ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tononkira mianga avy any anaty fanahy!tiako loatra ny sincériténareo miralahy!!hanandratra anareo anie Jehovah!!!
tiko ho andefimandriko Jehovah, ny voalohany lasanao!
Tadiaviko mihoatra nony tena fitady volamenaKatsahiko mihoatra nony tena fikatsaka harena................Eo @fiainako maraina atoandro hariva................Tiko ho andefimandriko Jehovah................Ny FAHENDRENA
My favorite song from Asaph. Great job guys. Praise The One who is the Lord of wisdom. Amen
Tiko ihny koa ho ato anatiko i Jehovah,zany hoe ato anatiko toko ny Fahendrenamankasitraka rangah!!
Marina izany!Enga anie mba ho maro ny malagasy hahatsapa izany!!!
Satriko foana ny mihaino an'ity hira ity,Hallelouia Marina avokoa izay lazain'ny Vavany.
Mandrakizay ny fahatsaran'i Jehovah!!
Nanova zavatra bdb t@fiainako tonikira ity ,mankasitraka ☺
2024❤❤❤❤ mbola mitady Fahendrena 👌
Mahafinaritra e!, tohizo foana zalahy a!
Mankasitra e! Mba ho tanteraka eo @ fiainantsika anie izany FAHENDRENA izany ry rahalahy
Merci tohiza fa suis tre fan én merci
😍😍😍Tsara jesosy reto amen 🙏🙏🙏❤️❤️💯
Mankasitraka Asaph a!!!Tena marina mihitsy izany,Ny fahendrena
MISAOTRA E! MAHAY MIZARA NY TALENTA NOMEN'ANDRIAMANITRA
ouwaou!!gadors merci boko :)
Amen !!!
allahamdoullilah ! allah akbarou asaph fahendrena
Tiko ra nba ny Fanah masina no anjaka @fiainako andefimandriko Jehova :'(
Koa efa tatra tsara, tsisy alataka. Hira mazava, sady mampihets'po.validé aminolo jiaby hira misy lanja zegny.
Tsara be ❤️
miandry ny album manaraka oooo
ny fahendrena ihany no mitondra soa eo @ fiainana,nefa tsisy fahendrena afa-tsyao @ jehovah
salut ceh aotrinona azafady manambaotra instrumental aminareo azafady tompoko.
Tiko be style hira nareo merci
Matsiro foana hatramizao eh
ary mifototra @ bokin ny OHABOLANA ilay tonon kira a. lafatra e
Tafita ny hafatra les zandry a! afa ihany ny anay
mamela azy fa tsy fantany izay teneniny
Tsy ratsy tohizo!!!
Tsaraimm
tiako eh !!
hendy e ☺☺☺☺☺
Tena tiako. Tohizo ry zalahy fa manaja ny aty e.
ny fahendrena avy @ JESOSY ,marn zany ralah
tena mankasitrak e
sao mba tsy hainareo aza aloha ny dikan'ny teny hoe andefimandry e?
mlay be eee
Aleloia!!!
Mankalefaka fa tena tsara bé lay hira
mahafinaritra
Tiko be 💖🦋🩸
ok nama a
Mila mandinika tsara amin'ny resaka tononkira, mangataka ny fitarihan'ny Fanahy masina fa tsy miteniteny foana toy izao. toy izany koa ny feon-kira fa tsy maka tahaka ny an'izao tontolo zao na dia tsara henoina aza.
VONINAHITRA HO AN ANDRIAMANITRA
Humm
Andefimandry ahoana koa le o_O
Tononkira mianga avy any anaty fanahy!tiako loatra ny sincériténareo miralahy!!hanandratra anareo anie Jehovah!!!
tiko ho andefimandriko Jehovah, ny voalohany lasanao!
Tadiaviko mihoatra nony tena fitady volamena
Katsahiko mihoatra nony tena fikatsaka harena
................
Eo @fiainako maraina atoandro hariva
................
Tiko ho andefimandriko Jehovah
................
Ny FAHENDRENA
My favorite song from Asaph. Great job guys. Praise The One who is the Lord of wisdom. Amen
Tiko ihny koa ho ato anatiko i Jehovah,zany hoe ato anatiko toko ny Fahendrena
mankasitraka rangah!!
Marina izany!
Enga anie mba ho maro ny malagasy hahatsapa izany!!!