Yehoshua = YHWH no Mpamonjy, IZY irery no ilay Andriamanitra, ilay Andriamanitra tokana 09_07_2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 ก.ค. 2017
  • Fampianarana FOTOTRA ity. Raiso amin'ny fanetren-tena sy fanahy mivavaka. Mety hanohitohina, fa matokia, ho fantatrao ny marina, ny marina hanafaka anao! Mba hiteny tahaka an'i Paoly isika hoe "Fantatro izay inoako". Marobe manko ny mpino no tsy mbola mahalala ny tena fahamarinana ny amin'ilay foto-mpampianarana ara-baiboly satria tonga ilay ratsy nony alina namafy ny tsiparifary tao an-tanimbary! Mitsangana mihazavà fa tonga ny fahazavanao!

ความคิดเห็น • 13

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko azo tsara le fampianarana. HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NY VONINAHITRA

  • @kristinamalalaeliane5052
    @kristinamalalaeliane5052 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen misotrabetsaka fa tena mazava be 🙏🏼❤

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 ปีที่แล้ว +2

    Shalom! Misaotra betsaka amin 'ny fizarana . YHWH, Yeshua Ha Mashiach, , Tompo, Mpamonjy , Andriamanitra tokana! Amen.

  • @marieangelerasoanarivo1770
    @marieangelerasoanarivo1770 ปีที่แล้ว

    Misaotra Misa o

  • @baillylanto246
    @baillylanto246 6 ปีที่แล้ว

    Amen Amen Amen mon frère, Demeure Béni bien aimé dans le Seigneur. Maranata

  • @mioralalaina24
    @mioralalaina24 6 ปีที่แล้ว

    Amen Amen
    Isaorany ny Tompo fa mazava be tenininy
    De makasitraka Zoky Misa an

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka fa tena mazava tsara , vonahitra hoan'Andriamanitr irery iany.

  • @baillylanto246
    @baillylanto246 6 ปีที่แล้ว

    Tsara be. Amena

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa9257 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Zoky Misa a, mahaliana ny fampahafantarana, tena ilaina ny mianatra ny momba ny Anaran' Andriamanitra

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 7 ปีที่แล้ว

    Tena mahaliana be lay fampianarana misaotra betsaka An dranadahy mizara

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 6 ปีที่แล้ว

    Tena révélation homeny Tompo io , rehefa mamaky ny apocalypse no tena mampiseho An Jesosy fa AndriamanitraIzy ,vakio ny baiboly fa ny Fanahiny no mandresy lahatra anao @ verset manambara Azy.

  • @benjaharivolarabesandratan2845
    @benjaharivolarabesandratan2845 7 ปีที่แล้ว

    Fanotaniana Tompoko
    Ny Batisa natao t@ anaran ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina izany manao ahoana .tsy izy v

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 5 ปีที่แล้ว

    Mazava tsara fa miasaotra o.
    Fa misy ihany ko ity verset ity.
    Genese: 1:26.
    Puis Dieu dit: Faisons l'homme à notre image.
    Mathieu 27.46 Et vers la neuvieme heure, Jesus s'ecrie d'une voix forte: Eli, Eli lama sabachthani? c'est à dire: Mon Dieu, mon Dieu pourquoi m'as tu abandonné?