Fampaherezana noho ny fahoriana mahazo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • JAONA 16:33
    Hoy Jesosy:Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko.
    Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana;nefa matokia:Izaho efa naharesy izao tontolo izao.
    ROMANA 5:3
    Ary tsy izany ihany fa aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza,satria ny fahoriana mahatonga faharetana.

ความคิดเห็น • 6

  • @marcelblandine5485
    @marcelblandine5485 4 ปีที่แล้ว

    Aleloia! Deraina JESOSY! Mandrosoa amin'ny Fahasoavana hatrany enao ravavy Laza mba ho fantsona itondra famonjena s'y fanantenana ao amin'i JESOSY KRISTY hoan'i zay mora kivy s'y misalasala @ FITIAVAN'IZY TOMPO! Amen!

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 8 หลายเดือนก่อน

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany .
    Misaotra Tompo ô ny @-izany fampianarana izany.
    Matoky Anao izahay Jesosy fa Ianao no efa naharesy izao tontolo izao amen amen amen ✝️🛐🙏 .

  • @nantenainarandrianarison
    @nantenainarandrianarison 2 หลายเดือนก่อน

    aleloua!!!!!!!!!!

  • @masiniainaniela
    @masiniainaniela 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka rahavavy Laza a, tahian'iJesoa hatrany enao

  • @rubisseschaffer1866
    @rubisseschaffer1866 4 ปีที่แล้ว

    miasotra indrindra amin'ny teny fampaharezena

  • @lisarama
    @lisarama 4 ปีที่แล้ว

    Mitomboa aminy fahasoavana ianao rahavavy dia tena mampahery tokoa
    Misaotra Tompo ô