Sambatra ny madio am-po_12 05 2019

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • Matio 5:8 Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an' Andriamanitra.
    Ohabolana 4:23 Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.
    Ezekiela 36:26Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. 27Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. 28Ary honina any amin'ny tany izay nomeko ny razanareo ianareo, ka ho oloko ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo. 29Ary hovonjeko ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra ianareo, ary hantsoiko sy hataoko vokatra ny vary, ary tsy hanaterako mosary intsony ianareo; 30ary hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha, mba tsy ho voalatsan'ny jentilisa amin'ny mosary intsony ianareo. 31Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanao tsy metinareo, ka dia haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo. 32Tsy noho ny aminareo no anaovako izany, hoy Jehovah Tompo aoka ho fantatrareo izany; koa menara sy mangaihaiza ianareo noho ny lalanareo, ry taranak'Isiraely.

ความคิดเห็น • 47

  • @taniafahombiazana1921
    @taniafahombiazana1921 2 ปีที่แล้ว

    Waouh juste waouh 🙏🙏🙏

  • @promobile1819
    @promobile1819 2 ปีที่แล้ว

    🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen😇.
    Mankasitraka indrindra zoky Tantely Ratsimba.

  • @djennymina4328
    @djennymina4328 3 ปีที่แล้ว +2

    Amen Amen

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra Andriamanitra Ray an-danitra ,😍😍nanome mpanomponao mahay mitory Ten'inao masina mandrakariva aminay vahoakanao .Anao irery voninahitra masina mandrakizay Jesosy Kristy Tompon'ny maro 😍❤❤ AMEN.

  • @SaturninZita
    @SaturninZita ปีที่แล้ว

    misaotra an'i Kristy fa hitako ilay fampianarana. 💖💖

  • @volatiana7834
    @volatiana7834 5 ปีที่แล้ว +4

    Amen zaho aty liban misaotra an Jesosy Kristy aho nanome ity Ranadahinay ity afantaranay ny Finoana tena marina maniry atao Batisa eee

  • @minaely4069
    @minaely4069 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen! Misaotra mbetsaka ranandah fa nahazo sakafo mpanahy

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว +2

    AMENNNN 🙏🙏 Voninahitra ho an Andriamanitra irery hiany ❤❤

  • @salmmsalmn2033
    @salmmsalmn2033 2 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @pristolaravaonirina4079
    @pristolaravaonirina4079 3 ปีที่แล้ว

    Hi ! Makasitraka Tompoko Andriamanitra homba atsika mandrakariva Haleloia misaotra nampita mahareta @farana Paster tately Amena beo nampita🙏🙏❤💖💞

  • @mamala5498
    @mamala5498 3 ปีที่แล้ว

    Amen mankasitraka indrindra Tompoko

  • @Vaovao-d1v
    @Vaovao-d1v 3 หลายเดือนก่อน

    Ny fahamarinana mitoetra foana 🥰🥰🥰 , nanomboka t@ ity mois de Juillet 2024 ity za vo naheno ny teny nampitondrain'i Jesosy an'ity Pasteur ity ...

  • @anastancesenerela4613
    @anastancesenerela4613 3 ปีที่แล้ว

    Amen alelo

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tantely ! Dia mirary soa hatrany ho anao ao TOMPO !

  • @rabakosasah1936
    @rabakosasah1936 5 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka Ranadahy. Tantely fa Nahazo hery Aho nefa kivy momba n'y Asa ko. Misaotra jesosy kristy fa izaho mitsy volaza

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 ปีที่แล้ว

  • @volatianaharisoa7597
    @volatianaharisoa7597 4 ปีที่แล้ว

    JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETH ATAOVY VITA BATISA AHO JESOSY AA TANTERAHO NY FANIRIAKO IZANY AMEN

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 5 ปีที่แล้ว +2

    Merci Seigneur pour ce message rempli d'onction partagé par ton serviteur.
    Il faudrait aussi faire une prédication sur les autres Beatitudes telles que " HEUREUX LES PAUVRES EN ESPRIT, CAR LE ROYAUME DES CIEUX EST À EUX! " MATTHIEU 5: 3
    À Dieu seul la Gloire!
    Maranatha!

  • @mhrsss5324
    @mhrsss5324 5 ปีที่แล้ว +1

    Alléluia Amen makasitraka n’y aminy fizarana

    • @mamatymamagh154
      @mamatymamagh154 ปีที่แล้ว

      Ho ahy mihintsy zany misaotra Jesosy ary makasitra ny fizarana Tompoko

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว

    Tompo ô, Sasao madio aho MBA hananako fo Madio❤🙏

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 5 ปีที่แล้ว

    Amen! Amen!
    Tena izany mihintsy! Tena pratique .be!
    Alleluia!

  • @isabellerazafimamonjy4768
    @isabellerazafimamonjy4768 4 ปีที่แล้ว

    Tompo ô ovay ny foko mba Ho Mora hanarina.... Mankasitra Tompoko! Tahin' Jesosy

  • @salomeeravomanana9246
    @salomeeravomanana9246 4 ปีที่แล้ว

    Salama avy aty Lyon. Merci de tahin Tompo

  • @zaralizyyollande4639
    @zaralizyyollande4639 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ary mankasitraka fa voaray ny hafatra tena mahatorotoro fo. Misaotra indrindra jesosy fa tsara ianao

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 ปีที่แล้ว

    misaotra an'iJesosy aho fa tena mahavoky ny fanahy sy mampajery tokoa ny teniny, Deraina mandrakariva anie ny Tompo. Amen

  • @michaelgeorges407
    @michaelgeorges407 5 ปีที่แล้ว

    Merci zoky tantely am hafatra tena lehibe indrandra eo am maha olona!!!tahin'i tompo antrany

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 5 ปีที่แล้ว +1

    Amen!

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 5 ปีที่แล้ว

    Amen, isaorana lehibe anie Tompo, mankasitraka @ fampianarana soratra masina, tsara ny madio am po, tahiny Tompo hatrany anie ianao zoky Tantely

  • @volatinaharisoa2098
    @volatinaharisoa2098 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy Kristy fa ampio aho mba hitorin teninao any aminay ny mpianatrao faly aho Jesosy nahita azy a any Moramanga no misy anay

  • @sarahsarah9554
    @sarahsarah9554 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @ravinala958
    @ravinala958 4 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 3 ปีที่แล้ว

    Zany mihitsy

  • @hasminerandria7163
    @hasminerandria7163 3 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ny teny Andriamanitra zay ampitanao

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka 👼👼

  • @lalamaryse5536
    @lalamaryse5536 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka 🙏

  • @rakotonamana7096
    @rakotonamana7096 3 ปีที่แล้ว

    hotahin'ny Tompo mandrakariva anie enao @ fanataterahana ny asany;

  • @mickaelrohaut476
    @mickaelrohaut476 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fona e.

  • @juliennemarie5578
    @juliennemarie5578 5 ปีที่แล้ว

    Misaotranao nizara teniny Andriamanitra

  • @ishaisha113
    @ishaisha113 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra nahazo sakafo mpana. Zahay aty Kuwait

    • @edyazelinne1187
      @edyazelinne1187 5 ปีที่แล้ว

      Misaotra fa tsara jesosy makasitrak feno Amin

  • @lalamaryse5536
    @lalamaryse5536 4 ปีที่แล้ว

    Vexer =tezitra, tsis fahafalina, sorena

  • @diannalavignelavigne8933
    @diannalavignelavigne8933 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao za jesosy fa mbl naheno zao teninao zao; tsapak loatr jesosy o fa manohana za ny teninao; deraina anie ny anaranao: Misaotra ranadahy @ fanetrentena @ fitoriana;

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 3 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @melaniegerah9640
    @melaniegerah9640 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen 🙏 🙏

  • @randrianaivomendrika4228
    @randrianaivomendrika4228 4 ปีที่แล้ว

    Amen

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 ปีที่แล้ว

    Amen