- 110
- 128 787
Lazasoa Rahari
เข้าร่วมเมื่อ 25 มิ.ย. 2016
VAVAKA MANOLOANA NY FAKAM PANAHY
Ny fakam-panahy dia tsy natao handavo anao fa natao ho hitsahinao mba hitomboanao @ ambony kokoa.
Mahereza fa ao ambadikio dia misy zavatra vaovao efa omanin'i Tompo ho anao.
Mahereza fa ao ambadikio dia misy zavatra vaovao efa omanin'i Tompo ho anao.
มุมมอง: 204
วีดีโอ
La Puissance de Dieu qui agit dans l'invisible
มุมมอง 20หลายเดือนก่อน
Dieu est toujours à l'œuvre dans ta vie.
Fijoroana vavolombelon'i Lydie RASOLOARISON
มุมมอง 52หลายเดือนก่อน
Misaotra an'i Jesosy Kristy ny @ asa mahagaga izay nataony t@ mpanompony. Izy irery ihany no mendrika handray ny voninahitra rehetra. Aleloia Aza misalasala ihany koa ianao , manambara izay nataon'i Jesosy Tompo t@ fiainanao. Raha manana fanotaniana ianao na hijoro vavolombelona dia aza misalasala manoratra @ ity mail ity: "vavakasyfampaherezana@gmail.com" Mankasitraka hatrany ary mirary ny soa...
KATSAHO NY MAHAFALY AN'ANDRIAMANITRA
มุมมอง 1573 หลายเดือนก่อน
Sambatra ny olona izay mikatsaka mandrakariva ny hahafaly ny fon'Andriamanitra amin'izay rehetra ataony , fa tsy ho very ny valim-pitiany. Raha manome voninahitra Azy ianao Amin’ izay rehetra ataonao dia mba home ny voninahitra kosa.
VAVAKA HO AN'NY RENY
มุมมอง 1176 หลายเดือนก่อน
Tokana irery ihany no mahatonga anao ho reny miavaka dia Jesosy Kristy!
NY MAHA ZAVADEHIBE NY FANAMBARANA ATAONAO
มุมมอง 2326 หลายเดือนก่อน
Misy fiatraikany lehibe eo @ tontolo ara-panahy izay tsy hitan'ny masonao ,ary fiatraikany koa eo @ tontolo ara-nofo izay hitanao ny TENY na ny FANAMBARANA izay ataonao. Mamporisika anao aho mba hahery hamaky sy handinika ny (Ny Tenin'Andriamanitra ( ny Baiboly )mba ahafahanao miteny ,manambara araka ny sitrapon'Andriamanitra.
MIANDRASA ZAVA MAHAGAGA AVY AMIN'I JESOSY KRISTY REHEFA MIVAVAKA AMINY IANAO
มุมมอง 6457 หลายเดือนก่อน
MIANDRASA ZAVA MAHAGAGA AVY AMIN'I JESOSY KRISTY REHEFA MIVAVAKA AMINY IANAO
MAHAY NY ZAVATRA REHETRA IANAO @ ALALAN'I JESOSY KRISTY
มุมมอง 7639 หลายเดือนก่อน
MAHAY NY ZAVATRA REHETRA IANAO @ ALALAN'I JESOSY KRISTY
SAROBIDY NY FANAHIN'NY ANKIZY
มุมมอง 2639 หลายเดือนก่อน
Raha mbola omen'i Tompo fahafahana hivavaka ho an'ny zanakao , ho an'ny ankizy ianao dia tanteraho izany fa sarobidy Aminy ny tsirairay avy amin'izy ireny. Amena
NY MPANAO AN-KERINY
มุมมอง 19911 หลายเดือนก่อน
Ny sakana faha-10 izay tsy ahafahan'ny olona mandova ny fanjakan'Andriamanitra. 1 Korintiana 6:9-11
MITOETRA AO @ MAZAVA IANAO SA AO @ MAIZINA?
มุมมอง 550ปีที่แล้ว
MITOETRA AO @ MAZAVA IANAO SA AO @ MAIZINA?
MIFANTOHA MIJERY IZAY EFA VITAN'I JESOSY KRISTY....
มุมมอง 286ปีที่แล้ว
MIFANTOHA MIJERY IZAY EFA VITAN'I JESOSY KRISTY....
MIEZAHA HANATRATRA NY EO ALOHA DIA NY LOKAN'NY FIANTSON'ANDRIAMANITRA
มุมมอง 2712 ปีที่แล้ว
MIEZAHA HANATRATRA NY EO ALOHA DIA NY LOKAN'NY FIANTSON'ANDRIAMANITRA
MANAM-PAHORIANA NY VEHIVAVY RAHA MANANA ANAKA
มุมมอง 4652 ปีที่แล้ว
MANAM-PAHORIANA NY VEHIVAVY RAHA MANANA ANAKA
AMIN'NY ZAVATRA REHETRA DIA MAMPISEHO NY TENANAO FA MPANOMPON'ANDRIAMANITRA IANAO.
มุมมอง 4222 ปีที่แล้ว
AMIN'NY ZAVATRA REHETRA DIA MAMPISEHO NY TENANAO FA MPANOMPON'ANDRIAMANITRA IANAO.
SAKANA FAHA-5 dia ny SODOMITA IZAY TSY AHAFAHAN'NY OLONA MANDOVA
มุมมอง 1282 ปีที่แล้ว
SAKANA FAHA-5 dia ny SODOMITA IZAY TSY AHAFAHAN'NY OLONA MANDOVA
FIJORONA VAVOLOM-BELONA nataon'i Odile RAZAFINDRAMARO
มุมมอง 2052 ปีที่แล้ว
FIJORONA VAVOLOM-BELONA nataon'i Odile RAZAFINDRAMARO
NY SAKANA FAHA-3 dia NY FANOMPOAN-TSAMPY
มุมมอง 1892 ปีที่แล้ว
NY SAKANA FAHA-3 dia NY FANOMPOAN-TSAMPY
Amen 🙏
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
Amen
aleloua!!!!!!!!!!
Amen🙏🙏🙏
Mankasitraka Manasa anao ihany koa amangy ny rohy th-cam.com/play/PLpiP6tClcMhrty6NjFfUvex4jGjgdy8z7.html&si=Cc_p_YOFjbrsd1d8 Mirary soa
Mankasitraka indrindra tamin'ny fizarana rvvy Laza , thJesosy ianao sy ny ankohonanao 🙏🏻😘❤🔥
Bonjour,j,aimerais que ce soit traduit en français, merci c,est pour 1 malade
Bonjour, Par la grâce de Dieu ,j’essaye de la mettre en sous titres français. Merci pour le commentaire Soyez bénis en Jésus-Christ et le malade sois guéris en Son Nom,car Il ne change pas.
Aleloiaaaaaa Deraina Jesosy Dia miarahaba anao ihany koa sy isika mpanaradia an i Tompo ihany koa
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany . Misaotra Tompo ô ny @-izany fampianarana izany. Matoky Anao izahay Jesosy fa Ianao no efa naharesy izao tontolo izao amen amen amen ✝️🛐🙏 .
Misaotra ny amin ny fanafahanao ahy
Amen mankasitraka indrindra tompoko 🙏
Deraina Jesosy Kristy
Amen ❤
Amen
Amen 🙏🙏
Amen mankasitraka indrindra Tompoko
Alleluia anap irery ny voninahitra Jesosy o. Misaotra aminy fampianarana, atolotro anao ny fanapahana izay heveriko sy izay ato am poko Tompo o. Tahio ny mpanompanao mizara izao teny sy hafatra avy aminao Jesosy o. Misaotra noho fitiavanao Amen
Deraina ny Tompo ! Mazotoa hatrany asan'iTompo !
Misaotra betsaka <3
Amen
Mankasitraka rahavavy Laza a, tahian'iJesoa hatrany enao
Makasitra tompoko o voninatra ho hoany jesosy irery ihany 💖🙏
Misaotra an'Andriamanitra, sy ny fanahy masina, amin'ny anarany Jesosy kristy avy any Nazaret, ary tena misaotra anao ravavy Lazasoa fa tena sakafo- Panahy tsara loatra no azo avy aminao. Deraina ny Tompo. 💖🙏🙏🙏
Fiadanan'ny Tompo ho amin'ny mpanompony
Amen
Amen
Amen
Mamelombelon aina mihintsy ny mihaino ny vavaka sy ny toriteny ataonao
miasotra indrindra amin'ny teny fampaharezena
Ho an'i Jesosy Kristy irery ihany anie ny voninahitra.Amen!
Deraina Jesosy!Amen.
Amen mankasitrak indrindra ravavy Lazasoa Tahiny Jesosy enw s ny ankohonanao
Aleloia amen 🙏 Misaotra Anao Andriamanitra nohon'ny famindramponao no nahatoy izao ahy,matoky sy mino Anao aho Jesoa satria efa nandray Anao ho Tompo & Mpamonjy ahy @ fiainako rehwtra aho amen amen amen🙏
❤
😊😊1
A
Deraina JESOSY! Mandrosoa @Fahasovana rvv Laza! Mankasitraka!
Amen
Amen
Misaotra Tompo,Amen 🙏
Mitomboa aminy fahasoavana ianao rahavavy dia tena mampahery tokoa Misaotra Tompo ô
Amen alléluia 🙏🏽
Amen
Amen,Amen Je compte sur Toi-même mon DIEU
Je compte sur toi seul mon DIEU
Amen
Mankasitraka Jesosy Alléluia .
Misaotra Tompo o,Amen
Aleloia! Deraina JESOSY! Mandrosoa amin'ny Fahasoavana hatrany enao ravavy Laza mba ho fantsona itondra famonjena s'y fanantenana ao amin'i JESOSY KRISTY hoan'i zay mora kivy s'y misalasala @ FITIAVAN'IZY TOMPO! Amen!