Tarigetra

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • Tarigetra

ความคิดเห็น • 33

  • @Harry165
    @Harry165 7 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra mankahery,
    ho tanako ny tarigetrako .Ampio aho Tompo hifikitra aminao.
    🙏🙏

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel5164 5 ปีที่แล้ว +6

    Tadidiko tsara ralahy vonjy tamin zaho vao nandray an i JESOSY dia ity hiranao ity no tsy afaka tato ambavako matetika , ary tsy mankaleo ahy mihitsy , dia mbola cassettes tamin zany ary hatramin izao na ny zanako aza dia mankafy ny hiran se , deraina jesosy ny amin zany talenta omeny an se izany fa na ny feo na ny tononkira dia tsara avokoa THJ ianao sy ny ankohonanao

  • @rinah56
    @rinah56 3 ปีที่แล้ว +2

    TARIGETRA
    Rehefa niezaka aho ho olo-marina fa noho ny hafetsena mba tiko onerana
    rehefa niezaka aho mba ho madio ampo
    fa vonona aho ny handao ny lolompo taloha
    dia toy ny resy aho
    ka mila hitalaho
    nahoana moa aho Raiko ô
    no nivoady izao
    Rehefa niezaka aho ho manapahendrena
    ka hoe hamoy ireo toetra ratsy mahonena
    rehefa niezaka aho
    mba ho mpandefitra
    vao maika toa mihasahy ireo mpanohitra ahy
    dia toy ny resy aho
    ka mila hitalaho
    nahoana moa aho Raiko ô no nivoady izao
    Ref: Fa noho ny Teninao izay mampahery ahy
    hoe tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy
    fa efa voafetra ny androny rehetra zava-poana fa tsy hitoetra hotanako ny tarigetra
    Rehefa niezaka aho ho mpampihavana
    fa ny fifandrafiana tsy mampiadana
    Rehefa niezaka aho
    hamela heloka
    vao maika ireo indray no toa handrendrika ahy
    dia toy ny resy aho
    ka mila hitalaho
    nahoana aho moa aho Raiko ô no nivoady izao
    VONJY

  • @TrustGod-nz7ie
    @TrustGod-nz7ie 15 วันที่ผ่านมา

    TARIGETRA
    Rehefa niezaka aho ho olo-marina
    F'irony hafetsena mba tiko onerana
    Rehefa niezaka aho mba ho madio ampo
    Fa vonona aho ny handao ny lolompo taloha
    Dia toy ny resy aho, ka mila hitalaho
    Nahoana aho moa aho Raiko ô no nivoady izao
    Rehefa niezaka aho ho manam-pahendrena
    Ka hoe hafoy ireo toetra ratsy mahonena
    Rehefa niezaka aho mba ho mpandefitra
    Vao maika toa mihasahy ireo mpanohitra ahy
    Dia toy ny resy aho, ka mila hitalaho
    Nahoana aho moa aho Raiko ô no nivoady izao
    ref:
    Fa noho ny Teninao izay mampahery ahy
    Hoe tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy
    Fa efa voafetra ny androny rehetra
    Zava-poana fa tsy hitoetra
    Hotanako ny tarigetra
    Rehefa niezaka aho ho mpampihavana
    Fa ny fifandrafiana tsy mampiadana
    Rehefa niezaka aho hamela heloka
    vao maika ireo indray no toa handrendrika ahy
    Dia toy ny resy aho ka mila hitalaho
    Nahoana aho moa aho Raiko ô no nivoady izao
    ref:
    Fa noho ny Teninao izay mampahery ahy
    Hoe tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy
    Fa efa voafetra ny androny rehetra
    Zava-poana fa tsy hitoetra
    Hotanako ny tarigetra
    Tarika VONJY

  • @natacharako4815
    @natacharako4815 6 ปีที่แล้ว

    Tatie Vivi à.. matsiaro an ndr fona za na aty alavitra aty aza. Je t aime aki a. Basy iany ito

  • @rninia6459
    @rninia6459 2 ปีที่แล้ว +1

    Matetika tokoa isika @ lay fotoana efa nanapakevitre ny hiova iny dia vao maika mafy ny fankampanahy, sady ohatra ny hoe mia sarotra ny situation misy antsika. Na hoe efa niova isika na nandray ny Tompo nefa toa voa maika mia "mijaly" na "sahirana" tsy araka ny no heritreretintsika ny tranga misy antsika. Dia eo ny Tompo mampahery sy mampatsiahy fa mpivahiny ihany isika eto an tany, ary mandalo ny zavatra rehetra na ny tsara na ny ratsy. Fa ny tena mitoetra dia ny hoe manana an i Kristy ao am-po isika ary raha maharitra sy mitana ny tarigetra dia handova lay fiainana mandrakizay! misaotra Vonjy @ hafatra mafonja fa dia tena mampahery tokoa

  • @RAKOTOARIMANANAMamyHerizo
    @RAKOTOARIMANANAMamyHerizo 2 หลายเดือนก่อน

    Tsara ity hira ity.Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy

  • @andrianjakanoronilanahaja6716
    @andrianjakanoronilanahaja6716 8 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ny manana tarigetra eo amin'ny fiainana!!!

  • @TheLekely
    @TheLekely 10 ปีที่แล้ว

    Aiza kay no mety hazaona mividy ny album an i Vonjy, izy rehetra (zay rehetra efa navokany)

  • @harizobrunel8729
    @harizobrunel8729 6 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra ity hira ty dia nohiraiko matetika tany am piangonana ary dia tena nampientana ny fon'ny maro.
    Mbola cassette no nanako tamin'izany. Misaotra Vonjy a!

  • @martinahanjarasoa6053
    @martinahanjarasoa6053 6 ปีที่แล้ว

    Ndriiii. Mahereza atrany de mirary soa fa marina izany..

  • @henrirandrianatoandro3762
    @henrirandrianatoandro3762 7 ปีที่แล้ว +1

    Manaiky anao amty aingam panahinao ty miitsy aho Mr vonjy,,,,,tena tsaara

  • @angiloulou3867
    @angiloulou3867 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa tena nampahery be ahy le hira,

  • @tsitorandriamorasata9659
    @tsitorandriamorasata9659 11 ปีที่แล้ว +1

    tsara e!!!!velona jesosy

  • @DaniMimi-eb9kg
    @DaniMimi-eb9kg 7 หลายเดือนก่อน

    🎉🎉🎉🎉🎉

  • @ramanantsoananou7048
    @ramanantsoananou7048 10 ปีที่แล้ว

    Misaotra an vonjy amin'izany tononkira tsara voatra izany.

  • @em.razafi4365
    @em.razafi4365 11 ปีที่แล้ว +1

    sady tsara ny hira no tsara ny tonony, mahafafinarita !

  • @anjatianaandriapiakarana4994
    @anjatianaandriapiakarana4994 ปีที่แล้ว

    ❤️❤️

  • @razafindrabemiradosamoela7245
    @razafindrabemiradosamoela7245 4 ปีที่แล้ว

    Fianako ianao enao no lalana s'y fahamarinana

  • @joharybrahmsraveloson1953
    @joharybrahmsraveloson1953 10 ปีที่แล้ว

    tena marina daolo ny voalazan ny tonon kira eto,mampahery

  • @razanaharivololonanivohani240
    @razanaharivololonanivohani240 3 ปีที่แล้ว

    Tsara sy mampahery ny tononkira

  • @ravokatsoanirilanto6502
    @ravokatsoanirilanto6502 11 ปีที่แล้ว

    tena marina mihitsy ny voalazan'ny tononkira

  • @dominiqueratrema4482
    @dominiqueratrema4482 3 ปีที่แล้ว

    Hahay !!!!!

  • @narindraluciehantamalala6581
    @narindraluciehantamalala6581 6 ปีที่แล้ว

    Mba te ahazo tononkira

  • @ravakiniainarandrianarivon5752
    @ravakiniainarandrianarivon5752 8 ปีที่แล้ว

    that's me all over

  • @randriamaheninazoherynyain8672
    @randriamaheninazoherynyain8672 11 ปีที่แล้ว

    tsara, manohina tokoa
    Tsy maintsy mandresy isika ao amin'ny Tompo

  • @rivosonramiadanjatovo3545
    @rivosonramiadanjatovo3545 10 ปีที่แล้ว

    tsara e, mampientana ny nofo

  • @mbolatinafabrice
    @mbolatinafabrice 6 ปีที่แล้ว

    Tena marina io tononkira io ry Vonjy an

  • @user-cf5wb7vo7o
    @user-cf5wb7vo7o 6 ปีที่แล้ว

    Tiko lotr

  • @HollyRakotomanga
    @HollyRakotomanga 10 ปีที่แล้ว

    :')