Tsiaro - Solomona & Mino (Tarika Vonjy Live Cover)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 10 ก.พ. 2025
- Misaotra Anao Tompo tamin'ny nanomezanao anay Dada tena tia anay tamin'ny fony manontolo sy nikarakara anay tamin'ny heriny rehetra 👨🏽🍼❤️
Voninahitra anie ho Anao irery ihany 🙏🏻
Clavier 🎹: Zo Evan
Wow tsara be, Bravo
Tsara be 🙏
Mahereza i Solomona sy ny fianakaviana. Hatrany amin'ny fahoriana ny fiderana ny Tompo amin'ny fanomezam-pahasoavana.
😢
🫶🏽🫶🏽🫶🏽 quel courage! 🥹🥹