❤️🧡 PAROLES ❤️🧡 Hariva manirery, sendra tafijery Ilay sarintsika roa tany ampefy Fony mbola zazakely Na dia mbola zaza Na dia mbola kely Dia efa ianao foana no tadiaviko rehefa manao fangalapiery Efa niezaka hanadino aho na dia mafy Efa vazaha be izay ianao iny any andafy Oh, allo, sendra malahelo Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka Oh allo, sendra malahelo Ka mba te haheno Mangina ka mba te hiresaka Ekeko fa hoe vazivazy Kanefa ny foko mba tena kourazy Nataon'ny lerony vadinao aho Rehefa tsika milalao mariazy mariazy Tao ampiangonana rehefa alahady Ny masontsika roa mifampitady Jesoa nahita ny fitiavantsika Fa mifamatotra toa misy tady Efa niezaka ny hanohatra aho fa tsy haiko Ilay fitiavanao iny mihitsy anie no ilaiko Oh allo, sendra malahelo Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka Oh allo, sendra malahelo Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka Na souvenirs efa taona maro Aleo ny foko mba hahatsiaro Pejy iray notehiriziko ianao iny Fa tsy hoe ny tantara nandalo Mirary soa hoan'ny zanakao roa Ho an'ilay vadinao ihany koa Aza hadino ny mampatsiahy anazy Fa sambatra izy manana anao Oh allo, sendra malahelo Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka Oh allo, sendra malahelo Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka Oh allo, dia ity ilay numero Rehefa malahelo any aoriana ka mba te hiresaka Oh allo, izaho miandry anao eto Feno sentosento ka efa haiko fa tsy ho tanteraka
Tao ampiangonana rehefa alahady ny masontsika nifampitady Jesoa nahita ny fitiavantsika fa nifamatotra toa misy tady.... Efa vazah ve zay ianao any andafy..... :) :) :)
Farak'ze tsara rangah ty hira ry a, milay b le tatntara, milay b le paroles, milay b le mélodie, milay le feo, MANKASITRAKA SAYDA a, zah mahavita mihano an'ty tsy mijanona ato am-pesana
Mirary anao ho lasa lavitra @mozika! Mankasitraka fa tsara avokoa zay mivoaka,ary mbola irinay mpankafy ny ho tsara kokoa hatrany no atolotrao ho anay. 🧡🧡milles merci frero.
tsara be le hira, fa za niandry hoe mba nisy conversation kely par telephone, nafinaritra be raha nis anzai, fa sinon tsara ny rehetra, BIG UP MISIE MLAY
❤️🧡 PAROLES ❤️🧡
Hariva manirery, sendra tafijery
Ilay sarintsika roa tany ampefy
Fony mbola zazakely
Na dia mbola zaza
Na dia mbola kely
Dia efa ianao foana no tadiaviko rehefa manao fangalapiery
Efa niezaka hanadino aho na dia mafy
Efa vazaha be izay ianao iny any andafy
Oh, allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno
Mangina ka mba te hiresaka
Ekeko fa hoe vazivazy
Kanefa ny foko mba tena kourazy
Nataon'ny lerony vadinao aho Rehefa tsika milalao mariazy mariazy
Tao ampiangonana rehefa alahady
Ny masontsika roa mifampitady
Jesoa nahita ny fitiavantsika
Fa mifamatotra toa misy tady
Efa niezaka ny hanohatra aho fa tsy haiko
Ilay fitiavanao iny mihitsy anie no ilaiko
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka
Na souvenirs efa taona maro
Aleo ny foko mba hahatsiaro
Pejy iray notehiriziko ianao iny
Fa tsy hoe ny tantara nandalo
Mirary soa hoan'ny zanakao roa
Ho an'ilay vadinao ihany koa
Aza hadino ny mampatsiahy anazy
Fa sambatra izy manana anao
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka
Oh allo, dia ity ilay numero
Rehefa malahelo any aoriana ka mba te hiresaka
Oh allo, izaho miandry anao eto
Feno sentosento ka efa haiko fa tsy ho tanteraka
merci ee
🥰
Hhh
Tao ampiangonana rehefa alahady
ny masontsika nifampitady
Jesoa nahita ny fitiavantsika
fa nifamatotra toa misy tady....
Efa vazah ve zay ianao any andafy.....
:) :) :)
Tsy tara mitsy ah🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Naël - veloma
Mr sayda - vokatry ny foko
Mr sayda - allô
Skaiz - raha tsisy anao za
Lion Hill - miangavy
No miady best song 2021
Farak'ze tsara rangah ty hira ry a, milay b le tatntara, milay b le paroles, milay b le mélodie, milay le feo, MANKASITRAKA SAYDA a,
zah mahavita mihano an'ty tsy mijanona ato am-pesana
Tsarabe😍 mampahatsiaro ny fahazazana mits😊
Sa fait longtemps qu'on s'est ça et on est prêt POUR une nouvelle chanson 🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Nitiligny madmax + le temps Tayc = Mr Sayda ALLO
Na aty halavitra be aty arany dia tena mpakafia foana euh ! tsara lotra eh ,fan aty Québec
Mirary anao ho lasa lavitra @mozika!
Mankasitraka fa tsara avokoa zay mivoaka,ary mbola irinay mpankafy ny ho tsara kokoa hatrany no atolotrao ho anay.
🧡🧡milles merci frero.
Mahate hody 😢😢 an Zay lay tiako SOA hiany nisy n téléphone.
Alefaso fona Sayda a! Ankafiziko daholo izay rehetra tonga eo, mafinaritra lesy eh!!
O allo ,isika milalao marriage,jesoa mahita NY fitiavantsika,
aiza moa no afatrana lah na any am bois de boulogne izy fa tsy eny am tour Eiffel 🗼 🗼 😃
Merci lesy e!!! za tena tss mahazo aina mintsy vo tsy mihaino anty isanandro!chapeau
tena tsara be rangah ilay hira an, hita mihintsy hoe: kanto ilay izy, merci Mr SAYDA
Matsiro hatrany ny vokatra, mankasitraka e! Alefaso SAYDA aaa!!!
tsara be le hira, fa za niandry hoe mba nisy conversation kely par telephone, nafinaritra be raha nis anzai, fa sinon tsara ny rehetra, BIG UP MISIE MLAY
Tay b letsy elah ty raha anokatra varavarana ef nakatona taloha le.. mapisara panambadina mitsy le iranlah ty le..
❤️❤️ mankafià foana!!
Ilay inspiration mihintsy no tsara §Alefaso Sayda!
Coule ,j'aime bien tout tes chansons mais mon préfère est celui-là😇😇😇😇😇😇😇😇😇😇😇❤❤❤❤❤
3:14 ......zah ety Analakely milahatra 137 hody any ......... Andoharanofotsy
Sur lesy Saidaaa , milay fona oaaa👍👊👐👏👏👏, , , , , tsy otrany sasany efa lany morce
tsara be ,alefaso Sayda
milahatra 137 mody Andoram eee surr 🙌
Tiako b tia hira tia Sayda tia
Troop be!!! Tsara e
Mlay e ! Ao tsara ny lyrics ! 👍
Tsara bé lesy miand'jah a 👍
Ontsooo tsara ❤
Milay fona ee. Alefaso SAYDA
Tsara be 😍😍😍 tiko be ilay tonony 💕🌸
Tsara ny kanto malagasy
Dray dray dray. Lasa malaza ra Andry le.... Siora e
Tena tsar e ❤️
Alefaso Sayda❤️❤️❤️
Alefaso sayda🤗❤ tsara loatra😉
Tsara be ny clip Sayda rehetra mankasitraka e
zay ndray zoky an !!! manin zao no atao anizao , manitra be eee !!
Milay 😊
Asio spotify e
Misaotra rangaha #Mr_Sayda!!!
Fitiavana be😍❤️
Matsiroooooooooo🥰
th-cam.com/video/Rxyn-3Ab7sA/w-d-xo.html
efa avy namerina in5 niaino atao ambony tsara basse sady mapirtrano🥰🥰😍😍
Alefaso saida fa tsara ❤️❤️❤️
Matsiro Loatr Sayda👌♥️
Taiza izany no nahitàna an'ilay N° tél?
Tsara fona e, alefaso Sayda...
Tena tsara loatra
Mankasitraka Sayda 🙏🏻🙏🏻💟💟💟❤❤❤❤❤❤❤💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖
milay be le hira ah
msaotra fa tafita tsara lay hafatra, Sur mintsy MR Sayda
2024 on est là
Bien foana lesi Zokinay
Ndroooo 😌
Aza atao ela intsony ny karaoké eee!!!
efelasa karana izy zao fa tsy vaza
tsara fa tohizo alefaso sayda
manjaaa be le sipa
Be inspirations mahafinaritra be oa eeee :)
mahita sipa manja be fona zan Mr Sayda hanao clip. sur e
Tsara lesy🇲🇬
Aty ivelany manahelo an ilay milahatra 137 eo analakely 😪🤧😅
Milay ka.... ALEFASO SAYDA👊
tsara b mr Sayda a.Milay e❤️
Alefaso lessy Sayda
Izy kosa hono milahatra bus 137 anefa ilay joba eny @ tour Eiffel 🤣 milay e
Tsara le izy Mr sayda 🤗
merci amle zova eeh tena tsara ka 😇
1er comsaaa , alefaso Sayda
Surrr mintsy sayda tu gère trop mon sang ♥️♥️🔥
Tsara be le hira. Preference perso fotsiny ny ahy le batterie hat otran be loatra sinon cava be le hira
Manja kely le tsain
Ça va le son
tena lafatra be ilay clips
Mlay b sayda
olona vendra por io
@@miltonchadd3391 you are a good for nothing
tsara laotra ny hira nao ankafiziko daholo ny hiranao
Alefaso sayda an! mlay e!
Tsara foana eh
Merci Mr Sayda👌✨❤
Na zan az tena ts zakako naheno an ty hira t@ volohany reko tao anaty bus😢😭😆
Tiako tia hira tia
Fa ilay rythme anie tsy miova mintsy fa ny rediredy ao anatiny fostiny no miova!!!
Alefaso Sayda !
❤❤❤❤❤
As usual, tsara be foana
kenny jah meris aiefaso sayda
mlay e!!!surtt le kala
Hmm mlay les Misie mlay à..
Tiko lotra♥️
Big up lesy frera 🔥milay eh
tsara foana M Saida ah!
Surrr Misie ah👊
alefaso mr sayda
2023 on est là e
Tu derais dit 2024🎉🎉❤
tsara be atrany mtoraka salut mihintsy zah ,mahafinaritra be le hira alefaso sayda aaaa?
Milay ilay vazo e👍
MAFINATRA EEH
Sur eee!!!! ALEFASO SAYDA
Mamay lesy le !
Milay be🥰😍
mlay be ka sur......
Tiko fôna🤠🙋♀️
Sava kWh brooo
Ouée jemme tout à musuqué
Oooh allô😍😍
Alefaso Sayda!
milay zoky sayda misie milay
ahatsiarovako an'ilay zanako faralahy efa lasa nialoha lalana ity vazo.
Nisy video nataony tany fa tsy hitako intsony......peach
3eme coms alefa saydaaaa 😎