Tsiaro

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 ส.ค. 2024
  • AVSEQ05

ความคิดเห็น • 36

  • @fenitraramahatafandry2803
    @fenitraramahatafandry2803 4 หลายเดือนก่อน +1

    Tompo ô! Afoiko anao izy
    Ho tsaroiko ny fitiavany
    Niezaka hatrany nanome ny mamy
    Ho anay ankohonany
    Veloma ry dada.
    27 avril 2019

  • @ramiaramananakaliana2431
    @ramiaramananakaliana2431 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️❤️🌹 Seigneur nous te remercions pour tout ... Tompo o, afoiko ho Anao izy🌹
    Ho tsaroiko ny fitiavany 🌹

  • @dinarabearimanana9562
    @dinarabearimanana9562 3 ปีที่แล้ว +1

    Tompo o! Afoiko Anao izy, ho tsaroiko ny fitiavany ❤️ niezaka hatrany nanome ny mamy ho anay ankohonany 🌸

  • @tsantagaelleramamonjisoa2766
    @tsantagaelleramamonjisoa2766 ปีที่แล้ว +2

    Tena androany aho vao naheno ito hira ito; tonga dia tiako be 🖤Anniversaire an'ny reny niteraka ahy androany; efa taona maro no nahalasany dia natolotry ny namako iray ho ahy ity hira ity vao teo. Mafonja be ilay hafatra. Misaotra ny Vonjy manaiky ampiasain'Andriamanitra hikasihana ny fontsika rehetra izay very fianakaviana/namana akaiky.

  • @ainamirindraratovohery4679
    @ainamirindraratovohery4679 4 ปีที่แล้ว +3

    neny malalo ooo
    mandriam piadanana
    niezaka hatrany ianao,nanome ny mamy anay
    tiako ianao neny a, ho ataoko filamatra sy entiko hiady am fiainana ireo anatrao
    efa nanana an i Jesosy ianao, ary misaotra anao aho nanoro lalana ahy
    veloma neny a,veloma

  • @jimmyolsonrakotondralambo3817
    @jimmyolsonrakotondralambo3817 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra namana Vonjy, tsara daholo ny hiranao, fa ity tena tsara, mampietsi-po, misaitra rahalahy,tohizo ny kanto ho fiderana an'Andriamanintsika.

  • @rakotobesinarebecca7700
    @rakotobesinarebecca7700 3 ปีที่แล้ว

    Manaiky aho Ray o.... Lasanao neny.... Mafy n misaraka mieritreritra n fisarahan s fahatsiarovana f mino a... F iona zay indray maraina hitsena ahy am tsikitsiky izy...😭😭😭

  • @androziixmusic
    @androziixmusic 5 ปีที่แล้ว

    IANAO NO FANAMPERAKO JESO MPAMONJIKO. AMEN

  • @fitahianaharena6912
    @fitahianaharena6912 8 ปีที่แล้ว +1

    zan mits, Ianao nu nanome d Ianao nu naka, isaoran n anaranao

  • @milantorajaonarivelo5911
    @milantorajaonarivelo5911 2 ปีที่แล้ว

    Hafoiko ho anao izy Tompo ô! Mandrampihaona dada, mafy loatra fa tsy maintsy mitraka.
    Efa eo ilay Jesoa fanaperana hampitraka anay. Tiako Ary tsy foiko ianao dada

  • @carolerandria2283
    @carolerandria2283 ปีที่แล้ว

    Repose en paix mon dada😭💔

  • @NoroniainaRazafimahaleo
    @NoroniainaRazafimahaleo 4 หลายเดือนก่อน

    Tompo o hafoiko anao ilay neniko tiako,banga tena banga ny fiainako,malahelo fa eo foana ianao Jesoa

  • @mihobylintsoa2735
    @mihobylintsoa2735 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara, j adore

  • @solrakotb8550
    @solrakotb8550 10 ปีที่แล้ว +1

    na dia efa lasanao izy ,ho tsaroako ny fitiavany !!!
    misaotra nizara é

  • @andrybasket
    @andrybasket 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka, misaotra Tompo ô nanone anay azy ireo

  • @tantelygras2534
    @tantelygras2534 3 ปีที่แล้ว

    Ndry madria ampiadanana nentohery

  • @andrianjakanoronilanahaja6716
    @andrianjakanoronilanahaja6716 8 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara be mihintsy izany hira izany , mampahatsiaro zavatra maro indrindra fa ny fitiavan'ny Tompo !!!!

    • @andrianarisonrakotovao6816
      @andrianarisonrakotovao6816 5 ปีที่แล้ว

      Misaotra vonjy fa mampahery ilay hira

    • @mihajaiharitomporazafimandimby
      @mihajaiharitomporazafimandimby 2 หลายเดือนก่อน

      amin'izahay, nitomany
      Nitaraina sy niondrika tamin'ny tany
      Tompo o aiza ianao,fa toa maizim-pito zao tontolo rehetra izao😢
      Hoy ianao taminay, ho tsapanao ihany ny anton'io rahatrizay
      Fa minoa, ahazoanao fiandanam-po

  • @ninarajaobelina5189
    @ninarajaobelina5189 3 ปีที่แล้ว

    Bjr, misento fa olombelona ihany, manembona ireo fotoana niarahana taminao ry Neny, Tena banga anao ny fiainako. Mandria ampiadanana RASENDRA... MALALA
    08/09/06. 08/09/2021 15 ans passé

  • @booba0930
    @booba0930 3 ปีที่แล้ว

    Tompo o, afoiko ho anao Dada, efa eo akaikinao izy zay

  • @MAMYTIANARAHARINJANAHARY
    @MAMYTIANARAHARINJANAHARY 2 หลายเดือนก่อน

    Fahatsiarovana an 'i Neny

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel5164 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ralahy vonjy fa tena mahery tokoa nankafyilay hira .mbola hitohy hatrany anie ny fitorina atao nareo .

  • @henrirandrianatoandro3762
    @henrirandrianatoandro3762 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara eeee

  • @tokiniainarandrianasolo9477
    @tokiniainarandrianasolo9477 5 ปีที่แล้ว

    Misatra Jesosy a! Ianao no manome dia ianao ihany koa no maka , na dia efa lasanao izy ho tsako ny fitiavany niezaka hatrany nanomea ny mamy ho anay akohonany

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 2 ปีที่แล้ว

    😢😢😢mankasitraka😢😭

  • @ratsimbanyaina1010
    @ratsimbanyaina1010 7 ปีที่แล้ว

    Tsiaro an'i bb RAVAO mamintsika (Tsiory ian ty)

  • @minousi1529
    @minousi1529 9 ปีที่แล้ว

    fa matoa mitraka aho
    Ry Jeso o! Mpanjaka
    eo Ianao Ilay fanaperako

  • @hasimbolaniainarobson2209
    @hasimbolaniainarobson2209 3 ปีที่แล้ว

    Mandria am-piadanana dadako 😭😭

  • @grhcosyma7670
    @grhcosyma7670 4 ปีที่แล้ว

    Marina fa misy ny alahelo
    Olombelona aho mety hisento
    Fa matoa mitraka ry Jeso ô Mpanjaka
    Eo Ianao ilay Fanaperako

  • @ramamonj
    @ramamonj 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka oh 😢

  • @valisoamuriel5765
    @valisoamuriel5765 6 ปีที่แล้ว

    Tsiaro manokana ho zoky #Natanaela

  • @ramafiahrandrya4227
    @ramafiahrandrya4227 8 ปีที่แล้ว +1

    tiko be ty hira ity

  • @radomichelherimbolarandria5532
    @radomichelherimbolarandria5532 3 ปีที่แล้ว

    mandria ampiadanana vadiko

  • @manolotsoarasolofomandimby5696
    @manolotsoarasolofomandimby5696 4 ปีที่แล้ว

    "niezaka hatrany nanome ny mamy ho anay ankohonany." Misaotra e!

  • @tantelinirinasandrinerakot5822
    @tantelinirinasandrinerakot5822 5 ปีที่แล้ว

    Na dia efa lasanao aza izy dia hotsaroako foana ny fitiavany, hafoiko anao izy Jesoa o. Mandria am piadanana ry vadiko