ANKOAY, MPIKABARY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 4 ต.ค. 2024
  • Ankoay, vao efa-taona monja dia efa nanana ny talenta "mikabary" izay nolovainy tamin'ny fianakaviany. Tsy nisy fianarana manokana narahiny momban'ny kabary. Ny fifaneraserana tamin'ny olona maro sy ny fizarana tany an-tsekoly no nampitombo tsikelikely ny traikefa.
    "Talenta ny kabary fa tsy fitadiavam-bola".

ความคิดเห็น • 6

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra ry se, mirary soa, ho ampitomboin'Andriamanitra anie ny talenta sy ny fahendrena ao aminao. Manaksitraka indrindra

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka anao tompokô ary dia gaga hoe maro ny manimbazimba ny fitafy tena gasy toy ny "lamba Harindrano, sns..." lasa mijoko manao azy avokoa na fety na fotoana ahona 😥😥😥. tapaka tsisy intsony ve ny HA.VO.TA.FO Sa ahoana è. Efa tena VERY HASINA I GASIKARA MASINA. ANKOAY MIRARY SOA HATRANY TOMPOKÔ

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 5 หลายเดือนก่อน

    Midera anao ny Malagasy tena anatinao ny fitiavana ny tanindrazana sy fomba ntsika Malagasy

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 3 ปีที่แล้ว

    Miarahaba tompoko,
    Tena marina fa lasa mpikabary daholo ny babay sy rovohitra, mampalahelo...

  • @andrianjakahery-tiana1856
    @andrianjakahery-tiana1856 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko

  • @jeanclaudeSolofonirina
    @jeanclaudeSolofonirina ปีที่แล้ว

    Tena tsara de aona ny fomba atao raha mba te hianatra @nao azafady?