GROUPE BA fa mampahery

  • @lisarama
    @lisarama 7 ปีที่แล้ว

    Deraina ny Tompo ! Mankatsitraka tsara be

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 4 ปีที่แล้ว

    tsara be le hira fa merci sady efa aiko

  • @tianaonyhaja9830
    @tianaonyhaja9830 7 ปีที่แล้ว +1

    Ankasitrahana indrindra e! Amen!

  • @honorinerasoazananoro6294
    @honorinerasoazananoro6294 7 ปีที่แล้ว

    Izy ilay mahery,izy tokoa ilay mahagaga

  • @rasolofonirinalalaina1225
    @rasolofonirinalalaina1225 6 ปีที่แล้ว

    Andriamanitra mahery!!!mino aho!

  • @claudeforge3408
    @claudeforge3408 7 ปีที่แล้ว

    mahery ny tompo tsika amen

  • @ThierrySitrakaRazafindrakoto
    @ThierrySitrakaRazafindrakoto 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e, Deraina mandrakizay anie izy Tompo

  • @joseeodiaavotraharilala1741
    @joseeodiaavotraharilala1741 8 ปีที่แล้ว +1

    Fampaherezana tsy misy otrizany. Deraina ny Tompo.Isaorana ihany koa ny mpihira.

  • @razlucas154
    @razlucas154 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra hira! merci ho anreo gp BA e!

  • @rasolofomihajanirainyhobin4562
    @rasolofomihajanirainyhobin4562 10 ปีที่แล้ว +1

    wow tsara ny Tompo

  • @haingomampiononarakotomala4580
    @haingomampiononarakotomala4580 8 ปีที่แล้ว +1

    Hain Tompo avoko ny zava-dreetra! Amen!

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina5920 6 ปีที่แล้ว +1

    Jesosy ilay mahery jesosy ilay mahagaga
    Mafinaritra e

  • @heriniainaviviane5553
    @heriniainaviviane5553 ปีที่แล้ว

    Voninahitra Anie ho an'ilay AVO INDRINDRA

  • @sidelasidela1019
    @sidelasidela1019 6 ปีที่แล้ว

    Yzy lay mahery izy ilay mahagaga izy lay mpanjaka ny tompo ny hery misotra jesosy ô☝☝☝📖📚

  • @olandymbolatina4614
    @olandymbolatina4614 7 ปีที่แล้ว

    Marina mihitsy zany e izy lay mahery e makasitraka e

  • @rossiapoora6629
    @rossiapoora6629 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa mampahery ilay hira
    JESOSY irery ihany no Mahery

  • @andrytahina6028
    @andrytahina6028 8 ปีที่แล้ว +2

    tsara le hira, mankasitraka n group ba manokana

  • @larriza2958
    @larriza2958 11 ปีที่แล้ว +1

    tiko be lé hira sad mampahery dé misotra ny groupe ba manaiky ampiasain'ny Tompo, Andriamanitra anie hameno ny fahatsarany sy ny fahasoavany @nareo!!!!!

  • @mayamechesblondes1816
    @mayamechesblondes1816 5 ปีที่แล้ว

    Alléluia aaa
    AMEN 👏👏

  • @suzelleandrianasolo2854
    @suzelleandrianasolo2854 4 ปีที่แล้ว

    Haleluiaaaaaaa🙏🙏🙏

  • @l2arakotovelo
    @l2arakotovelo 8 ปีที่แล้ว +1

    Izy ilay mahery, amen

  • @etiennerafanomezantsoa632
    @etiennerafanomezantsoa632 4 ปีที่แล้ว

    Tsy misy zava mahagaga tsy hain'Tompo atao aminao

  • @randriaravao6710
    @randriaravao6710 7 ปีที่แล้ว +2

    TENA NIASA T@ FOTOAN-TSAROTRA NOLALOVANA ITY HIRA ITY!!!!....@Isaorana ny Tompo nampihira anareo ny hira toy izao....

  • @zarasoatahiryrandrianariso1825
    @zarasoatahiryrandrianariso1825 10 ปีที่แล้ว +1

    tsara le hira; mampitodika amin'ilay nahary

  • @vivianemaheriniaina1930
    @vivianemaheriniaina1930 7 ปีที่แล้ว +1

    Izy Ilay Mahery Amen,

  • @nagos70
    @nagos70 9 ปีที่แล้ว +1

    Izy ilay mpanjaka tompon'ny hery AMEN

  • @lindsaymahen4187
    @lindsaymahen4187 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsi sy atahorantsika f mahagaga ny fi tahini jehovah

  • @emmanuelrazafindrakoto2993
    @emmanuelrazafindrakoto2993 10 ปีที่แล้ว +1

    JESOSY tokoa no mahery

  • @madagasitsaranj4119
    @madagasitsaranj4119 4 ปีที่แล้ว

    Jesosy lay mahery ,
    misaotra e

  • @marinahravelonjanahary1082
    @marinahravelonjanahary1082 4 ปีที่แล้ว +1

    tena tiako ty hira ty satry foana hiaino azy

  • @tahirx21
    @tahirx21 8 ปีที่แล้ว +1

    Deraina ny Tompo !

  • @lindarasoanirina5798
    @lindarasoanirina5798 8 ปีที่แล้ว +1

    izy ilay mahery izy lay mahagaga tena marina ny voalazany io hira io misaotra ny groupe ba makasitraka fa tena tsara le hira

  • @hajajoyeuxrazafindrakoto4722
    @hajajoyeuxrazafindrakoto4722 10 ปีที่แล้ว +1

    TSARA LOATRA!

  • @mandresyblue1570
    @mandresyblue1570 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra ny midera ny Tompo na inona na inona tokoa zava miseo de eo foana ny Tompo mamonjy antsika..misaotra @ hafatra

  • @jean-claudecorbel5204
    @jean-claudecorbel5204 4 ปีที่แล้ว

    Tsy matotra le vehivavy fa mivanitika.

  • @honorinerasoazananoro6294
    @honorinerasoazananoro6294 8 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra ilay mahery

  • @stephaniariniaina9932
    @stephaniariniaina9932 3 ปีที่แล้ว

    Aive ianareo mihira ity hira ity e! tahin'I JESOSY e

  • @miantraniainamariarazanats7107
    @miantraniainamariarazanats7107 9 ปีที่แล้ว +1

    amen!

  • @fanjarintsoaram4049
    @fanjarintsoaram4049 10 ปีที่แล้ว +1

    na tapina aza ny lalàna!!!!

  • @domohinatianarandraramanan4383
    @domohinatianarandraramanan4383 7 ปีที่แล้ว

    Amen !

  • @heidansue6887
    @heidansue6887 4 ปีที่แล้ว

    Izy ilay Mahery ! ! Pour Linah, Fanja, Harisoa et Miora!!💖

    • @sabine753
      @sabine753 ปีที่แล้ว

      Tsimisy tsy hain'ntompo atao minoa azy d mahereza

  • @randrianarivonyerica3126
    @randrianarivonyerica3126 5 ปีที่แล้ว

    Tsisy zava mahagaga tsy haiNy atao ,,

  • @fitahianarabe8261
    @fitahianarabe8261 6 ปีที่แล้ว

    izy ilay mahery

  • @rinasandy9117
    @rinasandy9117 4 ปีที่แล้ว

    Deraina Jesoa

  • @kryseos3931
    @kryseos3931 7 ปีที่แล้ว +1

    :( le cœur m'en tombe , ces si doux!

  • @naryarisoa2355
    @naryarisoa2355 5 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ahy ity hiranareo ity. Mankahery anareo Groupe BA amin'ny fanohizana ny fitoriana an-kira ataonareo

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 3 ปีที่แล้ว

    Alleluia

  • @fikalahy4176
    @fikalahy4176 9 หลายเดือนก่อน

    Samia mitoky amin’Andriamanitra

  • @fenosoa8546
    @fenosoa8546 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara ny tompo

  • @faniryharilalainarabenariv7243
    @faniryharilalainarabenariv7243 5 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @saholyraholimandimby6714
    @saholyraholimandimby6714 8 ปีที่แล้ว +4

    Nitondra finoana lehibeb
    t@ fiainako ny hirain'ny groupe Ba hoe : IZY ILAY MAHERY, ary nandraisako valim-bavaka izany finoana izany. Misaotra an'ANDRIAMANITRA ary mankasitraka ny mpanompony nanaiky ho fotovana nihira.

  • @anoavanessieiharssen4574
    @anoavanessieiharssen4574 9 ปีที่แล้ว +1

    mampahery ahy mafy lay hira e!

  • @zofenoraharijaona1117
    @zofenoraharijaona1117 8 ปีที่แล้ว +1

    na dia manao izay ho afany aza ny devoly
    Jesosinay manokatra lalana avy any ambony

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara be mankasitraka izahay eto France

  • @zazavavyGasy
    @zazavavyGasy 7 ปีที่แล้ว

    tiko be

  • @groupba-frommadagascar2936
    @groupba-frommadagascar2936  11 ปีที่แล้ว +2

    PAGE FACEBBOOK GROUPE BA: grouppbamadagascar

  • @mamyrambeloson1910
    @mamyrambeloson1910 6 ปีที่แล้ว

    Amen!