Luc Hervé - HAFATRA HO ANAREO ARTISTE HYPOCRITE IREO [ RESAKA NINIE DONIA ] ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 57

  • @deniseadrasset4093
    @deniseadrasset4093 ปีที่แล้ว +8

    Tezitra mafy i Luc Hervé, il a vraiment raison !

  • @narirandrianarijaona3771
    @narirandrianarijaona3771 ปีที่แล้ว +7

    Marigny nihina Luc ,Jaojoby tsy ilaigny

  • @brigitteramin2122
    @brigitteramin2122 ปีที่แล้ว +6

    Merci monsieur. Vous avez raison

  • @hehemanitra8370
    @hehemanitra8370 ปีที่แล้ว +6

    MARINA IZANY LUC HERVÉ ! OMEO VONINAHITRA HO TOMPOKOVAVY NINIE DONIAH DIA TOKONY HO TOHIZANTSIKA NY TOLONY.
    MAMPALAHELO NY TOEN TSIKA MALAGASY AMIN'NY FITIAVAMBOLA ! MILA HEZAKA BE HANITSIANA SY HAMAFAIZANA IREO OLOMPIRENENA MALAGASY MAMOA FADY

  • @KessieAsmine
    @KessieAsmine ปีที่แล้ว +3

    Merci zoky be luc hervé 😢😢

  • @kimwai5222
    @kimwai5222 ปีที่แล้ว +2

    Paix a son âme tout d'abord et la vérité est dans sa parole. Teny marina tsy maintsy itsipahagna

  • @marimalaza
    @marimalaza ปีที่แล้ว +1

    Marina ninao fa aza manompa
    C'est la route pour tout le monde un😢
    Mandria hampiadanana Ninie Doniah

  • @thereselouchart-brossard6262
    @thereselouchart-brossard6262 ปีที่แล้ว +1

    Il faut pas dire de gros mots mais parle la vérité merci

  • @Esperence-y5d
    @Esperence-y5d ปีที่แล้ว +1

    Marina ninao monsieur Hervé

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 ปีที่แล้ว +4

    Mon cœur pleure 😭😭😭😭

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +6

    Bsr angaha Maty Ninie Donia I andry rajoelina namono azy

    • @RevelationMG
      @RevelationMG  ปีที่แล้ว

      Mato t@ antoandro teo izy 🥹

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว +1

      MBA MANARAHA TOEJAVAMISY VAO MIHARO NY TSY TOKONY HIAROVANA.
      OLONA GADRANA NOHON.I MIARO NY TANINDRAZANY TSY HO LASAN.I VAZAHA
      DIA NAMPIDIRINA AMPONJA @ TSY RARINY
      NAHAZO BAIKO NY ZANDARY TONGA TANY ANTOERANA
      FA MISY MIARO AVY ANY ANTAMPONY ILZY VAZAHA HANDROKA NT TANINDRAZANY.
      NARARY HELA IZY TANY AMPONJA MBA HITSABO TENA
      MAHAZO BAIKO NY CHRF PRISON
      NANDONGALIKA HAMPAHA BE MASO WAWA NANGATAKA MIVANTANA T@ ANDRO RAJOELINA MBA HITSABOHANA AZY
      TSY NAMALY RAJOELINA
      TOMPONANDRAIKITRA @ FAHAFATESANA TAO AMPONJA
      RAJOELINA
      RAHA NANOME BAIKO HOTRAN.I FIHAROVANY VAEAHA HAKA NY TANINDRAZQN.I NINI IZY
      HAFAKA MANOME BAIKO NY HITSABOHANA AZY
      TSY TOKONY NAVELA MATY MORAMORA TAO
      MINISITRAN.I SERASERA TSY NIHETSIKA FA MPISOLELAKA
      RAVATOMANGA NO MPAMETRAPETRAKA NY TRANO NGEZQ ERAMPARITRA
      ANDRY RAJOELINA NO MPANOME BAIKO
      IZANY NO MAHA RESPONSABLE AZY

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 11 หลายเดือนก่อน +2

    Merci

  • @christianandrianarison8983
    @christianandrianarison8983 ปีที่แล้ว +6

    Aller ny anlah ry Bruce Lee fa mbola misy retour io ann

  • @stephenshuguesandrianaliso5809
    @stephenshuguesandrianaliso5809 ปีที่แล้ว +4

    Marina nainty zan zoky be ai, Merci @nanao

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 ปีที่แล้ว +1

    Margny nihinaw Way 😭😭

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 ปีที่แล้ว +11

    tokony ataontsika petition reo artista mitady vola ady andafy aza amiagna zaro koa volanaro andeha hingengegnindro agny Madagascar agny aveo boycottez les tous tonga aty andafy aza misy mandeha mizaha zaro aminy concert ndro

  • @MarieSery-nq6dh
    @MarieSery-nq6dh ปีที่แล้ว +4

    Raha nisy fitiavandreo Ninih dia ni boycotter ndreo iny propagande iny saingy indrisy manko fa voavidy fanahy. Marina loatra fo eky izany Luc Hervé 😢😊

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 ปีที่แล้ว +6

    Tena marina zany 😢😢,

  • @julierivat3830
    @julierivat3830 ปีที่แล้ว +2

    Izahay aloha di manaiky ary d'accord ,fa ireo artistes mpanaraka azy ireo raha niray hina ireo hoe hanavotra ani Ninie Dona , t@ fony manotolo di tsy maty izy fa nitsabonareo , raha maty aza izy efa mb nandray anjara ianareo fa ny zavatra nataonareo si niaraka t@ RAJOELINA sy RAVATOMANGA ,HATRAMY FARANY ARY NILAZA FA TSY NAHITA SY TSY MAHAFATATRA ANITY VEHIVAVY NINIE DONIA ITY ,HO TSARA LEVENANA NY MATY HITAHY NY FAMI IZY DI HITAHIANTSIKA REHETRA , COURAGE POUR SA SŒUR FAMILLE ET POURS TOUSLZ MONDE ❤❤❤❤❤

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว

      NANGATAKA NY HITSABOHANA AZY I WAWA T@ FILOHA
      MATAHOTRA NY HERY FAMORETANA NY ARTISTE DE ALEO MANOHANA AN.I N3
      FANTATR IREO ARTISTE FA NY BAIKO AVY ANY AMBONY NONANAMBORANA AZY ALEFA ANY AMPONJA
      GADRAINA IZY SATRIA MIARO NY TANINDRAZANY TSY HO LASAN.I VAZAHA
      ELA NO NAMPAHARARY AZY FA TDY NAVELAN.I FANJAKANA HO TSABOINA
      @ ZAO MATY MORAMORA AO
      INDRO KA HAFAKAINA 40 KM HIDIRANA ILAY HÔPITAL
      TOMBONDALANA NY AZY
      HO ANY DAHOLO IREO TSY MATAHOTODY REHETRA IREO
      IZAY MAMPIASA NY HERY FAMORETANA
      AVARINZ AMPONJZ NINI
      TDY NAMELA NY TANINY HO LASAN.I VAZAHA
      MASINA NY TANINDRAZA
      ARY FANDALOVAN.I REHETRA IZAO
      NA NY FAHEFANA AZA

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 ปีที่แล้ว +13

    Artistes côtiers maivandoha no complices nahafaty an’i Ninie Donia. Raha artiste merina io tsy naty karaha zao.

    • @coolman3322
      @coolman3322 ปีที่แล้ว +1

      lohany côtier. lohany crevettes madiniha hely . crevettes tay anatiny fa tsy cerveaux

    • @karimosolo3467
      @karimosolo3467 ปีที่แล้ว +2

      Tsika faritra avaratra reto tsy mahay miray hina tsy kara betsileo tandroy merina tena tsy mahay miray hina 😢

    • @saidmoadjoadamo6180
      @saidmoadjoadamo6180 ปีที่แล้ว +2

      Borozany reo raciste

  • @Taralila135
    @Taralila135 ปีที่แล้ว +8

    Hay Zay vao fantatrareo fa tsy manjary Cédric???

    • @MarieSery-nq6dh
      @MarieSery-nq6dh ปีที่แล้ว +1

      Mbola tsy trop tard havako aby fa ny tolona no fankasitrahana lehibe indrindra atolotsika ho ani Ninie Donia😢 rah madio fo marina ny RIP soratantsika

  • @zalihatakassim9057
    @zalihatakassim9057 ปีที่แล้ว +2

    😢😢😢 paix à son âme j'étais fan d'elle 🙏🙏🙏🤲

  • @eddybessa6523
    @eddybessa6523 ปีที่แล้ว +1

    Mandria ampiadanana Ninie Donia 🙏🏾

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 ปีที่แล้ว +3

    😢😢 c'est triste 😭

  • @marguerittezanakoto9926
    @marguerittezanakoto9926 7 หลายเดือนก่อน +1

    Manazy

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 ปีที่แล้ว +1

    Marina ny an'i Luc Hervé fa fotoagna zao tokony handinihagna sy hitambaragna. Mafy anie ny mahazo antsika jiaby am'faritra io e ary io amin'ny lafiny maro.

  • @RFHCreation
    @RFHCreation ปีที่แล้ว +1

    Mampalahelo loatra ny Fanararaotam-paty eto Madagasikara satria amin'ny Fahorian'olo sasany dia misy olo sasany faly mamadika izany ho politika maloto hanenjehan'olo sasany tsisy idirany. Betsaka ny asa tsara azo atao fa tsy voatery hiandry isanandro izay maty rehetra eto Madagasikara eto mba hoentina hanenjehina izay tsy tiana.

  • @lantofinoanamarie3463
    @lantofinoanamarie3463 ปีที่แล้ว +4

    Marina loatra

  • @thereselouchart-brossard6262
    @thereselouchart-brossard6262 ปีที่แล้ว +1

    C'est vrai

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison ปีที่แล้ว +5

    😭

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +3

    Aroe nalemy za naheno azy

  • @tiiana4495
    @tiiana4495 ปีที่แล้ว +2

    Lera tany naro avaratse aleny merina jiaby agny vous aller bien rire ninie donia a fait que dénoncer cela vraiment c'est triste

  • @bakoraza8930
    @bakoraza8930 ปีที่แล้ว +4

    Ny olona misy aretina na mihadra aza dia tsy azo atao anaty prison fa alefa any @ hopitaly ðia ambenana polisy na gendarme. Izany ny aty andafy. Fantatry ny mpitsara izany fa niniana novonoina i Ninie Doniah satria tsy mitondra ny loko orange. Nampijaliana izy satria tena nahare marary mandra-pahafatiny. Mandria am-piadanana Ninie ary mampahery ny zanany. Na ho ela na ho haingana tsy maintsy mivaly any @ ireo izay nahatonga izao ny tody

  • @yvette5974
    @yvette5974 ปีที่แล้ว +2

    MISAOTRA ANAO
    MPANAKANTO AFAHANA I WAWA
    WAWA NANGATAA HIVOHANY
    NOVONOIN.I FANJAKANA NINI
    TSY NAHAZO NITSABO
    EFA HO HAFAKAINA IZY VAO NENTINA 1NY @ HÔPITAL TSARA TSARA

  • @georginaratolonjanahary4052
    @georginaratolonjanahary4052 ปีที่แล้ว +1

    Maro nanao vidéo teo fa an Luc Hervé ti tena maza soa 😂

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 ปีที่แล้ว +3

    Mandria ampiadanana Ninie Donia !!!! mankahery ny anakany ny fianakaviany sy malagasy mpiraitanindrazana indrindra ny toerana niaviany Olobe Afondolo Afon ' Angatra ny Olona be no nindaosin'ny fahafatesana nohon'ny fandraisana tsindry maro avy @ ireo nangalatra ny tanin'olona tao Nosy Be nijoroany sy niadiany tompon'andraikitra ny fanjakana fa tsy misy attaque perso

  • @yvette5974
    @yvette5974 ปีที่แล้ว +2

    TOONY HIANDRASANA AO @ 13 MAI AO ANTANANARIVO NY RAZANA
    MATY MIHARO NY TANINDRAZANY TSY HO LASAN.I VAZAHZ
    NAMPIDITRA AMPONJA TSY MANAIKY NY DIDIJADONA
    MATY @ FIAROVZNA NY VAHOKA MADINIKA
    NOVONOHINA
    NOHON.IREO
    TSY NOTSABOINA IZY RAHA NARARY
    JUSTICE SOIT FAITE POUR NINIE
    MASINA NY TANINDRAZANA

  • @FitosoaRakotohasimbola-wp5nw
    @FitosoaRakotohasimbola-wp5nw ปีที่แล้ว +1

    Tena Marina ny teninao jaojoby Jerry Marcos sns tena tohina ny fo
    Taminizy mbola velona tsy hitanareo ze natao koa zao vao e malaelo

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE ปีที่แล้ว +2

    ZAY IZY ARY TSARA NY RAHA MAZAVA.
    IZAY LEHILAHY TSY NAHA TERAKA NY VATANY IZY ARAIKY KANEFA TERAKA AVY TAO AMIN’I KIBON’I VEHIVAVY DIA MANDEHA AMIN’AZY MIVANTAGNA , ARY MANDALO AMBANY TRAGNO NAZY IREO TENY IREO.
    MPIHATSARA VELATSIHY ISANY.
    NATY IZY IGNY, VITA NINAZY IGNY FA MBOLA HO AVY KOA NY TOUR N’I SASANY JIABY.
    RAHA MAHAVOA AHOMBY FOTSY DIA TSY MAINTSY MAHAVOA AHOMBY MENA SY MAINTY KOA.
    AZOVY MAHAVIDY FAHASALAMAGNA?
    AZOVY MAHAVIDY FAHAFATESAGNA?
    NA MILLIONAIRE, NA MILLIARDAIRE, NA MAHANTRA DIA TSY MISY MAHAVANGA NY FAHASALAMAGNA SY NY FAHAFATESAGNA DIA MBOLA HO AVY NY TOUR N’I SASANY.
    MANAMBOLA MITAFOTAFO MIREHAREHA MAGNAMBONY TEGNA MITSANGY MAFOAKA SY MANAKARENA SY NY SISA KANEFA TSY MAHAFOY NA VOLA ARIARY TOKANA HAMONJIAGNA OLO MARARY AMBAHAONAN’I FAHAFATESAGNA.
    99% N’ I OLOMBELONA DIA MPIHATSARA VELATSIHY DAHOLO.
    SE MÉFIER DES APPARENCES ET DE L’EAU QUI DORT.

  • @bonyrodinravoaviharinjaka8045
    @bonyrodinravoaviharinjaka8045 ปีที่แล้ว +1

    MARINA LOATRA RAHA NY ARTISTE AVARATRA REHETRA NO NANGATAKA TALOHAN'NY PROPAVANDY TSY MATY TANY NY REINE DU SALEGY .TOKONY HOVAINA WAWA NY ROI DU SALEGY MANOMBOKA IZAO

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +2

    Maty oviagna izy

  • @tiiana4495
    @tiiana4495 ปีที่แล้ว +1

    Andevony merina kouneh anarô avaratse eh nefa Koa miteny zegny ro meloky nefa marigny firy atsika côtiers plus que capital azalah eh bref

    • @voahangyraharinirina4708
      @voahangyraharinirina4708 ปีที่แล้ว +1

      Nareo côté te hifidy jakisagne any fitondrana maloto Zao vokany propagande nareo mafana vola bahoka paritaka efa voa tany vao hoe domy za ranotra

    • @tiiana4495
      @tiiana4495 ปีที่แล้ว

      ​@@voahangyraharinirina4708kkkk tsy nifidy izy zaho eh fa artistes côtiers tegna vedragna Koa resaka vôla tsy mahay miray Hina

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 ปีที่แล้ว +3

    C'est pas vrai 😢😭 Mitomany za non non dis moi que c'est pas vrai

    • @yvette5974
      @yvette5974 ปีที่แล้ว

      MATY TANDALANA 40 KM HALOHZN.I HÔPITAL
      NIVONON.IREO FANJAKANA IZAY NAMPIGADRA AZY
      IREO TSY MATAHOTODY
      IREO MANOHANA NY VAZAHA HAKA NY TANINDRAZANA
      MATY NOHON.I FIHAROVANA NY MADINIKA NINIE
      MASINA NU TANINDRAZANA

  • @JymiAl
    @JymiAl ปีที่แล้ว +2

    Fa iza zany no ilainao makany Bodo sa Ambondrona sa Dama (Mahaleo)
    Fa i Andry R. nga no namono azy Mr Luc Herve?
    Akombony ny vava ry sakaiza de aza mifoka rongony intsony rehefa tsy zaka fa afangarohy @ vary @ anana de mba sady fanafody amin'izay